Centre Médical Andapa-Sud / CMAS

Centre Médical Andapa-Sud / CMAS un lieu pour diagnostiquer et traiter les maladies et éduquer sur les prévention des maladies

Ty ilay nandrasanareo iny Araka ny efa nampanantenaina👉Manantona aty @ Centre Médical Andapa-Sud / CMAS raha mila fanaza...
25/02/2026

Ty ilay nandrasanareo iny
Araka ny efa nampanantenaina
👉Manantona aty @ Centre Médical Andapa-Sud / CMAS raha mila fanazavana fanampiny

Rehefa itanao fa somary hafahafa, tsy mitovy @ mahazatra ny zanakao, de ento manantona Hôpital, toy ny👉Mafana hiditra👉Mi...
17/02/2026

Rehefa itanao fa somary hafahafa, tsy mitovy @ mahazatra ny zanakao, de ento manantona Hôpital, toy ny
👉Mafana hiditra
👉Misefosefo rehefa miaina na sempotra mitsy
👉Mandoa na mivalana
👉 Kamo misakafo na tsy mety minono
👉 Sns .. .
Ento @ hôpital akaiky anao

Ny Centre Médical Andapa-Sud / CMAS dia miasa 24h/24, 7j/7
Antsoy : 032 09 380 16, raha mila fanazavana fanampiny na mandefasa mp

Efa mihatsara ilay zaza, efa tsy mitovy t@ nidirana tato @ CMAS
et

16/02/2026

Efa mamely mafy Zao ny valan'aretina indrindra eo @ zaza
Aza manao dokotera tena fa lahy tokana ny aina
Aza miandry ela fa tonga de manantona Hôpital

🌸Ho fankalazana ny anniversairen' ny Centre Médical Andapa-Sud / CMAS , dia mahafaly anay ny manolotra ity tolotra ity h...
15/02/2026

🌸Ho fankalazana ny anniversairen' ny Centre Médical Andapa-Sud / CMAS , dia mahafaly anay ny manolotra ity tolotra ity hoanao
✨Raha misy mambra @ Mutuelle de santé Mahavelona ka te hampiasa karatra @ fotoana io de azo ampiasaina tsara

☎️Antsoy 0320938016 na midira mp rah mila fanazavana fanampiny

✨ Efa kely sisa dia ho vita tanteraka ny fanatsarana ny hopitalintsika! ✨🏥 Centre Médical Andapa-Sud / CMAS dia manohy m...
12/02/2026

✨ Efa kely sisa dia ho vita tanteraka ny fanatsarana ny hopitalintsika! ✨

🏥 Centre Médical Andapa-Sud / CMAS dia manohy manatsara
✅ ny fitaovana,
✅ny toerana
✅ary ny kalitaon’ny fikarakarana mba hanomezana fahafahampo ny marary sy ny fianakaviana

🎯 Tanjonay:
👉 Hanome tolotra ara-pahasalamana tsara sy moderina ho an’ny vahoakan’Andapa sy ny manodidina, araka izay azo atao

🙏 Misaotra anareo rehetra izay efa natoky sy nanohana anay fona hatrizay

Miara-manangana hopitaly tsara, manaraka toetrandro ho an’ny tanànantsika isika.
Ny fiaraha miasantsika no ahatanterahana izany 🙏
📍 Andapa-Sud
📞 032 09 380 16


❤️ Izy 2 mianadahy teraka omaly tao @ CMAS💖Samy mañana ny mampiavaka azy ny fampiterahana azy 2 ireo ...👶 Zaza voalohany...
12/02/2026

❤️ Izy 2 mianadahy teraka omaly tao @ CMAS💖

Samy mañana ny mampiavaka azy ny fampiterahana azy 2 ireo ...

👶 Zaza voalohany :

Efa saika teraka tsy ampy volana…
Noho ny fanaraha-maso sy fitsaboana natao tsara t@ fotoany dia nierendoza izy mianaka.
👉 Ankehitriny dia teraka feno volana ary salama tsara.

