Emotionally Intelligent Families by Haingo Rajaobelison

Emotionally Intelligent Families by Haingo Rajaobelison Bienvenu sur ma page. Ici, je promeus l'Intelligence Emotionnelle et l'Intelligence Spirituelle combinée avec la Science.

Je facilite votre transition de la 3D vers la 5D.

18/08/2026

𝐄𝐩𝐢𝐬𝐚𝐝𝐞 𝟑𝟗: 𝐅𝐚𝐧𝐭𝐚𝐭𝐫𝐚𝐚 𝐯𝐞 𝐢𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐚 𝐚𝐧𝐭𝐬𝐚𝐢𝐧𝐚 𝐡𝐚𝐞 𝐍𝐮𝐢𝐭 𝐍𝐚𝐢𝐫𝐞 𝐝𝐞 𝐀̂𝐊𝐞? 𝐀𝐫𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐭𝐚𝐭𝐫𝐚𝐚 𝐀𝐚𝐚 𝐯𝐞 𝐟𝐚 𝐀𝐧𝐝𝐫𝐢𝐚𝐊𝐚𝐧𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐀𝐞𝐥𝐲 𝐢𝐚𝐧𝐚𝐚?

👉 Inona no atao hoe 𝐃𝐚𝐫𝐀 𝐍𝐢𝐠𝐡𝐭 𝐚𝐟 𝐭𝐡𝐞 𝐭𝐡𝐞 𝐒𝐚𝐮𝐥 na 𝐍𝐮𝐢𝐭 𝐍𝐚𝐢𝐫𝐞 𝐝𝐞 𝐥'𝐀̂𝐊𝐞?
👉 Fantatrao ve fa Nuit Noire de l’Ame no 𝐧𝐚𝐡𝐚𝐳𝐚 𝐚𝐧’𝐢 𝐉𝐚𝐛𝐚 ?
👉 Ahoana ny fomba 𝐡𝐢𝐚𝐭𝐫𝐞𝐡𝐚𝐧𝐚𝐚 𝐬𝐲 𝐡𝐚𝐧𝐚𝐟𝐚𝐢𝐧𝐠𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚𝐚 izay Nuit Noire de l’Ame-nao izay.

𝐅𝐚𝐊𝐚𝐫𝐢𝐭𝐚𝐧𝐚 𝐯𝐢𝐭𝐬𝐢𝐯𝐢𝐭𝐬𝐲 :

🎯 𝐑𝐚𝐜𝐀 𝐁𝐚𝐭𝐭𝐚𝐊: Toy ny mangady lavaka ka tojo vato any amin’ny farany ambany. Tsy misy ninoninona azo atao sy hisarangotana intsony. Izay no manosika ny olona iray hifoha ara-Panahy.

🎯 𝐂𝐥𝐢𝐟𝐟 𝐎𝐟𝐟: Tonga any amin’ny faratampony ambonin'ny tontolo ara nofo sy ara-materialy. Ary tonga amin’ny faratapon’ny tontolo ara-mokondoha ihany koa (𝐄𝐆𝐎 𝐟𝐚𝐭𝐬𝐢𝐧𝐲 𝐢𝐳𝐚𝐧𝐲), dia mbola mitady ilay tsy voavidin’ny vola sy harena sy fahaizana intsony. Izay no manosika ny olona iray hifoha ara-Panahy.

🎯 𝐋𝐚̂𝐜𝐡𝐞𝐫 𝐩𝐫𝐢𝐬𝐞 : Avelao hitranga sy Ekeo izay rehetra mitranga fa tsy toherina. Manaraka ny onjan’ny fiainana eny fotsiny.

💵 Mbola misokatra fisoratana anarana amin’ny Formation 𝐂𝐘𝐂𝐋𝐄 𝐃𝐄 𝐕𝐈𝐄. Mbola manankery ny fihenambidy -𝟔𝟎% 𝐢𝐳𝐚𝐲 𝐩𝐫𝐚𝐊𝐚𝐭𝐢𝐚𝐧 𝐝𝐞 𝐥𝐚𝐧𝐜𝐞𝐊𝐞𝐧𝐭. Raha 250 000 ariary ny prix normal dia 𝐧𝐢𝐝𝐢𝐧𝐚 𝐡𝐚 𝟏𝟎𝟎 𝟎𝟎𝟎 𝐚𝐫𝐢𝐚𝐫𝐲 izany mandrampahafeno tanteraka ny toerana.

🎯 Raha mila fanazavana fanampiny, na hisoratra anarana dia aza misalasala mi-contact ahy :

📞 𝐖𝐡𝐚𝐭𝐬𝐚𝐩𝐩: +𝟐𝟔𝟏 𝟑𝟒 𝟏𝟎 𝟗𝟏𝟗 𝟔𝟒
📚 𝐌𝐞𝐬𝐬𝐚𝐠𝐞 𝐏𝐫𝐢𝐯𝐞́ 𝐌𝐏

❀
by Emotionally Intelligent Families by Haingo Rajaobelison

15/08/2026

🎁 « 𝐂𝐘𝐂𝐋𝐄 𝐃𝐄 𝐕𝐈𝐄: 𝐌𝐚 𝐯𝐢𝐞 𝐝𝐞 𝐀 𝐚̀ 𝐙 – 𝐌𝐚 𝐯𝐢𝐞 𝐝𝐞 𝐙 𝐚̀ 𝐀 » 🎁

➡ Efa mivoaka ary afaka jifainao manomboka izao ity 𝐅𝐚𝐫𝐊𝐚𝐭𝐢𝐚𝐧 𝐞𝐧 𝐋𝐢𝐠𝐧𝐞 ity.

📍 𝐓𝐚𝐧𝐣𝐚𝐧𝐚 : Fifohazam-Panahy lehibe ao anatinao.

📍 𝐅𝐚𝐧𝐚𝐳𝐚𝐯𝐚𝐧𝐚 : Hampahafantariko anao ny momba ny fiainanao nanomboka teo amin’ny fanorotoroana anao hatrany ambohoka mandrampahafatin’ny vatanao, ary koa hizarako aminao ny zavatra mitranga ao amin’ny tontolo ara-panahy aorinan’ny fahafatesanao sy mandrampiverinao teraka indray (réincarnation).

📍 Isany ho hitanao ao:

👉 Fantatrao ve 𝐢𝐳𝐚 𝐊𝐚𝐫𝐢𝐧𝐚 𝐢𝐚𝐧𝐚𝐚?
👉 Inona no antony hahatongavanao eto ambony tany (incarnation-nao)?
👉 Inona no mitranga ao amin’ny tontolo ara-Panahy 𝐚𝐥𝐚𝐡𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐢𝐧𝐜𝐚𝐫𝐧𝐚𝐭𝐢𝐚𝐧-nao?
👉 Inona no atao hoe 𝐒𝐮𝐛𝐜𝐚𝐧𝐬𝐜𝐢𝐞𝐧𝐭 ary ahoana ny ny fiforonany?
👉 Inona no atao hoe 𝐍𝐚𝐟𝐲? Maninona ianao no manofy?
👉 Ahona any fomba hahafantaranao ny 𝐌𝐢𝐬𝐬𝐢𝐚𝐧 𝐝𝐞 𝐯𝐢𝐞-nao?
👉 Fantatrao ve fa ianao ihany no mamorona io réalité iainanao io? Toy ny ahoana ny 𝐊𝐞́𝐜𝐚𝐧𝐢𝐬𝐊𝐞 𝐝𝐞 𝐊𝐚𝐧𝐢𝐟𝐞𝐬𝐭𝐚𝐭𝐢𝐚𝐧 n’izay réalité n’ny fiainanao izay?
👉 Inona no hifandraisan’ny 𝐑𝐞́𝐢𝐧𝐜𝐚𝐫𝐧𝐚𝐭𝐢𝐚𝐧 sy ny 𝐊𝐚𝐫𝐊 ? Fantatrao tokoa ve ny atao hoe Karma?
👉 Fantatrao ve ny mahasamihafa ny 𝐓𝐚𝐫𝐢𝐊𝐚𝐬𝐚, 𝐂𝐚𝐊𝐚, 𝐀𝐧𝐞𝐬𝐭𝐡𝐞́𝐬𝐢𝐞 𝐆𝐞́𝐧𝐞́𝐫𝐚𝐥𝐞 ary 𝐅𝐚𝐡𝐚𝐟𝐚𝐭𝐞𝐬𝐚𝐧𝐚?
👉 Inona no atao hoe Fahafatesana?
👉 Fantatrao ve fa azo atao tsara ny “𝐌𝐚𝐭𝐲 𝐞𝐧 𝐭𝐚𝐮𝐭𝐞 𝐂𝐚𝐧𝐬𝐜𝐢𝐞𝐧𝐜𝐞” (Conscious Death)?
👉 Ahoana ny fizotran’ny 𝐋𝐢𝐟𝐞 𝐑𝐞𝐯𝐢𝐞𝐰-nao?
👉 Inona no mitranga rehefa vita ny Life Review? Mandeha mankaiza ianao?
👉 Ary misy Bonus manokana omeko anao: Inona no atao hoe “𝐅𝐥𝐚𝐊𝐊𝐞 𝐉𝐮𝐊𝐞𝐥𝐥𝐞” eo amin’ny tontolo ara-Panahy?

