Vinaparadis

Vinaparadis 💜Mpizara torohevitra ara-pahasalamana : rehefa fantatrao ny mahazo anao dia hainao ny tokony atao. Vinaparadis: 0388324081

20/08/2026

❌HOPITALY AVY HATRANY🙏

Io ny laharana tokana azahoana ahy.
17/08/2026

Io ny laharana tokana azahoana ahy.

Mety hoe mbola tsy mino ianao androany? Tsy maninona izany, fa ny manao teny mahery anaty mp na commentaire kosa dia blo...
17/08/2026

Mety hoe mbola tsy mino ianao androany? Tsy maninona izany, fa ny manao teny mahery anaty mp na commentaire kosa dia blokeko avy hatrany, tsy mangataka abonné rahateo ny pejy.

Tsy ao anatin'ny Vinako mihitsy ny hanotra ny olondrehetra, fa ireo izay matoky ahy sy manome lanja ny asako ihany. Tsy ...
17/08/2026

Tsy ao anatin'ny Vinako mihitsy ny hanotra ny olondrehetra, fa ireo izay matoky ahy sy manome lanja ny asako ihany. Tsy voefetra eo amin'ny resaka hotra fotsiny koa ny pejy Vinaparadis fa miresaka fahasalamana amin'ny ankapobeny mihitsy.

15/08/2026

Rehefa tena grave be izao aretinao vao hiantso ahy ianao e? Nefa ny saran'ny fitsaboako tsy mora

15/08/2026

Tsy antony iray fotsiny no mahatonga ny sciatique, izay no maha sarotra ny mitsabo azy.

Eritrereto nge hoe sady mandoa ilay marary no tratran'ny fatigue e. Izany hoe sady mivaivay ny vavoniny no faible koa ny...
15/08/2026

Eritrereto nge hoe sady mandoa ilay marary no tratran'ny fatigue e. Izany hoe sady mivaivay ny vavoniny no faible koa ny rate-ny.

Tsy afaka tsaboina amin'ny alalan'ny sakafo izany tranga izany fa tsy maitsy amin'ny alalan'ny hotra point. Satria tadidio foana fa ny sakafo no fanafody voalohany indrindra.

Ny acupuncture dia fanindromana amin'ny fanjaitra eo amin'ny point precis eny amin'ny meridien.

Mitovy amin'izany koa ny shiatsu fa kosa amin'ny alalan'ny tanana no hanaovana pression.

Ny hotra point dia natao: hampikoriana ny rà, ny rano, ary hampifandanjana ny energie ao anaty ny vatana.

Izay no tsy hafoizan'i Vinaparadis ny .

Tsy ahita anah ohatr'izao mihitsy ianareo rehefa mandeha manotra, fa masera misaron-doha kely🤧🥱
14/08/2026

Tsy ahita anah ohatr'izao mihitsy ianareo rehefa mandeha manotra, fa masera misaron-doha kely🤧🥱

I Vinaparadis ve??Mpitsabo amin'ny alalan'ny hotra nanomboka ny taona 2024.Tovovavy 24 taona liana amin'ny resaka fahasa...
14/08/2026

I Vinaparadis ve??
Mpitsabo amin'ny alalan'ny hotra nanomboka ny taona 2024.

Tovovavy 24 taona liana amin'ny resaka fahasalamana.

Ny tontolon'ny ankizy no tena tiako kanefa noho ny hotra dia lasa zatra mifandray amin'ny olondehibe aho, waouhhh misy amin'izy ireny no efa raisina ho toy ny zoky be sy Ray amandreny mihitsy aza.😍

Ny nofinofiko ve?

Ilay mahita olona renoka matory eo ambon'ny tanako iny aloha, iny tsy foiko. Ilay mahita olona salama rehefa avy horina efa nataoko fiainana.

Fa indrindra hizara ny fahalalana izay haiko sy azoko. IZAY MANORO LALANA HONO MANOME AINA.

KARAKARAO FAHASALAMANAO

Address

Ambohidratrimo
105

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vinaparadis posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share