HOME Maison Funéraire Tsimbazaza

HOME Maison Funéraire Tsimbazaza Toerana mendrika handraisana ny vatana mangatsiakan’ny havantsika.

Manao ireo tolotra hanamaivanana ny vesatry ny fianakaviana, mba hahafahany mifantoka amin’ny fanomezam-boninahitra ny nodimandry.
+261 37 20 441 54
+261 38 34 626 66 (Whatsapp)

Alohan’ny hahatongavan’ny fianakaviana...Zava-dehibe ny antsipiriany rehetra.Alohan’ny fandraisana tsirairay, ny ekipana...
13/06/2026

Alohan’ny hahatongavan’ny fianakaviana...

Zava-dehibe ny antsipiriany rehetra.

Alohan’ny fandraisana tsirairay, ny ekipanay dia miroboka anatin'ny fanomanana ny toerana.

Tsy amin’ny fotoana hahatongavan’ny fianakaviana no anombohan’ny asa ataonay. Efa manomboka mialoha izany.

Satria ny fanomezana voninahitra an'ilay nodimandry dia hita ihany koa ao anatin’ireo antsipiriany tsy voamariky ny maso.

ENSEMBLE, POUR MIEUX ACCOMPAGNER LES FAMILLES Il y a encore quelques années, les maisons funéraires étaient rares dans n...
12/06/2026

ENSEMBLE, POUR MIEUX ACCOMPAGNER LES FAMILLES

Il y a encore quelques années, les maisons funéraires étaient rares dans notre pays. Aujourd'hui, plusieurs établissements proposent des espaces d'accueil, de recueillement et d'accompagnement. Cette évolution constitue une avancée pour les familles, souvent confrontées à de nombreuses difficultés lorsqu'elles traversent l'une des épreuves les plus douloureuses de la vie.

Créé il y a seulement deux mois, "HOME Maison Funéraire" est le plus jeune acteur de ce secteur en pleine évolution. Nous sommes fiers d'y apporter notre contribution, avec notre vision et notre sensibilité, aux côtés d'établissements qui, pour certains, ont ouvert la voie et contribué à faire connaître et reconnaître ce type d'accompagnement auprès des familles malgaches.

À travers leurs parcours et leurs approches respectives, chacun participe à renforcer une même ambition : offrir davantage de soutien, d'écoute et de dignité aux familles dans les moments où elles en ont le plus besoin.

Cette diversité d'acteurs permet à chaque famille de trouver un lieu et un accompagnement correspondant à ses besoins, dans le respect de ses valeurs, de ses croyances et de son histoire.

Chez "HOME Maison Funéraire", notre engagement est de placer l'humain, la dignité et la bienveillance au cœur de chaque accompagnement.

Izay nanazava antsika dia tsy maty mandrakizay
09/06/2026

Izay nanazava antsika dia tsy maty mandrakizay

Miombom-po amin'ny fianakavian'Itompokolahy RANDRIAMANANTENASOA Niry Jaona izahay. Mirary fiononana feno ho azy ireo.
07/06/2026

Miombom-po amin'ny fianakavian'Itompokolahy RANDRIAMANANTENASOA Niry Jaona izahay. Mirary fiononana feno ho azy ireo.

Miombom-po amin'ny fianakavian'Itompokovavy RANDRIANARISOA Andriette Harivelo (Mamie) izahay eto amin'ny Home Maison Fun...
03/06/2026

Miombom-po amin'ny fianakavian'Itompokovavy RANDRIANARISOA Andriette Harivelo (Mamie) izahay eto amin'ny Home Maison Funéraire Tsimbazaza. Mirary fiononana feno ho azy ireo.

Tsara levenana ny maty. Mitondra fankaherezana hatrany ho an'ny fianakavian'Itompokolahy RAKOTOMALALA Fernand René.
01/06/2026

Tsara levenana ny maty. Mitondra fankaherezana hatrany ho an'ny fianakavian'Itompokolahy RAKOTOMALALA Fernand René.

Izahay eto amin'ny Home Maison Funéraire dia miombom-po sy mirary fiononana feno ho an'ny fianakavian'Itompokovavy RANIV...
27/05/2026

Izahay eto amin'ny Home Maison Funéraire dia miombom-po sy mirary fiononana feno ho an'ny fianakavian'Itompokovavy RANIVOARISOA Perline Olga (Mama Perle).

Izahay eto amin'ny "Home Maison Funéraire" Tsimbazaza dia mankahery ny fianakavian'ny Docteur Zoantsoa, izay nodimandry ...
25/05/2026

Izahay eto amin'ny "Home Maison Funéraire" Tsimbazaza dia mankahery ny fianakavian'ny Docteur Zoantsoa, izay nodimandry tany Frantsa ny 10 Mey 2026 lasa teo.
Mirary fiononana feno ho an'ny fianakaviana.

Izahay eto amin'ny Home Maison Funéraire dia miarahaba ireo mpino kristianina tratry ny Pentekosta 2026.
24/05/2026

Izahay eto amin'ny Home Maison Funéraire dia miarahaba ireo mpino kristianina tratry ny Pentekosta 2026.

Izahay eto amin'ny "Home Maison Funéraire" Tsimbazaza dia miombom-po amin'ny fianakaviana amin'ny fodiamandrin'Itompokov...
12/05/2026

Izahay eto amin'ny "Home Maison Funéraire" Tsimbazaza dia miombom-po amin'ny fianakaviana amin'ny fodiamandrin'Itompokovavy Docteur ANDRIAMBOLAMANANA RAVOLOLONIRINA Clémence Robert. Mirary fiononana feno ho an'ny fianakaviana.

Address

Tsimbazaza
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when HOME Maison Funéraire Tsimbazaza posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share