INF Sam

INF Sam 🖐️Salama e ❤️
izahay dia infirmière vonona hiasa ho anao

17/05/2026

MYCOSE VAGINALE

Ny Mycose Vaginale dia infection mahazo ny fivaviana, azo avy amin'ny champignon ka miseho amin'ny alalan'ny perte na tsiranoka.

Misy karazany ny fotoana isehoany.
Atao hoe :
✅Normal :
Raha fotsy, tsy betsaka, tsy misy fofona
Ka rehefa akaiky fadim-bolana sy fotoana manodidina ny faha 8 - 15 andro ny cycle izy no miseho.

❌Tsy Normal kosa izy raha :
Miova loko, misy fofona maimbo avy : misy marary mangidihidy.

Ireto ny signes ahafantarana ny Mycose vaginale :
🔺Mavaivay na menamena ny fivaviana ivelany
🔺Mangidihidy be
🔺Mavaivay rehefa mipipy
🔺Misy perte fotsifotsy betsaka.

Ireo antony mahatonga azy :
👉Infection genitale
👉Vohoka, fampiasana rano @ vovo
👉Fampiasana savony, akanjo tery, Vita @ nylon
👉Fihinanana antibiotiques maharitra ela
👉Diabeta
👉Sns...

Amin'ny ankapobeny dia ovule sy creme no ampiasaina @ fitsaboana azy io.

Zay ary fa mirary daholo tompoko o😘

Fotoanan'ny Didimpoitra izao. Ndao indray Ary hanao hi-réservé date e. -A l'américaine -Malagasy Prestation à domicile A...
10/05/2026

Fotoanan'ny Didimpoitra izao.
Ndao indray Ary hanao hi-réservé date e.
-A l'américaine
-Malagasy
Prestation à domicile
Antsoy ny +261327669484

07/05/2026
19/04/2026

Address

Tanjombato
Antananarivo

Telephone

+261327669484

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when INF Sam posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share