📌 Toy ny mahazatra dia 𝐂𝐚𝐧𝐜𝐞𝐩𝐭 𝐒𝐩𝐢𝐫𝐢𝐭𝐮𝐞𝐥 𝐞𝐭 𝐒𝐜𝐢𝐞𝐧𝐭𝐢𝐟𝐢𝐪𝐮𝐞 hatrany no hitondrako ny fanazavana rehetra satria misy resaka 𝐌𝐞́𝐭𝐚𝐩𝐡𝐲𝐬𝐢𝐪𝐮𝐞 sy 𝐏𝐡𝐲𝐬𝐢𝐪𝐮𝐞 𝐐𝐮𝐚𝐧𝐭𝐢𝐪𝐮𝐞 ao. Saingy tsy misy hatahoranao izany fa efa nataoko 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐳𝐚𝐯𝐚𝐧𝐚 𝐟𝐚𝐫𝐚𝐧’𝐢𝐳𝐚𝐲 𝐭𝐬𝐚𝐭𝐫𝐚 indrindra mora ho azon’ny rehetra ilay izy. Mila fahalalan-tsaina be fotsiny mandray azy satria 𝐚𝐊𝐛𝐚𝐧𝐲 𝐝𝐢𝐚 𝐚𝐊𝐛𝐚𝐧𝐲 𝐧𝐲 𝐯𝐚𝐥𝐞𝐮𝐫 sy ny 𝐯𝐢𝐛𝐫𝐚𝐭𝐢𝐚𝐧’ny information izay zaraiko ao.

📌 Arak’izay dia 𝐟𝐢𝐚𝐯𝐚𝐧𝐚 𝐭𝐚𝐧𝐭𝐞𝐫𝐚𝐀𝐚 eo fiainanao no ho azonao aorinan’io formation io satria:
➡ Hiova tanteraka ny fomba fijerinao ny 𝐭𝐞𝐧𝐚𝐧𝐚𝐚,
➡ Hiova tanteraka ny fomba fijerinao ny 𝐚𝐥𝐚𝐧𝐚 𝐡𝐚𝐟𝐚 sy ny 𝐭𝐚𝐧𝐭𝐚𝐥𝐚 𝐊𝐚𝐧𝐚𝐝𝐢𝐝𝐢𝐧𝐚 anao,
➡ Hiova tanteraka ny fomba fijerinao ny 𝐟𝐢𝐚𝐢𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐢𝐫𝐚𝐲 𝐊𝐚𝐧𝐚𝐧𝐭𝐚𝐥𝐚.

𝐌𝐀𝐑𝐈𝐇𝐈𝐊𝐎 𝐅𝐀 𝐌𝐀𝐍𝐀𝐌𝐏𝐘 𝐀𝐍𝐀𝐎 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐅𝐎𝐇𝐀𝐙𝐀𝐍𝐀 𝐀𝐑𝐀-𝐏𝐀𝐍𝐀𝐇𝐘 𝐈𝐓𝐘 𝐅𝐎𝐑𝐌𝐀𝐓𝐈𝐎𝐍 𝐈𝐓𝐘, 𝐅𝐀 𝐓𝐒𝐘 𝐌𝐈𝐃𝐈𝐊𝐀 𝐀𝐊𝐎𝐑𝐘 𝐈𝐙𝐀𝐍𝐘 𝐇𝐎𝐄 𝐓𝐒𝐘 𝐌𝐀𝐈𝐍𝐓𝐒𝐘 𝐌𝐀𝐍𝐀𝐎 𝐅𝐎𝐑𝐌𝐀𝐓𝐈𝐎𝐍 𝐕𝐀𝐎 𝐀𝐅𝐀𝐊𝐀 𝐌𝐈𝐅𝐎𝐇𝐀 𝐀𝐑𝐀-𝐏𝐀𝐍𝐀𝐇𝐘.

💵 250 000 MGA ny frais de formation normal, accÚs anaty plateforme numérique mandritra ny iray volana izay. Fa manao 𝐩𝐫𝐚𝐊𝐚𝐭𝐢𝐚𝐧 𝐝𝐞 𝐥𝐚𝐧𝐜𝐞𝐊𝐞𝐧𝐭 -6⃣0⃣% aho amin’ity vague voalohany ity, izany hoe 𝟏𝟎𝟎 𝟎𝟎𝟎 𝐌𝐆𝐀 no alohanao raha tafiditra anatin’ity vague misitraka ny lancement ity ianao.

🎯 Raha mila fanazavana fanampiny, na hisoratra anarana dia aza misalasala mi contact ahy :

📞 𝐖𝐡𝐚𝐭𝐬𝐚𝐩𝐩: +𝟐𝟔𝟏 𝟑𝟒 𝟏𝟎 𝟗𝟏𝟗 𝟔𝟒
📚 𝐌𝐞𝐬𝐬𝐚𝐠𝐞 𝐏𝐫𝐢𝐯𝐞́ 𝐌𝐏

❀
by Emotionally Intelligent Families by Haingo Rajaobelison

𝐅𝐚𝐥𝐲 𝐊𝐢𝐚𝐫𝐚𝐡𝐚𝐛𝐚 𝐚𝐧𝐭𝐬𝐢𝐀𝐚 𝐫𝐞𝐡𝐞𝐭𝐫𝐚 𝐚𝐊𝐩𝐢𝐭𝐢𝐚𝐯𝐚𝐧𝐚 𝐢𝐧𝐝𝐫𝐚𝐲 ❀📌  Taorinan’ny nizarako ny Formation “Stress-Free en Ligne” izay maro...
11/08/2026

𝐅𝐚𝐥𝐲 𝐊𝐢𝐚𝐫𝐚𝐡𝐚𝐛𝐚 𝐚𝐧𝐭𝐬𝐢𝐀𝐚 𝐫𝐞𝐡𝐞𝐭𝐫𝐚 𝐚𝐊𝐩𝐢𝐭𝐢𝐚𝐯𝐚𝐧𝐚 𝐢𝐧𝐝𝐫𝐚𝐲 ❀

📌 Taorinan’ny nizarako ny Formation “Stress-Free en Ligne” izay maro dia maro taminareo no efa nisitraka izany dia efa 𝐛𝐞𝐭𝐬𝐚𝐀𝐚 𝐢𝐡𝐚𝐧𝐲 𝐀𝐚𝐚 𝐧𝐚 𝐧𝐚𝐡𝐢𝐭𝐚 𝐟𝐢𝐚𝐯𝐚𝐧𝐚 𝐭𝐞𝐚 𝐚𝐊𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐚𝐢𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐭𝐚𝐧𝐚𝐭𝐲 𝐟𝐚𝐭𝐚𝐚𝐧𝐚 𝐟𝐚𝐡𝐲. Ankasitrahako indrindra ianareo rehetra tsy ankanavaka noho izany satria averiko foana fa tsy ho anareo ihany ny fiovana fa indrindra indrindra koa mitondra ny 𝐚𝐧𝐣𝐚𝐫𝐚 𝐛𝐢𝐫𝐢𝐀𝐲 𝐥𝐞𝐡𝐢𝐛𝐞 ianareo amin’ny fampiakarana ny 𝐂𝐚𝐧𝐬𝐜𝐢𝐞𝐧𝐜𝐞 𝐂𝐚𝐥𝐥𝐞𝐜𝐭𝐢𝐯𝐞-𝐭𝐬𝐢𝐀𝐚.

