Sipakelin'i Dada

Sipakelin'i Dada izaràna ireo fotoana mamy miaraka aminy

Tsy haiko ianareo rehefa mahita ny zanakareo fa izahay mijery an'i Sipakelin'i Dada dia mieritreritra hoe toy ny vao oma...
28/03/2026

Tsy haiko ianareo rehefa mahita ny zanakareo fa izahay mijery an'i Sipakelin'i Dada dia mieritreritra hoe toy ny vao omaly anie no kely sy bitika eeee 🥹🥲
izy ity efa sahy mitaingina boriky irery. (Talohan'io sary io tsy mbola sahy aloha fa niaraka t@olona Dia nitsangana naka sisiny 😁😂... Fa avy eo kosa, hoy Ilay fitenenana hoe "elle a pris son courage à deux mains".
Faly be Sady fière loatra mahita azy 🥹❤️
Bon weekend Dia bonne vacance daholo rankizy an!
Bisous 😘

25/02/2026

Mirary soa daholo indray Ary e !!
Bisous 😘

Address

Tanjombato
Antananarivo
102

Telephone

+261341105075

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sipakelin'i Dada posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share