Mifikitra amin'ny Teniny

Mifikitra amin'ny Teniny Natao ho anao ity pejy ity.

Ho anao izay manontany tena hoe mbola miteny ve izany Andriamanitra izany; na tsy mbola nahita ny herin'ny Tenin'Andriamanitra; na ianao efa mahafantatra ihany fa tsy mbola tena nandray tokoa ny Baiboly ho Tenin'Andriamanitra.

FAHASALAMAN'NY FO ANDROANY MARAINA : 8:30 - 12 ora Centre Life Hope ambadiky ny Cnaps Ampatsakana : MAIMAIPOANA NY FIZAH...
22/06/2025

FAHASALAMAN'NY FO ANDROANY MARAINA : 8:30 - 12 ora
Centre Life Hope ambadiky ny Cnaps Ampatsakana : MAIMAIPOANA NY FIZAHANA

Ny Centre Life Hope dia manasa anao izay manana ahiahy mahakasika ny fahasalaman'ny fo ho tonga ny Alahady 22 jona izao ...
18/06/2025

Ny Centre Life Hope dia manasa anao izay manana ahiahy mahakasika ny fahasalaman'ny fo ho tonga ny Alahady 22 jona izao fa misy fizahana maimaipoana ataon'ny mpitsabo manokana momba ny fo.
Ilazao ny tapaka sy namana sao mahasoa azy izany.

22/11/2023

Ny Antokom-pihira ny Feon'ny Antso Avon'ny Lanitra dia faly manasa anao hanatrika ny Antsam-panahy izay iarahany amin'ny antokom-pihira ny Antema Ravaky ny Lanitra Anosibe II, ny Hoby Farany ary ny Feon'ny Faminaniana, ny alahady 26 novambra amin'ny 2 ora tolak'andro.
Tongava maro fa tsy misy vidim-pidirana, fa fifaliana, fanantenana ary fiadanam-po no ho entinao mody.
"Fa isika araka ny teny fikasany, dia manantena lanitra vaovao sy tany vaovao." 2 Petera 3.13

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mifikitra amin'ny Teniny posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to Mifikitra amin'ny Teniny:

Shortcuts

Share