26/03/2026
Faly miarahaba antsika rehetra indray, torohevitra kely momba ny zaza indray ny androany ho an'ny RAD, mila arahana maso ny zaza ny fihetsiny, ny fisainany (ny fivoarany sainy), ny fitombony ka râ vao mahita tsy normal isika dia efa mila taitra fa tsy mila varimbariana.
Raha vao tsy mitovy @ zanak'olona hafa ny zanakao dia mametraha fanontaniana fa mety misy olana zay!
*Ohatra: ny zanatsika efa 9-12 volana mbola tsy mandady d nefa ny an'olona efa mandady sady efa manomboka mitsangana dia efa mila taitra fa tsy normal zay.
NB: araho maso ary ny fivoharany zanatsika
Araho hatrany ny page fa mbola maro ny torohevitra ara-pahasalamana ho zaraina.