22/07/2026
🚨 ‼️ TENA ANTSO MAIKA TOMPOKO Azafady 🙏🙏🙏‼️HJRA CHAMBRE 110 izy androany
maika Manoa
Miondrika, malahelo, tsy hita intsony izay lalan-kaleha. Mitalaho amintsika mafy i Manoa kely fa tsy misy isarangotana intsony nefa mila manohy fitsaboana. Milela-paladia amintsika tompoko i Manoa kely 🙏🙏🙏
Mila vola eo amin’ny 700.000ar vidina fanafody hanaovana chimiothérapie sy analyse maro. Koa mitalaho izy tompoko raha misy ny azontsika atolotra 🙏🙏🙏 Tena very hevitra tanteraka ireo ray aman-dreniny. Mitalaho vonjy izahay hoy izy ireo tompoko 😭😭😭
Ity tompoko ny numéro ndry zareo mivantana :
💚 038 99 579 35 (Mvola)
Misoratra amin’ny Reniny : Mino Harnie raha misy ny azontsika atolotra.
Mitalaho vonjy amintsika izy ireo tompoko🙏🙏🙏
Afaka mihaona azy ireo izay maniry ny ihaona tompoko. ❤️
😥 Tena mila vonjy aina mafy ity tovolahy ity 🙏🙏🙏