16/08/2026
🔥 FOMBA TSOTRA HAMERENANA NY HATANORANA 🔥
🌿 Akora ilaina :
• Clous de girofle (Jirofo) 🌰 20 isa
• Citron 🍋 2 isa
• Rano 1 Litatra💧
🧪 Fikarakarana azy :
1️⃣ Ampangotrahina ny rano 💧🔥
2️⃣ Arotsaka ny jirofo 🌰
3️⃣ Avela hangatsiaka kely ❄️
4️⃣ Rehefa tsy mafana intsony dia arotsaka ny citron 🍋
🌰 Jirofo (clous de girofle)
✔️ Manadio vatana (détox naturel)
✔️ Manatsara ny fikorianan-dra
🍋 Citron
✔️ Manadio hoditra & mampamirapiratra ✨
⏳ Fomba fisotroana azy:
👉 Sotroina isan’andro mandritra ny 21 andro , lany ilay izy vao manao vaovao indray.
👉 Afaka tohizana raha mbola ilaina
✨ Vatana maivana
✨ Hoditra mamirapiratra
✨ Hery sy tanjaka miverina
✨ Endrika tanora kokoa 😍
⚠️ Fanamarihana :
• Aza atao be loatra ny jirofo (mahery izy io)
● ARY TSY MAINTSY MIHINANA SAKAFO BE OTRIKAKAINA ( calcium sy magnesium) SATRIA MAHERY NY CITRON
● Tsy mety raha olona mora tsy ampy calcium
🌟 Avereno ny hatanoranao amin’ny fomba voajanahary!
💚 Mirary anao ho salama sy ho ambinina hatrany!
"Afaka ataonao Pause amakiana azy ireo tsirairay "
💬 Asio commentaire hoe “MERCI” na " fahasalamana" fa hitohy foana ny astuce ary samy ho ela velona daholo.