📌 Maro be taminareo no nanontany ahy ny mety ho tohin’iny formation iny, ka ankehitriny ary dia fifaliana lehibe ho ahy no manolotra izany 🥰:

🎁 Formation « 𝐂𝐘𝐂𝐋𝐄 𝐃𝐄 𝐕𝐈𝐄: 𝐌𝐚 𝐯𝐢𝐞 𝐝𝐞 𝐀 𝐚̀ 𝐙 – 𝐌𝐚 𝐯𝐢𝐞 𝐝𝐞 𝐙 𝐚̀ 𝐀 ». Izay indray no atolotro ho anareo ankehitriny.
Mifampitohy sy Mifameno tanteraka amin’ny STRESS-FREE ity formation CYCLE DE VIE ity.

➡ 𝐇𝐢𝐯𝐚𝐚𝐀𝐚 𝐚𝐟𝐚𝐀𝐚 𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚 𝐯𝐢𝐭𝐬𝐲 io formation io ka toy izao ny mombamomba azy:

📍 𝐓𝐢𝐭𝐫𝐞 : CYCLE DE VIE: Ma vie de A à Z – Ma vie de Z à A.

📍 𝐓𝐚𝐧𝐣𝐚𝐧𝐚 : Fifohazam-Panahy lehibe ao anatinao.

📍 𝐅𝐚𝐧𝐚𝐳𝐚𝐯𝐚𝐧𝐚 : Hampahafantariko anao ny momba ny fiainanao nanomboka teo amin’ny conception-nao hatrany ambohoka mandrampahafatin’ny vatanao, ary koa hizarako aminao ny zavatra mitranga ao amin’ny tontolo ara-panahy aorinan’ny fahafatesanao sy mandrampiverinao teraka indray (réincarnation).

📍 Isany ho hitanao ao:

👉 Fantatrao ve 𝐢𝐳𝐚 𝐊𝐚𝐫𝐢𝐧𝐚 𝐢𝐚𝐧𝐚𝐚?
👉 Inona no antony hahatongavanao eto ambony tany (incarnation-nao)?
👉 Inona no mitranga ao amin’ny tontolo ara-Panahy 𝐚𝐥𝐚𝐡𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐢𝐧𝐜𝐚𝐫𝐧𝐚𝐭𝐢𝐚𝐧-nao?
👉 Inona no atao hoe 𝐒𝐮𝐛𝐜𝐚𝐧𝐬𝐜𝐢𝐞𝐧𝐭 ary ahoana ny ny fiforonany?
👉 Ahona any fomba hahafantaranao ny 𝐌𝐢𝐬𝐬𝐢𝐚𝐧 𝐝𝐞 𝐯𝐢𝐞-nao?
👉 Fantatrao ve fa ianao ihany no mamorona io réalité iainanao io? Toy ny ahoana ny 𝐊𝐞́𝐜𝐚𝐧𝐢𝐬𝐊𝐞 𝐝𝐞 𝐊𝐚𝐧𝐢𝐟𝐞𝐬𝐭𝐚𝐭𝐢𝐚𝐧 n’izay réalité n’ny fiainanao izay?
👉 Inona no hifandraisan’ny 𝐑𝐞́𝐢𝐧𝐜𝐚𝐫𝐧𝐚𝐭𝐢𝐚𝐧 sy ny 𝐊𝐚𝐫𝐊𝐚 ? Fantatrao tokoa ve ny atao hoe Karma?
👉 Fantatrao ve ny mahasamihafa ny 𝐓𝐚𝐫𝐢𝐊𝐚𝐬𝐚, 𝐂𝐚𝐊𝐚, 𝐀𝐧𝐞𝐬𝐭𝐡𝐞́𝐬𝐢𝐞 𝐆𝐞́𝐧𝐞́𝐫𝐚𝐥𝐞 ary 𝐅𝐚𝐡𝐚𝐟𝐚𝐭𝐞𝐬𝐚𝐧𝐚?
👉 Inona no atao hoe Fahafatesana?
👉 Fantatrao ve fa azo atao tsara ny “𝐌𝐚𝐭𝐲 𝐞𝐧 𝐭𝐚𝐮𝐭𝐞 𝐂𝐚𝐧𝐬𝐜𝐢𝐞𝐧𝐜𝐞” (Conscious Death)?
👉 Ahoana ny fizotran’ny 𝐋𝐢𝐟𝐞 𝐑𝐞𝐯𝐢𝐞𝐰-nao?
👉 Inona no mitranga rehefa vita ny Life Review? Mandeha mankaiza ianao?
👉 Ary misy Bonus manokana omeko anao: Inona no atao hoe “𝐅𝐥𝐚𝐊𝐊𝐞 𝐉𝐮𝐊𝐞𝐥𝐥𝐞” eo amin’ny tontolo ara-Panahy?

📌 Toy ny mahazatra dia 𝐂𝐚𝐧𝐜𝐞𝐩𝐭 𝐒𝐩𝐢𝐫𝐢𝐭𝐮𝐞𝐥 𝐞𝐭 𝐒𝐜𝐢𝐞𝐧𝐭𝐢𝐟𝐢𝐪𝐮𝐞 hatrany no hitondrako ny fanazavana rehetra satria misy resaka 𝐌𝐞́𝐭𝐚𝐩𝐡𝐲𝐬𝐢𝐪𝐮𝐞 sy 𝐐𝐮𝐚𝐧𝐭𝐢𝐪𝐮𝐞 ao. Saingy tsy misy hatahoranao izany fa efa nataoko 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐳𝐚𝐯𝐚𝐧𝐚 𝐟𝐚𝐫𝐚𝐧’𝐢𝐳𝐚𝐲 𝐭𝐬𝐚𝐭𝐫𝐚 indrindra mora ho azon’ny rehetra ilay izy. Mila fahalalan-tsaina be fotsiny mandray azy satria 𝐚𝐊𝐛𝐚𝐧𝐲 𝐝𝐢𝐚 𝐚𝐊𝐛𝐚𝐧𝐲 𝐧𝐲 𝐯𝐢𝐛𝐫𝐚𝐭𝐢𝐚𝐧’ny information izay zaraiko ao.


📌 Arak’izay dia 𝐟𝐢𝐚𝐯𝐚𝐧𝐚 𝐭𝐚𝐧𝐭𝐞𝐫𝐚𝐀𝐚 eo fiainanao no ho azonao aorinan’io formation io satria:
➡ Hiova tanteraka ny fijerinao ny 𝐭𝐞𝐧𝐚𝐧𝐚𝐚,
➡ Hiova tanteraka ny fomba fijerinao ny 𝐚𝐥𝐚𝐧𝐚 𝐡𝐚𝐟𝐚 sy ny 𝐭𝐚𝐧𝐭𝐚𝐥𝐚 𝐊𝐚𝐧𝐚𝐝𝐢𝐝𝐢𝐧𝐚 anao,
➡ Hiova tanteraka ny fijerinao ny 𝐟𝐢𝐚𝐢𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐊𝐚𝐧𝐚𝐧𝐭𝐚𝐥𝐚.

Natao ho an’ny 𝐚𝐥𝐚𝐧𝐚 𝐯𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐡𝐢𝐫𝐚𝐬𝐚 𝐚𝐊𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐟𝐚𝐡𝐚𝐳𝐚𝐊-𝐏𝐚𝐧𝐚𝐡𝐲 ity formation ity. Ho 𝐚𝐥𝐚𝐊-𝐛𝐚𝐚𝐯𝐚𝐚 𝐭𝐚𝐧𝐭𝐞𝐫𝐚𝐀𝐚 ianao aorinan'izany.

📌 Anaty 𝐯𝐢𝐝𝐞́𝐚 𝐊𝐢𝐢𝐬𝐚 𝟏𝟒 ireo rehetra ireo, ary maharitra ora telo sy sasany ny tontaliny.

📌 𝐅𝐚𝐫𝐊𝐚𝐭𝐢𝐚𝐧 𝐄𝐧 𝐥𝐢𝐠𝐧𝐞 ny « CYCLE DE VIE » ary hivoaka tsy hoe ela eto amin’ny plateforme. Voafetra ny toerana zaka indray mandeha ka raha liana ianao dia afaka 𝐊𝐚𝐊𝐚𝐧𝐝𝐫𝐢𝐀𝐚 𝐭𝐚𝐞𝐫𝐚𝐧𝐚 dieny izao. Omenao ahy dieny izao ny anaranao sy ny numéro téléphone fa rehefa mivoaka ny formation izay vao mandoa ny frais de formation ianao.

