31/03/2026
❤️50 ar monja ny kg ny sosisy na trondro🐟 na omby🐂 ,na akoho🐓, tsy hihinana @ izao ianao dia efa tsy hihinana intsony, tsara kalitao, tsy mampiasa ireo akora simika sns indrindra moa fa ny vitsinina tsy misy rano koa ny sosisy e fa vetikanina avy hatrany, mila mizatra an'izao sahady zany isika fa prix atsy ho atsy io e😅