wama fitsaboana

wama fitsaboana 🧘‍♂️ Praticien en soins énergétiques
🌿 Approche naturelle & personnalisée
💫 Rééquilibrage physique et émotionnel
📍 Lycée Technique Ampasapito
📞 034 14 692 15

21/06/2026

Tsara ho fantatsika rehetra ary fa ny tena manimba ny fahasalamantsika dia ny fihetsem-po miiba avy ao anatintsika. Ekena fa mitondra fikorontanana ho an'ny fahasalamantsika ny zavatra ivelany, toy n'y hatsiaka, sakafo tsy ara-pahasalamana sns, fa ny tena manakorontana ny fahasalamantsika voalohany dia ny fikorontanana ateraky ny fihetsem-po miiba ao amintsika: tahotra, fialonana, fankahalana sns

26/05/2026

Araka ny fanazavana nomena farany dia ny fikorontanana eo amin'ny cellule no miteraka ny tsy fahasalama. Koa raha fantatra ny mahatonga izany fikorontanana izany dia mazava fa azo sorohina izany. Midika izany fa azo atao tsara ny tsy harary mihitsy.

20/05/2026

Ny cellule dia mihetsika izany hoe mikombona avy eo misokatra indray ka rehefa mikombona izy, ny matière ao anatiny mivoaka ka lasa énergies eo ivelany ary rehefa misokatra indray izy dia miverina lasa matière ao anaty indray ny énergies eo ivelany.

18/05/2026

Mankasitraka anareo manaraka rehetra, hanazava tsikelikely ny mahatonga ny fikorontanana eo amin'ny vatana isika.

13/05/2026

Ny vatan'ny olona dia fitambaran'ny système maro toy ny système nerveux, système digestif sns, ny système iray dia fitambaran'ny organe maromaro, ary ny organe iray dia fitambaran'ny cellules marobe. Ny tena mahatonga ny tsy fahasalamana dia miainga amin'ny fikorontanana eo amin'ny cellule.

12/05/2026

Ny Wama dia midika hoe Waishi Malagasy, ary ny fitsaboana dia iray amin'ny zavatra sahanina ao anatin'ny Waishi. Ny fomba ampiasaina amin'izany dia maro, ao anatin'izany ny fampiasana ny énergies, sans...Manasa anao ary izahay raha mahaliana anao izany. Mankasitraka

12/05/2026

Miarahaba antsika rehetra, vonona ny hanome ny tsara anareo izahay amin'ny fitsaboana sy fampianarana mba hisorohana ny mety tsy fahasalamana ho an'ny rehetra

Address

École Washi Malagasy " Lycée Technique Ampasapito "
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 19:00
Tuesday 09:00 - 19:00
Wednesday 09:00 - 19:00
Thursday 09:00 - 19:00
Friday 09:00 - 19:00
Saturday 09:00 - 19:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when wama fitsaboana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share