SIBIO Madagascar

SIBIO Madagascar SIBIO MADAGASCAR offre des produits qui assurent la bonne santé et le bien être de tous.

SIBIO MADAGASCAR est une entreprise qui se spécialise dans la production des produits 100% naturel Vita malagasy, sans conservateur .Nous utilisons que des matières premières locales traités de façon artisanales ; afin de donner des opportunités aux agriculteurs malagasy mais aussi on contribue à la protection de l’environnement.

17/05/2025
10/06/2024

Jus de fleurs d'hibiscus , Bissap 😋

Mois de novembre no tonga indray ny tamotamo poudre, ataovy ary ny commande nao 😋
25/10/2023

Mois de novembre no tonga indray ny tamotamo poudre, ataovy ary ny commande nao 😋

Ho antsika izay manana olana ara-pahasalamana, indrindra amin'ny fandevonan-kanina, indro misy torohevitra natoraly mahomby sy mora ampiharina natokana ho anao😉😉

Tamotamo (Curcuma) :
👉manasitrana ny aretim-bavony
👉Miaro @ tsy fahatomombanan'ny vanintaolana (arthrite, arthrose)

👉Manampy amin'ny fikorianan'ny ra

Tsy izany ihany fa manampy antsika ihany koa amin'ny fanadiovana ny tarehy sy fanazavana ny hodi-tava😍

Izahay dia mamokatra tamotamo efa voahodina ho vovony, 100% natoraly natao ho an'ny rehetra😃.
100g : 5 500ar

Vita Malagasy, 🇲🇬

Efa tsy ho ela intsony dia ito indray ny vaovao 😁, inona no hatao anarany?
25/10/2023

Efa tsy ho ela intsony dia ito indray ny vaovao 😁, inona no hatao anarany?

12 madeleines au goût de votre choix 😍prix à seulement 6000ar !Aza misalasala micommande mini madeleine aminy hanitra sa...
08/06/2023

12 madeleines au goût de votre choix 😍

prix à seulement 6000ar !

Aza misalasala micommande mini madeleine aminy hanitra safidinao 😉
Ny vokatra natoraly vokarinay iany no ampiasaintsika amizany :

- au poudre Moringa
- au curcuma

Afaka asina chocolat 🍫 na raisin 🍇 apiarahina aminy
Alefaso ny commande fa vonona zahay anome fahafahampo ho anao

Raha mahaliana anao dia afaka miditra MP na miantso ny laharana 0347377983

Cake au curcuma 🥧Fantatrao ve fa afaka atao hanitra aminy gâteau ihany koa ny curcuma na Tamotamo ? 🤔 ankoatrany maha vo...
02/06/2023

Cake au curcuma 🥧

Fantatrao ve fa afaka atao hanitra aminy gâteau ihany koa ny curcuma na Tamotamo ? 🤔 ankoatrany maha vokatra natoraly entina hitsaboana azy 😍

Handramo dia zarao eto aminy commentaire oe manao ahoana ny tsirony 😉

- farine 190g
- siramamy 100g
- Atody 03
- 1/2 cac levure
- beurre 100g
- poudre curcuma 2g

fikarakarana :
hafangaro ny fangaro maina rehetra (farine, levure, poudre curcuma)
kapohina ny atody miaraka aminy siramamy, atao maazo fangaro tsara (afaka asina zeste de citron koa an 🍋)
harotsaka ao amin'izay ilay fangaro voalany
atao anaty moule izay tianao dia four 200° mandritra ny 15mn

Mazotoa homana Tompoko !!

Address

Antananarivo

Telephone

+261342862912

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when SIBIO Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to SIBIO Madagascar:

Shortcuts

Share