25/06/2026
✨Miarahaba tratry ny Asaramanitra!
Amin’izao tsingerintaona faha-66 nahazoan’i Madagasikara ny fahaleovantenany izao, dia mirary Fetin’ny Asaramanitra sambatra ho antsika Malagasy rehetra izahay🥳
Aza adino anefa fa misokatra izahay amin'ny anio 25 Juin amin'ny ora tsy miova ah
Nos Horaires :
🕔 25 Juin : ouvert (7h45 jusqu'à 17h30)
🕔26 Juin : fermé
🕔27 Juin : Réouverture (7h45 jusqu'à 17h30)
Mbola malalaka ny prestation
👉Brushing
👉Make up
👉Coloration
👉Pose onglerie
👉Manucure
👉Pedicure
👉Extension cils
👉Soin de visage
👉Épilation
Mbola afaka Tonga manao fahamanjana anio fa tongava daholo 🇲🇬
💚🤍❤️ Mirary fety sambatra🎊, milamina ary feno hafaliana ho an’ny rehetra!🥳
🏠 𝐇𝐚𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐀𝐧𝐚𝐥𝐚𝐤𝐞𝐥𝐲 (𝐞𝐧𝐭𝐫𝐞 𝐙𝐚𝐢𝐦𝐚𝐢𝐤𝐚 𝐞𝐭 𝐒𝐞𝐧𝐬𝐮𝐧𝐢𝐤) 📞+261 33 04 160 46
🏠𝐇𝐚𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐀𝐦𝐩𝐚𝐬𝐚𝐩𝐢𝐭𝐨 (𝐞𝐧 𝐟𝐚𝐜𝐞 𝐝𝐞 𝐥’𝐚𝐫𝐫ê𝐭 𝐛𝐮𝐬 23 𝐯𝐞𝐫𝐬 𝐀𝐯𝐚𝐫𝐚𝐝𝐨𝐡𝐚, 1𝐞𝐫 é𝐭𝐚𝐠𝐞 𝐝𝐞 𝐥’𝐚𝐬𝐬𝐮𝐫𝐚𝐧𝐜𝐞 𝐌𝐀𝐌𝐀)
📞 +261 34 56 275 04