28/07/2026
✨ 𝐕𝐨𝐭𝐫𝐞 𝐬𝐢𝐠𝐧𝐚𝐭𝐮𝐫𝐞 𝐝’𝐞́𝐥𝐞́𝐠𝐚𝐧𝐜𝐞 𝐜𝐨𝐦𝐦𝐞𝐧𝐜𝐞 𝐩𝐚𝐫 𝐯𝐨𝐬 𝐦𝐚𝐢𝐧𝐬. 🥰
Anisan’ny zavatra tena mampiavaka antsika vehivavy dia ny fikarakarana ny vatana, indrindra fa ny hoho tanana sy ny hoho tongotra. 💅
Ka ireto ary misy conseil vitsivitsy hafahantsika manana hoho tsara, madio sy matanjaka. ✨😘
Ho hitanao eto amin’ny pejy isakin’ny talata ny routine rehetra mahakasika ny hoho, ny volo sy ny vatana. 🥰🥰✨
𝐏𝐬: 𝐍𝐚 𝐢𝐳𝐚𝐧𝐲 𝐚𝐳𝐚 𝐝𝐢𝐚 𝐦𝐢𝐬𝐨𝐤𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐟𝐨𝐚𝐧𝐚 𝐢𝐳𝐚𝐡𝐚𝐲 𝐚𝐫𝐲 𝐦𝐚𝐧𝐚𝐨 𝐬𝐨𝐢𝐧 𝐦𝐚𝐧𝐮𝐜𝐮𝐫𝐞 𝐬𝐲 𝐩𝐞́𝐝𝐢𝐜𝐮𝐫𝐞 𝐢𝐡𝐚𝐧𝐲 𝐤𝐨𝐚 𝐡𝐨 𝐚𝐧𝐭𝐬𝐢𝐤𝐚 𝐭𝐢𝐚 𝐡𝐚𝐧𝐨𝐦𝐛𝐨𝐤𝐚 𝐡𝐚𝐧𝐚𝐨 𝐬𝐨𝐢𝐧 𝐬𝐲 𝐡𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐡𝐨𝐡𝐨 𝐦𝐚𝐭𝐚𝐧𝐣𝐚𝐤𝐚 𝐬𝐚𝐝𝐲 𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚.💋
—————
𝑈𝑛𝑒 𝑠𝑒𝑢𝑙𝑒 𝑎𝑑𝑟𝑒𝑠𝑠𝑒 : 𝐴𝑛𝑛’𝐿𝑜𝑟, 150 𝑚 𝑑𝑢 𝑐𝑟𝑜𝑖𝑠𝑒𝑚𝑒𝑛𝑡 𝑑𝑢 𝐶𝑜𝑙𝑙𝑒𝑔𝑒 𝑅𝐴𝑆𝐴𝐿𝐴𝑀𝐴 𝑒𝑛 𝑑𝑒𝑠𝑐𝑒𝑛𝑑𝑎𝑛𝑡 𝑣𝑒𝑟𝑠 𝐵𝑒𝑠𝑎𝑟𝑒𝑡𝑦 !
𝐴𝑢 𝑏𝑜𝑟𝑑 𝑑𝑒 𝑙𝑎 𝑟𝑢𝑒 𝑝𝑟𝑖𝑛𝑐𝑖𝑝𝑎𝑙𝑒, 𝑗𝑢𝑠𝑡𝑒 20 𝑚 𝑎𝑝𝑟𝑒̀𝑠 𝑙𝑎 𝑟𝑢𝑒𝑙𝑙𝑒 𝑣𝑒𝑟𝑠 𝑙’𝐸́𝑔𝑙𝑖𝑠𝑒 𝐹𝑃𝑉𝑀 𝑇𝑎𝑛𝑖𝑛𝑎𝑛𝑎𝑛𝑑𝑟𝑎𝑛𝑜 !