Infirmier Rh

Infirmier Rh appelez 0348366901/0325292205 toute acte infirmier

Tsy atonon tsony ny bank de retour ka aleo atao mitokana eto ny anareo 😁😁amzay mivoaka daholo De mbola mamerina ny fanka...
24/08/2026

Tsy atonon tsony ny bank de retour ka aleo atao mitokana eto ny anareo 😁😁amzay mivoaka daholo
De mbola mamerina ny fankasitrahan anareo rehetra 🙏🥰

2eme Tour a Talata Volonondry ✅Mankasitrak anareo avy lavitra nahatoky foana
23/08/2026

2eme Tour a Talata Volonondry ✅
Mankasitrak anareo avy lavitra nahatoky foana

Geste re zao 😀😀Mbola tsy tara rah zao vao haka rendez-vous didim-poitra a domicile an 🥰😁
16/08/2026

Geste re zao 😀😀

Mbola tsy tara rah zao vao haka rendez-vous didim-poitra a domicile an 🥰😁

Lasa lavitr mintsy 😀
14/08/2026

Lasa lavitr mintsy 😀

SADY NITOMANY NO NITENY HOE 🙏 Misaotra dokotera a 😀
14/08/2026

SADY NITOMANY NO NITENY HOE
🙏 Misaotra dokotera a 😀

13/08/2026

ALEO MBA MIFANAJA E‼️
Rdz @ 5h30 ve de @ 1h marain nareo de miantso 😌😡
7h a 19h ah no atsona raha zavatr tsy urgent

Izy ilay nilaza tsy tia kilalao Saingy fotoana vitsy taty ariana dia zao no nataony 😀
12/08/2026

Izy ilay nilaza tsy tia kilalao
Saingy fotoana vitsy taty ariana dia zao no nataony 😀

Mention spéciale à mes nouveaux super fans ! 💎 Andriniaina Luke, Andritiana Wendih, Jessicãk Räk, Stéphanie Miorasoa, Il...
12/08/2026

Mention spéciale à mes nouveaux super fans ! 💎 Andriniaina Luke, Andritiana Wendih, Jessicãk Räk, Stéphanie Miorasoa, Ilo Ny Soa, M'style Zazakely, Lova Razafintseheno, Hanitrin'iainah Annick, Sarindra Razafijaonarison, Fyh Ny Aiko Andriamihaja, Lahatry Ny Aina Haritia, Judicaelle Rahasinomena, Toky Nomena, Tsiferana Harivelo

Laissez un commentaire pour les accueillir dans notre communauté, fans

09/08/2026

Ho anareo niantso
Kanefa mbola tsy nconfirme tam mp na message de iangaviana mba andef izany fa mbola tsy enregistré ny rendez vous anareo

😌‼️ ZAZA TSY TIA KILALAO VOALOHANY 😲tsy nisy tiny izay nomena azy , ny tao antsainy angamba hoe mamitaka reto mody manom...
08/08/2026

😌‼️ ZAZA TSY TIA KILALAO VOALOHANY 😲
tsy nisy tiny izay nomena azy , ny tao antsainy angamba hoe mamitaka reto mody manome kilalao 😀 nefa zah napijalina
💉

Address

Ambatomaro
Ambatomaro

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Infirmier Rh posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share