Soins Infirmiers Mobiles d'Alaotra Mangoro SIMAM

Soins Infirmiers Mobiles d'Alaotra Mangoro  SIMAM Soins Infirmiers à Domicile

18/03/2022

Ny SIMAM Dia hivondronan'ireo Tanora misehatra @ fikarakarana Marary, afaka antsoina handray antanana ireo ts Salama any an-tokatrano, afaka manao garde malade any @ hôpital, manao prélèvement sanguin à domicile koa aza misalasala miantso anay!

Salama tompoko o! Tsara ho fantatra itony zavatra itony a! Satria ny fiainana tsy ilaozana accident eny antsefatsefany e...
26/02/2022

Salama tompoko o! Tsara ho fantatra itony zavatra itony a! Satria ny fiainana tsy ilaozana accident eny antsefatsefany en y.

Salama daolo o! Izahay SIMAM Soins Infirmiers Mobiles Alaotra-Mangoro dia vonona hanome anao tolotra ara-pahasalamana. T...
29/01/2022

Salama daolo o! Izahay SIMAM Soins Infirmiers Mobiles Alaotra-Mangoro dia vonona hanome anao tolotra ara-pahasalamana. Toy ny perfusion à domicile ; pansements, injection (IM, IV); sns. Misaotra Tompoko dia mirary ny soa ho antsika rehetra o!

Address

Antsahatanteraka Ambatondrazaka
Dubai
503

Telephone

+261346779292

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Soins Infirmiers Mobiles d'Alaotra Mangoro SIMAM posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Featured

Share