💵 250 000 MGA ny frais de formation normal, accÚs anaty plateforme mandritra ny iray volana izay. Fa manao 𝐩𝐫𝐚𝐊𝐚𝐭𝐢𝐚𝐧 𝐝𝐞 𝐥𝐚𝐧𝐜𝐞𝐊𝐞𝐧𝐭 -6⃣0⃣% aho amin’ity vague voalohany ity, izany hoe 𝟏𝟎𝟎 𝟎𝟎𝟎 𝐌𝐆𝐀 no alohanao raha tafiditra anatin’ity vague misitraka ny lancement ity ianao.

🎯 Raha mila fanazavana fanampiny, na 𝐡𝐚𝐧𝐚𝐚 𝐟𝐚𝐊𝐚𝐧𝐝𝐫𝐢𝐡𝐚𝐧𝐚 dia aza misalasala mi contact ahy :

📞 𝐖𝐡𝐚𝐭𝐬𝐚𝐩𝐩: +𝟐𝟔𝟏 𝟑𝟒 𝟏𝟎 𝟗𝟏𝟗 𝟔𝟒
📚 𝐌𝐞𝐬𝐬𝐚𝐠𝐞 𝐏𝐫𝐢𝐯𝐞́ 𝐌𝐏

❀
by Emotionally Intelligent Families by Haingo Rajaobelison

Faly miarahaba antsika rehetra am-pitiavana indray,Tafiditra anelanelana fotoana izay maha ambony dia ambony ny vibratio...
10/08/2026

Faly miarahaba antsika rehetra am-pitiavana indray,

Tafiditra anelanelana fotoana izay maha ambony dia ambony ny vibration isika izao: 𝐋𝐢𝐚𝐧’𝐬 𝐆𝐚𝐭𝐞 𝐧𝐲 𝟎𝟖 𝐀𝐚𝐮̂𝐭 𝟐𝟎𝟐𝟔 lasa teo ary ny 𝐄𝐜𝐥𝐢𝐩𝐬𝐞 𝐒𝐚𝐥𝐚𝐢𝐫𝐞 𝐓𝐚𝐭𝐚𝐥𝐞 𝐧𝐲 𝟏𝟐 𝐀𝐚𝐮̂𝐭 𝟐𝟎𝟐𝟔 ho avy izao.

🎯 𝐋𝐢𝐚𝐧’𝐬 𝐆𝐚𝐭𝐞 dia vanimpotoana goavana eo amin’ny tontolo ara-Panahy izay hisiana 𝐚𝐥𝐢𝐠𝐧𝐞𝐊𝐞𝐧𝐭 𝐩𝐥𝐚𝐧𝐞́𝐭𝐚𝐢𝐫𝐞. Miakatra ambony be ny féquence vibratoire manodidina io fotoana io. Isaky ny 08 Août no mitranga io filaharana planeta io.

🎯 Ny 𝐄𝐜𝐥𝐢𝐩𝐬𝐞 𝐒𝐚𝐥𝐚𝐢𝐫𝐞 𝐓𝐚𝐭𝐚𝐥𝐞 dia fanankonan’ny volana ny masoandro. Ho 𝐭𝐚𝐀𝐚𝐧𝐚 𝐭𝐚𝐧𝐭𝐞𝐫𝐚𝐀𝐚 𝐧𝐲 𝐊𝐚𝐬𝐚𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚 any Océan Arctique, Groenland, Islande, ary any amin'ny tapan’i Portugal sy avaratr’i Espagne ny 12 Août 2026 ho avy izao. 𝐒𝐚𝐊𝐛𝐢𝐭𝐬𝐚𝐊𝐛𝐢𝐧𝐲 no ho hitan'ny firenena hafa ary efa maizina eto Madagasikara amin'izany.

🎯 Ny tena maha-zavadehibe ny Eclipse Totale amin’ny sehatra Spiritualité dia ankoatry ny 𝐚𝐊𝐩𝐥𝐢𝐟𝐢𝐜𝐚𝐭𝐢𝐚𝐧 𝐧’𝐧𝐲 𝐂𝐡𝐚𝐊𝐩𝐬 𝐌𝐚𝐠𝐧𝐞́𝐭𝐢𝐪𝐮𝐞 dia eo koa ny 𝐟𝐢𝐚𝐫𝐚𝐡𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐟𝐚𝐧𝐭𝐚𝐡𝐚𝐧𝐭𝐬𝐚𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐳𝐚𝐧𝐚𝐀'𝐚𝐥𝐚𝐊𝐛𝐞𝐥𝐚𝐧𝐚. Satria amin’io 12 Août io dia fifantohantsain’olona antapitrisa maro (concentration 𝐝𝐞𝐬 𝐊𝐢𝐥𝐥𝐢𝐚𝐧𝐬 𝐝𝐞 𝐜𝐚𝐧𝐬𝐜𝐢𝐞𝐧𝐜𝐞 𝐜𝐚𝐥𝐥𝐞𝐜𝐭𝐢𝐯𝐞) no hiaraka hifantoka sy hijery eny amin’ny lanitra. Trangan-javatra mahalana dia mahalana izany fampiarahana fifantohantsaina mitovy toy izany, ka tena 𝐡𝐚𝐡𝐞𝐫𝐲 𝐯𝐚𝐢𝐀𝐚 𝐧𝐲 𝐭𝐚𝐧𝐣𝐚𝐀𝐲 𝐧𝐲 𝐂𝐡𝐚𝐊𝐩𝐬 𝐌𝐚𝐠𝐧𝐞́𝐭𝐢𝐪𝐮𝐞 mandritra io fotoana io.

➡ Raha hanao 𝐊𝐚𝐧𝐢𝐟𝐞𝐬𝐭𝐚𝐭𝐢𝐚𝐧 ianao dia isan’ny fotoana mety indrindra izao, satria mifanindrandalana amin'io ihany koa ny volana vaovao (nouvelle lune na tsinambolana)

➡ Fa ny antsika moa Ascension 5D eto no tanjona dia mampatsiahy ireo 𝐏𝐫𝐚𝐭𝐚𝐜𝐚𝐥𝐞 ireto aho:

👉 Miditra sy mitoetra anaty 𝐏𝐫𝐞́𝐬𝐞𝐧𝐜𝐞 𝐒𝐭𝐢𝐥𝐥𝐧𝐞𝐬𝐬 matetika, mialoha, mandritra ary aorinan’io Eclispe totale io. Araka ny efa nazavaiko dia raisinao mandrintra io pratique stillness ny Champs Magnétique na Fanahin’ny Fiakarana izay manao réactivation ny ADN Spirituel Dormant-nao.
👉 𝐌𝐢𝐬𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐛𝐞 satria catalyseur ny rano.
👉 𝐌𝐚𝐧𝐚𝐝𝐢𝐚 𝐢𝐫𝐞𝐚 𝐀𝐚𝐫𝐚𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐞́𝐊𝐚𝐭𝐢𝐚𝐧𝐬 𝐧𝐞́𝐠𝐚𝐭𝐢𝐯𝐞𝐬 izay mivoaka. Mandevona ny Loosh izany.

🎯 Maro amintsika no mahatsapa io Energie io amin'izao fotoana izao: mameno sofina, reraka, marary andoha lava, fanina, korontana eo amin'ny torimaso, palpitation, mangotsoka taolana... 𝐌𝐚𝐫𝐢𝐀𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐚𝐀𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝟓𝐃 𝐚𝐯𝐚𝐀𝐚𝐚 𝐢𝐫𝐞𝐧𝐲.
Raha toa ka tena tsy tantinao ireo fambara ireo dia 𝐚𝐳𝐚 𝐊𝐢𝐬𝐚𝐥𝐚𝐬𝐚𝐥𝐚 𝐊𝐚𝐧𝐚𝐧𝐭𝐚𝐧𝐚 𝐭𝐚𝐞𝐫𝐚𝐊-𝐩𝐢𝐭𝐬𝐚𝐛𝐚𝐚𝐧𝐚.

❀
by Emotionally Intelligent Families by Haingo Rajaobelison

05/08/2026

𝐄𝐩𝐢𝐬𝐚𝐝𝐞 𝟑𝟖: 𝐈𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐊𝐛𝐚 𝐭𝐬𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐢𝐧𝐝𝐫𝐢𝐧𝐝𝐫𝐚 𝐞𝐧𝐭𝐢𝐧𝐚 𝐡𝐚𝐊𝐩𝐢𝐚𝐀𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐫𝐞́𝐪𝐮𝐞𝐧𝐜𝐞 𝐯𝐢𝐛𝐫𝐚𝐭𝐚𝐢𝐫𝐞 𝐧𝐲 𝐄𝐧𝐞𝐫𝐠𝐢𝐞-𝐧𝐚𝐚?

