25/08/2024
HELLO TOAMASINA SY NY
MANODIDINA
Ho anao maniry ny hanao solonify amin'ilay kalitao tena tsara, mafy sy mateza eto Toamasina. Natao ho anao ity
👉ASA MISY GARANTIE SADY ASSURE
MANARAKA NY FENITRA
ARA-PAHASALANANA
👉15 000 ariary ny nify iray, misy fihenam-bidy raha maro
👉Vita eo noho eo (confection instantanée et sur mesure), loko sy endrika arak'izay mety aminao sy mahatsara ny ativava
tsy mandoa vola ianao raha tsy afa-po
👉Traikefa mihoatra ny 15 taona
👉Tel: 038 85 673 29
👉Toerana: TANAMAKOA près FVKFM Toamasina