DaddyAqua Voyance

DaddyAqua Voyance Mpitsabo nentim-paharazana (Tradi-praticien)
Consultation: en Cabinet/ par téléphone/ en ligne Medium-Voyant; Astrologue ; Guérisseur traditionnel.

Membre de l' Association Nationale de Tradi-praticiens Malagasy ( ANTM)
Doté de plus de 20 ans d' expériences. PRESTATIONS : Voyance privée - Coaching spirituel - Guidance astrologique
THEMES : Amour - Finance - Carrière - Spirituel - Santé ....
CONSULTATION : En ligne sur https://www.daddyaquavoyance.com
A domicile
Par téléphone.

27/05/2026

TSINANA EO AMIN' NY FANDALOVANY NY VONDRON-KINTANA ADAORO NA TAUREAU NY VOLANA NY 16 MAY 2026Ity Tsinambolana ao amin’ny...
17/05/2026

TSINANA EO AMIN' NY FANDALOVANY NY VONDRON-KINTANA ADAORO NA TAUREAU NY VOLANA NY 16 MAY 2026

Ity Tsinambolana ao amin’ny Taureau ity dia fotoana manokana entin’ny tontolo hanombohana zavatra mafy o***a sy maharitra.
Fotoana tsara hametrahana tanjona mazava, hanombohana tetikasa vaovao ary hananganana fiainana milamina, feno fahafinaretana sy fiarovana.

💖 Fitiavana
Ampitomboy ny fifandraisana izay mahatonga anao hahatsapa ho tony sy sambatra.
Ny fihetsika tsotra nefa tena avy amin’ny fo no mampatanjaka ny fitiavana.

💰 Vola sy fahombiazana
Fotoana tsara hanintonana harena sy fitahiana ity.
Soraty mazava ny fanirianao ary manaova dingana voalohany hanatanterahana azy.

🌿 Fahasalamana sy fahasalamam-panahy
Mifantoha amin’ny fahazarana tsara sy maharitra.
Ny sakafo ara-pahasalamana, torimaso ampy ary fiainana milamina no fototry ny hery entin’ny Taureau.

13/05/2026

TOETOETRY NY OLONA ARAKA NY TONOMBITANA NAHATERAHANA: ADAORO (TAUREAU)Teraka ny 20 aprily hatramin’ ny 20 may .Metaly : ...
12/05/2026

TOETOETRY NY OLONA ARAKA NY TONOMBITANA NAHATERAHANA: ADAORO (TAUREAU)

Teraka ny 20 aprily hatramin’ ny 20 may .

Metaly : Varahina
Vato : Emeraude sy Agate.
Hazo maniry : Bouleau.
Voninkazo : Aubépine.
Planeta : Vénus.
Loko : Maitso.
Singa : Tany.
Teny famantarana : Fitiavana.
Andro : Talata

Ny ADAORO no tonombitana izay anatin’ ny singa tany voalohany ao anatin’ ny tetiatro manaraka ny volana.

Ity tonombitana ity dia tena anjakan’ ny singa tany. Arak’ izany, ny olona teraka ADAORO dia MANAM-BITANA MANOKANA AMIN NY FIHARIN-KARENA anisan’ izany ny fananana trano sy fiara.

Azo lazaina ho MARI-TOERANA ARA-PIHETSEM-PO SY ARA-TSAINA ihany koa izy.

Amin’ ny ankapobeny dia malefaka sy TENA TIA MIASA ary MANANA FAHAMATORANA AMIN’ NY ZAVATRA ATAO ny teraka ADAORO fa rehefa tena tezitra kosa izy dia tena tsy hay tohaina mihitsy.

Ny TANJAKA ARA-BATANA ihany koa dia anisan’ ny tena mampiavaka azy amin’ ireo tonom-bitana hafa.

Misy fotoana mety handalo fahadisom-panantenana ara-pitiavana lehibe ny Adaoro.

Olona TSY TIA MIOVAOVA, TIA MITANA NY HEVINY, ary mazoto manaraka antsakany sy andavany ny dingana tokony arahina amin’ ny fanatontosana zavatra iray na fanatratrarana tanjona iray.

Misy amin ireo olona teraka ADAORO no mora tohina sy mora mahatsapa. Ny hatezerana ao amin’ izy ireo dia miakatra moramora saingy rehefa mipoaka kosa dia toy ny volkano.

Misy amin’ ireo olona teraka ADAORO no manana toetra tia tena , tendan-kanina, tia miady, manana firaiketam-po, miavona.

Misy koa ny olona teraka ADAORO no BE FITIAVANA, tia mozika milanto, MANANA FAHENDRENA, TIA MIASA AM-PIFALIANA HO FANASOAVANA NY MAHA-OLONA, MARANI-TSAINA, AZO ITOKISANA, MAZAVA FO SY SAINA AMIN’ NY NAMANA ary TIA MANDRAY ANDRAIKITRA.