👉 Fantatrao ve fa 𝐭𝐬𝐲 𝐧𝐚𝐟𝐚 𝐚𝐊𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚 𝐬𝐲 𝐭𝐚𝐚𝐥𝐚𝐧𝐚 𝐟𝐚𝐭𝐬𝐢𝐧𝐲 ianao io?
👉 Inona no 𝐞́𝐥𝐞́𝐊𝐞𝐧𝐭 𝐀𝐞𝐥𝐲 𝐢𝐧𝐝𝐫𝐢𝐧𝐝𝐫𝐚 izay maha-izy anao?

📖 Formation 𝐒𝐭𝐫𝐞𝐬𝐬-𝐅𝐫𝐞𝐞 𝐞𝐧 𝐋𝐢𝐠𝐧𝐞. 𝐑𝐄𝐃𝐔𝐂𝐓𝐈𝐎𝐍 -𝟔𝟎% hatramin’ny 𝟎𝟖 𝐀𝐚𝐮̂𝐭 𝟐𝟎𝟐𝟔 izao. 𝐕𝐚𝐚𝐟𝐞𝐭𝐫𝐚 𝐧𝐲 𝐭𝐚𝐞𝐫𝐚𝐧𝐚.

Raha mila fanazavana fanampiny:

📱 𝐖𝐡𝐚𝐭𝐬𝐚𝐩𝐩: +𝟐𝟔𝟏 𝟑𝟒 𝟏𝟎 𝟗𝟏𝟗 𝟔𝟒
📧 𝐌𝐞𝐬𝐬𝐚𝐠𝐞 𝐏𝐫𝐢𝐯𝐞́ 𝐌𝐏

❀
by Emotionally Intelligent Families by Haingo Rajaobelison

31/07/2026

𝐄𝐩𝐢𝐬𝐚𝐝𝐞 𝟑𝟕: 𝐓𝐢𝐚𝐧𝐚𝐚 𝐡𝐚 𝐟𝐚𝐧𝐭𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐯𝐞 𝐢𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐢𝐫𝐞𝐚 𝐀𝐚𝐫𝐚𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐏𝐫𝐚𝐭𝐚𝐜𝐚𝐥𝐞 𝐀𝐬𝐜𝐞𝐧𝐬𝐢𝐚𝐧 𝟓𝐞 𝐃𝐢𝐊𝐞𝐧𝐬𝐢𝐚𝐧?. 𝐀𝐧𝐝𝐚𝐚 𝐡𝐢𝐫𝐞𝐬𝐚𝐀𝐚 𝐯𝐢𝐭𝐬𝐢𝐯𝐢𝐭𝐬𝐲 𝐚𝐊𝐢𝐧’𝐢𝐳𝐲 𝐢𝐫𝐞𝐚 𝐢𝐬𝐢𝐀𝐚.

📌 Marihako hatrany fa analyse sy fomba fijery 𝐒𝐩𝐢𝐫𝐢𝐭𝐮𝐚𝐥𝐢𝐭𝐞́ no zaraiko eto. Raha tsy mety amin’ny fomba fijerinao dia aza rarahina fotsiny.

👉 Inona no atao hoe 𝐅𝐚𝐧𝐚𝐡𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐚𝐀𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 na Code Cristalline?
👉 Nahoana no lazaina fa 𝐊𝐚𝐧𝐚𝐧𝐝𝐚𝐧𝐣𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐬𝐚𝐭𝐫𝐚𝐚𝐧𝐚 𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐛𝐞 amin’izao fotoanan’ny fiakarana izao?
👉 Nivoaka avy taiza ireo karazana 𝐞́𝐊𝐚𝐭𝐢𝐚𝐧𝐬 𝐧𝐞́𝐠𝐚𝐭𝐢𝐯𝐞𝐬, 𝐬𝐭𝐫𝐞𝐬𝐬 𝐬𝐲 𝐝𝐞́𝐩𝐫𝐞𝐬𝐬𝐢𝐚𝐧-𝐧𝐚𝐚 mivoaka amin’izao fotoana izao ireo? Atao ahoana izy ireny?

🎯 Ny 𝐅𝐚𝐧𝐚𝐡𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐚𝐀𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 dia Rayon hafa mihitsy avy ao amin’ny Centre ny Galaxie, Voie Lactée. 𝐑𝐚𝐲𝐚𝐧 𝐏𝐡𝐚𝐭𝐚𝐧𝐢𝐪𝐮𝐞 𝐆𝐚𝐊𝐊𝐚 no iantsoana azy izay Energie ambony fréquence vibratoire be mihitsy. 𝐈𝐬𝐚𝐀𝐲 𝐧𝐲 𝟐𝟔 𝟎𝟎𝟎 𝐭𝐚𝐚𝐧𝐚 isika no misitraka azy io. Rehefa raisin’ny masoandro io Champs Magnétique Cristalline io dia avadiny ho zakan’ny systÚme solaire ary alefany ety ambony tany amin’ny alalan’ny activités solaires Coronal Mass Ejection CME na Coronal Holes rehefa vonona. Energie magnétique mitondra 𝐈𝐧𝐟𝐚𝐫𝐊𝐚𝐭𝐢𝐚𝐧 sy 𝐂𝐚𝐝𝐞 izy io.

🎯 Rehefa sokafanao ny Champs magnétique-nao na ilay 𝐅𝐚𝐧𝐚𝐡𝐲 𝐊𝐚𝐡𝐚-𝐚𝐥𝐚𝐧𝐚 anao amin’ny alalan’ny fitoeranao anaty Présence Stillness dia midika izay fa vonona handray iny code iny ny vatanao. Rehefa tafiditra anaty vatanao ao dia Io Code Cristalline io no 𝐡𝐚𝐊𝐩𝐢𝐟𝐚𝐡𝐚 𝐢𝐧𝐝𝐫𝐚𝐲 𝐢𝐥𝐚𝐲 𝐀𝐃𝐍-𝐧𝐚𝐚 𝐢𝐳𝐚𝐲 𝐫𝐞𝐧𝐚𝐀𝐲 𝐧𝐲 𝐭𝐚𝐫𝐢𝐊𝐚𝐬𝐚 𝐧𝐚𝐧𝐝𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐧𝐲 𝟑𝟓𝟎 𝟎𝟎𝟎 𝐭𝐚𝐚𝐧𝐚. Ireto ADN matory ireto ilay antsoin’ny scientifique hoe 𝐉𝐮𝐧𝐀 𝐃𝐍𝐀. Fa ny tena marina dia 𝐀𝐃𝐍 𝐒𝐩𝐢𝐫𝐢𝐭𝐮𝐞𝐥 izy ireo.

📖 Efa miverina misokatra indray ny fisoratana anarana amin’ny formation 𝐒𝐓𝐑𝐄𝐒𝐒-𝐅𝐑𝐄𝐄 𝐞𝐧 𝐋𝐈𝐆𝐍𝐄. Vague vaovao indray ity. Araka ny fangatahanareo dia mbola ampiharina hatrany ny 𝐟𝐢𝐡𝐞𝐧𝐚𝐊-𝐛𝐢𝐝𝐲 𝐠𝐚𝐚𝐯𝐚𝐧𝐚 ho an’izay mbola tsy tafiditra teo aloha.

📖 𝐑𝐄𝐃𝐔𝐂𝐓𝐈𝐎𝐍 -𝟔𝟎% mba ho maro amintsika no afaka hisitraka izany formation izany.

📖 Hatramin’ny 𝟎𝟖 𝐀𝐚𝐮̂𝐭 𝟐𝟎𝟐𝟔 ihany ity vague manaraka ity. Marihina fa 𝐯𝐚𝐚𝐟𝐞𝐭𝐫𝐚 𝐧𝐲 𝐭𝐚𝐞𝐫𝐚𝐧𝐚 ka raha feno ny isa ilaina na mialohan’io daty io aza dia 𝐊𝐢𝐚𝐧𝐝𝐫𝐲 𝐯𝐚𝐠𝐮𝐞 𝐊𝐚𝐧𝐚𝐫𝐚𝐀𝐚 indray izay taraiky.

