10/07/2026
Ho atsika Andapa sy ny manodidina.
Aza adino ny fotoana amaray Asabotsy 11/07/26 fa nanolotra famorana faobe( circoncision de masse) ny CHRD II. Miantomboka aminy 6 ora maraina ny fotoana
Hento ny zanatsika fa maimaimpoana na tsy andoavam- bola ny famorana zaza amin' ny amaray.
NB: Ampagereo mialoha ny zanatsika raha mety mba hisorahana ny loto mety hiseho ,izay mety hampaloto ny ferin' ny zanatsika
Tongava maro