Loharano: DaddyAqua Voyance

PREVISIONS & CONSEILS🌙 Dernier quartier de lune en Verseau – 10 Mai• Après l’intensité du Scorpion, cette Lune décroissa...
11/05/2026

PREVISIONS & CONSEILS
🌙 Dernier quartier de lune en Verseau – 10 Mai
• Après l’intensité du Scorpion, cette Lune décroissante apporte un vent de liberté. C’est le moment de briser les schémas, d’innover et de regarder la vie avec du recul émotionnel, sans se perdre dans les drames.

💖 Amour
• Si quelque chose vous limite, il est temps de prendre un nouveau départ. Les relations saines exigent de l’autonomie, réfléchissez-y !

💰 Argent
• Remettez en question vos habitudes et vos dépenses automatiques. Une idée créative pourrait vous venir pour réorganiser votre vie financière.

🌿 Santé et bien-être
• Évitez de vous isoler. Échangez vos expériences, discutez avec des personnes qui vous inspirent et ouvrez-vous à de nouvelles formes de soins personnels .

Petit Plus – Conseil
• Brûlez un papier sur lequel vous avez écrit tout ce que vous ne souhaitez plus porter. Observez la fumée s’élever et imaginez-vous plus léger.

🌗 RAVA EO @ FANDALOVAN' NY VONDRON-KINTA ADALO NA VERSEAU NY VOLANA NY 10 MAY 2026• Mitondra fahafahana sy fiovana vaova...
10/05/2026

🌗 RAVA EO @ FANDALOVAN' NY VONDRON-KINTA ADALO NA VERSEAU NY VOLANA NY 10 MAY 2026

• Mitondra fahafahana sy fiovana vaovao ity volana mihena ity.
• Fotoana hanapahana fahazarana taloha sy hijerena ny fiainana amin’ny saina milamina.

💖 Fitiavana
• Raha misy zavatra manakana anao dia fotoana hanombohana vaovao izao.
• Ny fifandraisana tsara dia mila fahaleovantena sy fifampitokisana.

💰 Vola
• Diniho indray ny fomba fandanianao vola.
• Mety hahita hevitra vaovao hanatsarana ny fitantanam-bolanao ianao.

🌿 Fahasalamana sy Fahasambarana
• Aza mitoka-monina.
• Miresaha amin’olona manentana anao ary mikaroka zavatra tena mahasoa anao.

Torohevitra
• Soraty amin’ny taratasy ireo zavatra tsy tianao entina intsony.
• Doroy ilay taratasy ary eritrereto fa mihamaivana ianao.

01/05/2026

🌙 Lunes d’Avril 2026✧ Équilibre • Clarté • Détermination ✧🌑 Nouvelle Lune en Bélier✦ Oser commencer✦ Prendre les rênes🌒 ...
06/04/2026

🌙 Lunes d’Avril 2026
✧ Équilibre • Clarté • Détermination ✧

🌑 Nouvelle Lune en Bélier
✦ Oser commencer
✦ Prendre les rênes

🌒 Lune croissante en Lion
✧ Révéler son potentiel
✧ Rayonner avec assurance

🔮 L’essentiel
✦ S’organiser avec clarté
✦ Se positionner avec intention
✦ Agir avec détermination

🌕 Énergie du mois
➤ Structurer avec élégance
➤ Avancer avec puissance
➤ Réussir avec confiance

# #

🌕 FIHODIN’NY VOLANA – APRILY 2026 🌑Mandeha amin’ny fifandanjana sy fahavononana.Manomboka amin’ny volana feno ao amin’ny...
05/04/2026

🌕 FIHODIN’NY VOLANA – APRILY 2026 🌑
Mandeha amin’ny fifandanjana sy fahavononana.

Manomboka amin’ny volana feno ao amin’ny Adimizana (Balance) ity volana ity 🌕
Fotoana iray manandanja hanitsiana ny fifandraisana, hanazavana ny zava-misy, ary handanjalanjana izay tsy mitovy intsony.
Izay tsy mazava dia miharihary… ary izay tsy milamina dia mila ahitsy.

Rehefa miditra ny volana mihena ao amin’ny Adijady 🌑
dia mampahatsiahy antsika izy fa :
👉 tsy misy fahombiazana maharitra raha tsy misy fandaminana.

Fotoana hanadiovana, handaminana ny fiainana, ary hanorenana fototra mafy o***a izao.
Izay mahay mandamina sy mahafantatra tsara izay tiany dia izy no handroso.

🔥 Tsy fotoana ho an' ny fisalasalana ny Aprily.
Fotoana izy ho an’ny :
✔ Fandaminana ny tetikasa
✔ Fijoroana mazava amin’ny safidy
✔ Fandraisana andraikitra amin’ny fahendrena

Ampifandraiso ny hatsarana sy ny hery avy ao anatinao,
dia ho hitanao miova ho zava-misy ny nofinofinao.

Mety ho volana manova zavatra lehibe eo amin’ny fiainanao ity… raha sahy mihetsika ianao.

05/04/2026

Address

Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when DaddyAqua Voyance posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to DaddyAqua Voyance:

Shortcuts

Share