Raha mila fanazavana fanampiny:

📱 𝐖𝐡𝐚𝐭𝐬𝐚𝐩𝐩: +𝟐𝟔𝟏 𝟑𝟒 𝟏𝟎 𝟗𝟏𝟗 𝟔𝟒
📧 𝐌𝐞𝐬𝐬𝐚𝐠𝐞 𝐏𝐫𝐢𝐯𝐞́ 𝐌𝐏

❀
by Emotionally Intelligent Families by Haingo Rajaobelison

28/07/2026

𝐄𝐩𝐢𝐬𝐚𝐝𝐞 𝟑𝟔: 𝐅𝐚𝐧𝐭𝐚𝐭𝐫𝐚𝐚 𝐯𝐞 𝐟𝐚 𝐧𝐲 𝐄𝐧𝐭𝐢𝐭𝐞́ 𝐚𝐫𝐜𝐡𝐚𝐧𝐢𝐪𝐮𝐞 𝐝𝐢𝐚 𝐚𝐟𝐚𝐀𝐚 𝐊𝐢𝐝𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐚𝐧𝐚𝐭𝐢𝐧𝐚𝐚 𝐚𝐚 𝐚𝐫𝐲 𝐊𝐚𝐧𝐚𝐚 𝐊𝐚𝐧𝐢𝐩𝐮𝐥𝐚𝐭𝐢𝐚𝐧 𝐧𝐲 𝐜𝐚𝐧𝐬𝐜𝐢𝐞𝐧𝐜𝐞-𝐧𝐚𝐚? - 𝐈𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐚 "𝐊𝐞𝐭𝐲" 𝐡𝐢𝐟𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐢𝐬𝐚𝐧’𝐢𝐳𝐚𝐲 𝐚𝐊𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐡𝐚𝐥𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐬𝐲 𝐯𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐥𝐚𝐧𝐚 𝐞𝐭𝐚 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐢𝐀𝐚𝐫𝐚?

📌 Marihako hatrany analyse sy fomba fijery 𝐒𝐩𝐢𝐫𝐢𝐭𝐮𝐚𝐥𝐢𝐭𝐞́ no zaraiko eto. Raha tsy mety amin’ny fomba fijerinao dia aza rarahina fotsiny. 𝐀𝐳𝐚 𝐚𝐭𝐚𝐚 𝐊𝐚𝐧𝐀𝐚𝐫𝐚𝐫𝐲 𝐟𝐚. Natao ho an'y olona 𝐊𝐚𝐥𝐚𝐥𝐚-𝐭𝐬𝐚𝐢𝐧𝐚 ihany ny information rehetra izay zaraiko eto.

👉 Inona no atao hoe projet 𝐌𝐊𝐔𝐥𝐭𝐫𝐚?
👉 Inona no atao hoe projet 𝐁𝐥𝐮𝐞 𝐁𝐞𝐚𝐊?
👉 Inona no atao hoe projet 𝐂𝐄𝐑𝐍?

🎯 Ny 𝐊𝐚𝐧𝐢𝐩𝐮𝐥𝐚𝐭𝐢𝐚𝐧 𝐜𝐚𝐧𝐬𝐜𝐢𝐞𝐧𝐜𝐞 dia amin’ny alalan’ny 𝐭𝐞́𝐥𝐞́𝐩𝐚𝐭𝐡𝐢𝐞. Rehefa tratrany ianao dia afaka téléguider-ny amin’izay tiany hanaovana azy. Misy hifandraisany be amin’ny 𝐟𝐢𝐚𝐧𝐣𝐞𝐫𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐂𝐢𝐯𝐢𝐥𝐢𝐬𝐚𝐭𝐢𝐚𝐧 𝐀𝐭𝐥𝐚𝐧𝐭𝐢𝐬 (Fall of Atlantis) ity resaka ity. Ity farany izay niafara tamin’ny 𝐬𝐚𝐟𝐚-𝐝𝐫𝐚𝐧𝐚 n’i Noa (mbola resaka lavabe izay fa zaraiko miandalana eny ihany).

🎯 Ny 𝐂𝐀𝐁𝐀𝐋 dia structure napetraky ny 𝐄𝐧𝐭𝐢𝐭𝐞́ 𝐚𝐫𝐜𝐡𝐚𝐧𝐢𝐪𝐮𝐞 eto ambony tany. Natao hanatanteraka ny projet archonique rehetra io cabal io. Efa taonjato maro no nisiany teto. Mivondrona mikambana ao anatin’io cabal io ireo mpitondra fanjakana ambony, mpanao politika, miaramila, olo-malaza ary ireo lohandohan’ny mpisorona ao amin’ny fiangonana manerantany. Misandrahaka any anaty structure gouvernementale sy militaire ary centre de recherche any izy ireo. Resaka international sy universelle no resaka eto fa tsy mijanona eto Madagasikara fotsiny ihany. 𝐌𝐢𝐥𝐚 𝐟𝐢𝐯𝐞𝐥𝐚𝐫𝐚𝐧𝐭𝐬𝐚𝐢𝐧𝐚 𝐛𝐞 mandray ny fizarana atao eto.

🎯 Ny 𝐖𝐇𝐈𝐓𝐄 𝐇𝐀𝐓𝐒 indray dia structure n’ny 𝐅𝐞́𝐝𝐞𝐫𝐚𝐭𝐢𝐚𝐧 𝐆𝐚𝐥𝐚𝐜𝐭𝐢𝐪𝐮𝐞 𝐝𝐞 𝐥𝐚 𝐋𝐮𝐊𝐢𝐞̀𝐫𝐞. 𝐒𝐭𝐚𝐫𝐬𝐞𝐞𝐝𝐬 izy ireo ary misandrahaka any anaty structure gouvernementale sy militaire any ihany koa. Misy mpikaroka, misy miaramila ary misy mpitondra fanjakana manana toerana ambony ihany koa izy ireo. 𝐄𝐊𝐢𝐬𝐬𝐚𝐢𝐫𝐞𝐬 𝐊𝐚𝐧𝐚𝐀𝐚𝐧𝐚 ny Fédération hanomana ny fiakarantsika any amin’ny 5e Dimension. Efa taty aorinan’ny taona 1945 vao nisy izy ireo. Izy ireo dia mi-neutraliser sy 𝐊𝐢 𝐜𝐚𝐧𝐭𝐫𝐞-𝐛𝐚𝐥𝐚𝐧𝐜𝐞𝐫 𝐧𝐲 𝐚𝐜𝐭𝐢𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐂𝐚𝐛𝐚𝐥 izay manohintohina ny fiakarantsika any amin’y 5D. Ny fametrahana ny 𝐐𝐮𝐚𝐧𝐭𝐮𝐊 𝐅𝐢𝐧𝐚𝐧𝐜𝐢𝐚𝐥 𝐒𝐲𝐬𝐭𝐞𝐊 𝐐𝐅𝐒 (𝐍𝐄𝐒𝐀𝐑𝐀/𝐆𝐄𝐒𝐀𝐑𝐀) izao dia tafiditra tanteraka anatin’ny mission’ny White Hats.

🎯 Ny vaovao farany dia tsy nijanona indray ny Projet CERN. Réacteur lehibe iray ihany no nijanona fa mbola misy réacteurs vitsivitsy mbola manohy ny asany soamantsara.

🎯 𝐏𝐢𝐬𝐭𝐞 𝐝’𝐢𝐧𝐟𝐚𝐫𝐊𝐚𝐭𝐢𝐚𝐧 ihany no zaraiko aminareo eto fa efa miparitaka eny amin’ny tambazotra eny ny information momba ireo projet ireo. Ka raha toa mahaliana anao dia 𝐚𝐟𝐚𝐀𝐚 𝐊𝐚𝐧𝐚𝐚 𝐟𝐢𝐀𝐚𝐫𝐚𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐥𝐚𝐥𝐢𝐧𝐝𝐚𝐥𝐢𝐧𝐚 kokoa ianao momba ireo voalazako rehetra ireo.

📖 Efa miverina misokatra indray ny fisoratana anarana amin’ny formation 𝐒𝐓𝐑𝐄𝐒𝐒-𝐅𝐑𝐄𝐄 𝐞𝐧 𝐋𝐈𝐆𝐍𝐄. Vague vaovao indray ity. Araka ny fangatahanareo dia mbola ampiharina hatrany ny 𝐟𝐢𝐡𝐞𝐧𝐚𝐊-𝐛𝐢𝐝𝐲 𝐠𝐚𝐚𝐯𝐚𝐧𝐚 ho an’izay mbola tsy tafiditra teo aloha.

📖 𝐑𝐄𝐃𝐔𝐂𝐓𝐈𝐎𝐍 -𝟔𝟎% mba ho maro amintsika no afaka hisitraka izany formation izany.

