CHU Ambohimiandra

CHU Ambohimiandra Hopital Smille

01/07/2026
18/06/2026

CHUSSPA ex-Institut d’hygiène Sosialy Analakely- FITSABOANA MIFOTOTRA AMIN'NY MAHA OLONA
Araky ny toromarika nivoaka teo amin'ny Filankevitry ny Minisitra ny 10 jona lasa teo, ny hanatanterahana ny varavarana misokatra ny ao amin'ny hôpitaly rehetra manerana ny nosy, dia nanatanteraka izany ny ekipan’ny CHUSSPA izay notarihan’ny Ramatoa Tale.
- Nanomboka omaly 17 Jona izany ka mitohy androany ary mifarana rahampitso 19 Jona 2026.
Ny tanjona dia ny hanomezana fahafahana ny vahoaka hizaha ny fahasalamany, ka natao maimaim-poana ny fizaham-pahasalamana mandritra io telo andro io.
Raha amin’ny andavan’andro no asian-teny dia misy tolotra anakiroa ato amin‘ny CHUSSPA :
Misy ny consultation gratuit, eo ihany koa ny consultation payante ary mivoha amin’ny 8ora ka hatramin’ny 4ora hariva. Ho antsika izay mikarakara handeha any ampitan-dranomasina (hiasa,hianatra,hanao formation,mission,fialantsasatra)dia mikarakara momba ny« certificat médical » ihany koa ny ato amin’ny CHUSSPA.
CHUSSPA MITSINJO ANAO LALANDAVA

29/05/2026

Le tour de garde des pharmacies du 30 mai au 06 juin 2026.

24/05/2026

Le tour de garde des pharmacies du 23 au 30 mai 2026.

15/05/2026

Le tour de garde des pharmacies du 16 au 23 mai 2026.

13/05/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Navalona Alpha Manampisoa, Fah Neva

08/05/2026

Le tour de garde des pharmacies du 09 au 16 mai 2026.

24/04/2026

Le tour de garde des pharmacies du 25 avril au 02 mai 2026.

Address

Ambohimiandra
Antananarivo
101

Telephone

261

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when CHU Ambohimiandra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category