👶 Zaza faharoa
Tafiditra tao anatin’ny grossesse à risque…
Narahina maso isam-bolana, notiliana sy notsaboina ara-potoana.
👉 Teraka soa aman-tsara ary salama tsara koa

Tsy mitovy ny fitondrana vohoka misy ny tsotra, misy ny sarotra.
Fa mila arahina maso tsara mba hisorohana ny mety ho fahasarotana rehetra

📌 Mandritra ny fitondrana vohoka:
✔ Mitsapa isam-bolana (CPN)
✔ Miteraka amin’ny toerana azo antoka
✔ Raha misy fambara hafahafa (ra, fanaintainana, tsy fihetsiky ny zaza…) dia manatona hopitaly avy hatrany

🎇 Centre Médical Andapa-Sud / CMAS
🕒 Misokatra 24h/24 – 7j/7
Manao consultation/ Hospitalisation
🤰 Manara-maso vohoka/ CPN
🩺 Manao Échographie
🏥 Fiterahana azo antoka
📍 Andapa-Sud
📞 032 09 380 16
👉 Aza miandry olana vao manatona.

Aza adino manadio orona zaza refa voan'ny sery Azonao hianarana izy io, de any an-trano anao manao izy Tongava aty  @ Ce...
19/01/2026

Aza adino manadio orona zaza refa voan'ny sery
Azonao hianarana izy io, de any an-trano anao manao izy
Tongava aty @ Centre Médical Andapa-Sud / CMAS ka te hianatra fomba fanaovana izy

Nataonay sonia niany 08 Janvier 2026 ny convention de partenariat entre Mutuelle de santé Mahavelona et Centre Médical A...
08/01/2026

Nataonay sonia niany 08 Janvier 2026 ny convention de partenariat entre Mutuelle de santé Mahavelona et Centre Médical Andapa-Sud / CMAS
Nifanaiky fa hiara-dalana @ ity asa fikarakarana fahasalamana ity
Efa miasa tsara aty @ CMAS ny carte Mahavelona 🙏🤗
Izahay aty @ CMAS dia vonona mandrakariva hiara miasa @ ireo partenariat jiaby izay maniry hisitraka tolotra aty aminay
Tsara fanombohana ity taona ity 🥰 🙏

Ilay zaza teraka ce 01 Janvier 2026 à 13hFélicitations 🎉 @ parents fa nahazo fahasoavana @ fanombohan'ny taona Mitohy ny...
02/01/2026

Ilay zaza teraka ce 01 Janvier 2026 à 13h
Félicitations 🎉 @ parents fa nahazo fahasoavana @ fanombohan'ny taona
Mitohy ny asa fitsaboana izay atao ato @ Centre Médical Andapa-Sud / CMAS, tsisy andro fety zen fa miasa fao 🤗
Misokatra 24h / 24 , 7j/7 ny hôpital
Adresse : Andapa-Sud
🌸 Mirary taona feno fahombiazana sy feno fahasalamana ho anao 🌸

29/12/2025

Ho tapitra sahady ny taona 2025, ka mirary fety finaritra ho anao
Ho lavitra ny aretina anie
Centre Médical Andapa-Sud / CMAS miasa 24 H/24
Miasa fona na dia @ andro fety aza 🤗

Accouchement vao maraina ❤️💞Tongasoa Princesse 😘Centre Médical Andapa-Sud / CMAS ouvert 24h/247j/7
17/12/2025

Accouchement vao maraina ❤️💞
Tongasoa Princesse 😘
Centre Médical Andapa-Sud / CMAS ouvert 24h/24
7j/7

Address

Atsimon'ny Bazary Kely Andapa-Sud
Andapa
205

Telephone

+261320938016

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Centre Médical Andapa-Sud / CMAS posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category