📖 Hatramin’ny 𝟎𝟖 𝐀𝐚𝐮̂𝐭 𝟐𝟎𝟐𝟔 ihany ity vague manaraka ity. Marihina fa 𝐯𝐚𝐚𝐟𝐞𝐭𝐫𝐚 𝐧𝐲 𝐭𝐚𝐞𝐫𝐚𝐧𝐚 ka raha feno ny isa ilaina na mialohan’io daty io aza dia 𝐊𝐢𝐚𝐧𝐝𝐫𝐲 𝐯𝐚𝐠𝐮𝐞 𝐊𝐚𝐧𝐚𝐫𝐚𝐀𝐚 indray izay taraiky.

Raha mila fanazavana fanampiny:

📱 𝐖𝐡𝐚𝐭𝐬𝐚𝐩𝐩: +𝟐𝟔𝟏 𝟑𝟒 𝟏𝟎 𝟗𝟏𝟗 𝟔𝟒
📧 𝐌𝐞𝐬𝐬𝐚𝐠𝐞 𝐏𝐫𝐢𝐯𝐞́ 𝐌𝐏

❀
by Emotionally Intelligent Families by Haingo Rajaobelison

22/07/2026

𝐄𝐩𝐢𝐬𝐚𝐝𝐞 𝟑𝟓: 𝐅𝐚𝐧𝐭𝐚𝐫𝐚𝐚 𝐯𝐞 𝐟𝐚 𝐭𝐬𝐲 𝐢𝐫𝐞𝐫𝐲 𝐢𝐬𝐢𝐀𝐚 𝐞𝐭𝐚 𝐚𝐊𝐢𝐧’𝐢𝐭𝐲 𝐔𝐧𝐢𝐯𝐞𝐫𝐬 𝐢𝐭𝐲? 𝐈𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐯𝐲 𝐢𝐫𝐞𝐚 𝐝𝐢𝐧𝐠𝐚𝐧𝐚 𝐡𝐢𝐫𝐚𝐬𝐚𝐚𝐧𝐭𝐬𝐢𝐀𝐚 𝐚𝐊𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐬𝐚𝐀𝐚𝐟𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐊𝐢𝐧’𝐢𝐫𝐞𝐚 𝐌𝐩𝐚𝐧𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐆𝐚𝐥𝐚𝐱𝐢𝐞 𝐢𝐫𝐞𝐚?

👉 Inona no atao hoe 𝐎𝐩𝐞𝐧 𝐂𝐚𝐧𝐭𝐚𝐜𝐭?
👉 Inona avy ireo 𝐝𝐢𝐧𝐠𝐚𝐧𝐚 𝐡𝐢𝐫𝐚𝐬𝐚𝐚𝐧𝐚 amin’ny open contact?

🎯 Averiko hatrany fa misy 𝐀𝐚𝐫𝐚𝐳𝐚𝐧𝐲 𝐫𝐚𝐚 𝐥𝐞𝐡𝐢𝐛𝐞 ny hery misy eto amin’ity Univers misy antsika ity. Misy ny 𝐄𝐧𝐭𝐢𝐭𝐞́𝐬 𝐡𝐞𝐫𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐊𝐚𝐢𝐳𝐢𝐧𝐚 (anunnaki, reptilian, draconian, petis gris
) ary misy 𝐄𝐧𝐭𝐢𝐭𝐞́𝐬 𝐡𝐞𝐫𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐊𝐚𝐳𝐚𝐯𝐚 (Pleaidian, Arcturian, Sirian, Lyran, Tall Grey, Sassani
). 𝐒𝐚𝐊𝐲 𝐄𝐱𝐭𝐫𝐚𝐭𝐞𝐫𝐫𝐞𝐬𝐭𝐫𝐞𝐬 𝐚𝐯𝐚𝐀𝐚𝐚 𝐢𝐫𝐞𝐚 𝐄𝐧𝐭𝐢𝐭𝐞́𝐬 𝐫𝐚𝐚 𝐢𝐫𝐞𝐚 fa misy Négatives ary misy Positives. Ny vibrations entiny no hanavahana azy. Ny Négatives mitondra vibration tahotra sy horohoro ary ny Positives mitondra vibration fiadanana sy fitsaharana. 𝐍𝐲 𝐯𝐚𝐭𝐚𝐧𝐚𝐚 𝐧𝐚 𝐡𝐚𝐊𝐚𝐀𝐢𝐚𝐧𝐚𝐚 𝐢𝐫𝐞𝐚 𝐯𝐢𝐛𝐫𝐚𝐭𝐢𝐚𝐧𝐬 𝐢𝐫𝐞𝐚.

➡ Ka raha miresaka Open Contact isika dia ry zareo avy ao amin’ny Herin’ny Mazava izay mivondrona anatin’ny Fédération Galactique no resaka eto. 𝐌𝐢𝐫𝐚𝐬𝐚 𝐭𝐬𝐢𝐀𝐞𝐥𝐢𝐀𝐞𝐥𝐲 amin'ny fihaonana mivantana amin'izy ireo isika.

🎯 Sobitsombiny amin’ny processus open contact no zaraiko anio. Fa amin’izao fotoana izao dia efa 𝐊𝐢𝐥𝐚𝐊𝐚𝐧𝐚 𝐭𝐚𝐧𝐭𝐞𝐫𝐚𝐀𝐚 anatin'izany isika. Efa misy ihany koa fihaonana mivantana maromaro efa mitranga toy ny fahitana amin’ny nofy, ny fahitana vaisseau spatial (ovni) eny amin’ny lanitra, fihaonana mivantana amin’ny membre fédération galactique. Mandeha 𝐊𝐢𝐭𝐬𝐢𝐭𝐚𝐀𝐚𝐭𝐚𝐀𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐥𝐚𝐡𝐚 (individuel) izany mialohan’ny révélation amin’ny masse publique.

🎯 Tsy ny olona rehetra no hahita sy hiaina Open Contact fa ireo olona izay efa 𝐊𝐢𝐚𝐀𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐯𝐢𝐛𝐫𝐚𝐭𝐢𝐚𝐧 𝐢𝐡𝐚𝐧𝐲. Mety hisy olona roa hiaraka eo fa ny iray hahita ary ny iray tsy hahita.

🎯 𝐓𝐚𝐧𝐝𝐫𝐞𝐊𝐚𝐧𝐚 𝐭𝐚𝐲 𝐧𝐲 𝐚𝐧𝐚𝐀𝐚𝐧𝐝𝐫𝐢𝐚𝐊𝐚𝐬𝐚 ny conscience collective-tsika mba tsy hikorontana. Miainga avy amin'ny fanazarana ny systÚme nerveux-tsika aloha izany mba tsy hatahotra sy tsy hikoropaka. Ny 𝐜𝐡𝐚𝐜 𝐩𝐬𝐲𝐜𝐡𝐚𝐥𝐚𝐠𝐢𝐪𝐮𝐞 𝐧𝐚 𝐞́𝐯𝐢𝐭𝐞𝐫-𝐧𝐚. Efa 𝐯𝐚𝐚𝐥𝐚𝐊𝐢𝐧𝐚 sy 𝐯𝐚𝐚𝐫𝐢𝐧𝐝𝐫𝐚 avokoa izany rehetra izany.

📖 Efa miverina misokatra indray ny fisoratana anarana amin’ny formation 𝐒𝐓𝐑𝐄𝐒𝐒-𝐅𝐑𝐄𝐄 𝐞𝐧 𝐋𝐈𝐆𝐍𝐄. Vague vaovao indray ity. Araka ny fangatahanareo dia mbola ampiharina hatrany ny 𝐟𝐢𝐡𝐞𝐧𝐚𝐊-𝐛𝐢𝐝𝐲 𝐠𝐚𝐚𝐯𝐚𝐧𝐚 ho an’izay mbola tsy tafiditra teo aloha.

📖 𝐑𝐄𝐃𝐔𝐂𝐓𝐈𝐎𝐍 -𝟔𝟎% mba ho maro amintsika no afaka hisitraka izany formation izany.

📖 Hatramin’ny 𝟎𝟖 𝐀𝐚𝐮̂𝐭 𝟐𝟎𝟐𝟔 ihany ity vague manaraka ity. Marihina fa 𝐯𝐚𝐚𝐟𝐞𝐭𝐫𝐚 𝐧𝐲 𝐭𝐚𝐞𝐫𝐚𝐧𝐚 ka raha feno ny isa ilaina na mialohan’io daty io aza dia 𝐊𝐢𝐚𝐧𝐝𝐫𝐲 𝐯𝐚𝐠𝐮𝐞 𝐊𝐚𝐧𝐚𝐫𝐚𝐀𝐚 indray izay taraiky.

Raha mila fanazavana fanampiny:

📱 𝐖𝐡𝐚𝐭𝐬𝐚𝐩𝐩: +𝟐𝟔𝟏 𝟑𝟒 𝟏𝟎 𝟗𝟏𝟗 𝟔𝟒
📧 𝐌𝐞𝐬𝐬𝐚𝐠𝐞 𝐏𝐫𝐢𝐯𝐞́ 𝐌𝐏

❀
by Emotionally Intelligent Families by Haingo Rajaobelison

𝐀𝐥𝐞𝐫𝐭𝐞 𝐂𝐡𝐚𝐊𝐩𝐬 𝐄𝐥𝐞𝐜𝐭𝐫𝐚𝐊𝐚𝐠𝐧𝐞𝐭𝐢𝐪𝐮𝐞 𝐂𝐫𝐢𝐬𝐭𝐚𝐥𝐥𝐢𝐧𝐞 𝐂𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚𝐥 𝐇𝐚𝐥𝐞𝐬 lehibe tokoa anio 𝐀𝐥𝐚𝐡𝐚𝐝𝐲 𝟏𝟗 𝐉𝐚𝐥𝐚𝐲 𝟐𝟎𝟐𝟔. Mahatelina planeta ta...
19/07/2026

𝐀𝐥𝐞𝐫𝐭𝐞 𝐂𝐡𝐚𝐊𝐩𝐬 𝐄𝐥𝐞𝐜𝐭𝐫𝐚𝐊𝐚𝐠𝐧𝐞𝐭𝐢𝐪𝐮𝐞 𝐂𝐫𝐢𝐬𝐭𝐚𝐥𝐥𝐢𝐧𝐞

𝐂𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚𝐥 𝐇𝐚𝐥𝐞𝐬 lehibe tokoa anio 𝐀𝐥𝐚𝐡𝐚𝐝𝐲 𝟏𝟗 𝐉𝐚𝐥𝐚𝐲 𝟐𝟎𝟐𝟔. Mahatelina planeta tany 𝐊𝐢𝐢𝐬𝐚 𝐚𝐊𝐚𝐧𝐣𝐚𝐭𝐚𝐧𝐲 io habeny io.

Io Champs Magnétique Cristalline io no atao hoe Fanahin'ny Fiakarana izay mi réactiver ny ADN dormants-nao.

Eto indray isika:
👉 Hamafiso ny fidirana sy fitoerana anaty 𝐏𝐫𝐞́𝐬𝐞𝐧𝐜𝐞 𝐒𝐭𝐢𝐥𝐥𝐧𝐞𝐬𝐬.
👉 Aza adino 𝐊𝐢𝐬𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐛𝐞 toy ny mahazatra.

❀
by Emotionally Intelligent Families by Haingo Rajaobelison

17/07/2026

𝐄𝐩𝐢𝐬𝐚𝐝𝐞 𝟑𝟒: 𝐅𝐚𝐧𝐭𝐚𝐫𝐚 𝐚𝐫𝐲 𝐭𝐚𝐲 𝐧𝐲 𝐚𝐡𝐚𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐚 𝐟𝐚𝐊𝐛𝐚 𝐡𝐚𝐊𝐩𝐢𝐝𝐢𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐞𝐭𝐲 𝐚𝐊𝐛𝐚𝐧𝐲 𝐭𝐚𝐧𝐲 𝐢𝐫𝐞𝐚 “𝐄𝐧𝐟𝐚𝐧𝐭𝐬 𝐇𝐲𝐛𝐫𝐢𝐝𝐞𝐬” 𝐢𝐳𝐚𝐲 𝐊𝐞𝐭𝐢𝐬𝐲 𝐎𝐥𝐚𝐊𝐛𝐞𝐥𝐚𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐄𝐱𝐭𝐫𝐚𝐭𝐞𝐫𝐫𝐞𝐬𝐭𝐫𝐞.

📌 Resaka Extraterrestre no resahiko ato anaty vidéo ka raha toa tsy mety aminao dia 𝐚𝐳𝐚 𝐫𝐚𝐢𝐬𝐢𝐧𝐚 𝐟𝐚𝐭𝐬𝐢𝐧𝐲 𝐬𝐚𝐭𝐫𝐢𝐚 𝐭𝐬𝐲 𝐧𝐚𝐭𝐚𝐚 𝐡𝐚 𝐚𝐧𝐚𝐚 𝐧𝐲 𝐢𝐧𝐟𝐚𝐫𝐊𝐚𝐭𝐢𝐚𝐧 izay. Tsy natao ho an’olona manana sensibilité sy 𝐬𝐚𝐫𝐚𝐭𝐚𝐡𝐚𝐭𝐫𝐚 ihany koa.

👉 Fantarao ve fa 𝐞𝐟𝐚 𝐊𝐢𝐬𝐲 𝐄𝐧𝐟𝐚𝐧𝐭𝐬 𝐡𝐲𝐛𝐫𝐢𝐝𝐞𝐬 tonga ety ambony tany?
👉 𝐀𝐢𝐳𝐚 𝐧𝐚 𝐭𝐚𝐞𝐫𝐚𝐧𝐚 mety hahitana azy ireny?

🎯 Marihina fa resaka 𝐊𝐢𝐯𝐞𝐥𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐊𝐚𝐧𝐞𝐫𝐚𝐧𝐭𝐚𝐧𝐲 𝐬𝐲 𝐮𝐧𝐢𝐯𝐞𝐫𝐬𝐞𝐥𝐥𝐞 ny information resahiko eto fa tsy eto Madagasikara fotsiny ihany akory. Raha miresaka toerana fitaizana zaza kamboty aho dia tsy voatery ho eto antoerana izany.

🎯 Ohatra noraisina fotsiny io rayon de 10km io fa tsy voatery io akory fa mety mihoatra amanjato km na amanarivo km maro mihitsy aza.

🎯 Nisy vidéo hitako tao amin’ny youtube, maneho ankizy sahabo 5 na 6 taona. Nisarika ny saiko avy hatrany satria dia hita miavaka tanteraka na ny firesany, na ny fanehoany hevitra, na ny zavatra ataony, na ny énergie-ny ary tsapa fa 𝐚𝐊𝐛𝐚𝐧𝐲 𝐝𝐢𝐚 𝐚𝐊𝐛𝐚𝐧𝐲 𝐧𝐲 𝐧𝐢𝐯𝐞𝐚𝐮 𝐝𝐞 𝐜𝐚𝐧𝐬𝐜𝐢𝐞𝐧𝐜𝐞-𝐧𝐲 raha oharina amin’ny olombelona tsotra. Tsy nisalasala aho nilaza fa 𝐢𝐬𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐞𝐧𝐟𝐚𝐧𝐭𝐬 𝐡𝐲𝐛𝐫𝐢𝐝𝐞𝐬 efa tonga eto ambony tany izy ireny. Nisy vidéo karazany 2 samihafa no hitako tao amin’ny youtube tamin’izay.

🎯 𝐇𝐚𝐰𝐚𝐢𝐢 dia Etats iray any Etats Unis. Fitambarana Nosy ao amin’ny Ocean Pacifique izy io ary raha ara-tantara dia 𝐚𝐧𝐢𝐬𝐚𝐧’𝐢𝐫𝐞𝐚 𝐭𝐚𝐧𝐲 𝐭𝐬𝐲 𝐫𝐞𝐧𝐝𝐫𝐢𝐀𝐚 𝐭𝐚𝐊𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐜𝐢𝐯𝐢𝐥𝐢𝐳𝐚𝐭𝐢𝐚𝐧 𝐋𝐞𝐊𝐮𝐫𝐢𝐚. Ambony be ny vibration-ny izay no maha 𝐂𝐡𝐚𝐀𝐫𝐚 𝐝𝐮 𝐂𝐚𝐞𝐮𝐫 𝐝𝐞 𝐥𝐚 𝐭𝐞𝐫𝐫𝐞 azy ary falehan’ireo mpanao pÚlerinage Spirituelle.

❀
by Emotionally Intelligent Families by Haingo Rajaobelison

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Emotionally Intelligent Families by Haingo Rajaobelison posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share