Dr SOA NO IRINA

Dr SOA NO IRINA Santé_ force_

11/06/2026

Aoka mba tsy hijery bol na hanao loka ireo olona misy olana amin'ny fo na tsy mahafehy fihetseam_po. Sao maty maty foana eo.

Je t'ai cherché dans le ventMais tu étais dans le silence J'ai crié dans la nuitMais ta réponse était patience Tu m'a ap...
24/03/2026

Je t'ai cherché dans le vent
Mais tu étais dans le silence
J'ai crié dans la nuit
Mais ta réponse était patience
Tu m'a appris à espérer
Quand tout semblai s'écouler
Tu m'as dit mon enfant
Je n'arrive jamais en re**rd
Jamais en re**rd
Ton temps est parfait Seigneur
Même quand je ne comprends pas
Ton temps est parfait Seigneur
Même quand mes yeux ne voient pas
Ton temps est parfait
Tu transformes mes re**rds en miracles
Mes larmes en témoignage
Oui ton temps est parfait
Pour moi

14/03/2026

N'attends rien de personne, pour éviter la déception

08/03/2026
Ce n'est pas la fin, nonTu écris mon histoire Même dans la douleur Tu prépares ma victoire ce n'est pas la fin, j'ai con...
07/03/2026

Ce n'est pas la fin, non
Tu écris mon histoire
Même dans la douleur
Tu prépares ma victoire
ce n'est pas la fin, j'ai confiance en toi encore

Aoka izay ny fisotroana tambavy, mangidy fa manimba ny voa.Tsara ho an'ny fahasalamantsika ny fisotroana rano tsotra mad...
04/03/2026

Aoka izay ny fisotroana tambavy, mangidy fa manimba ny voa.
Tsara ho an'ny fahasalamantsika ny fisotroana rano tsotra madio tsy misy fangarony.

TSARA NY SALAMA

03/03/2026

Miha mitombo ny olona tratran'ny insuffisance rénale ankehitriny. Azo sorohana anefa izany. Amin'ny fomba ahoana anefa?
💧Misotro rano 1,5 litatra isanandro,
💧Atao normaly ny tosidra avo, na ny diabeta raha misy izany.
💧Ajanona ny fisotroana taoka sy fifoahana sigara
💧Ahena ny lanja raha ngeza loatra,
💧Atsahatra ny fihinanana SIRA be loatra, PROTEINE, PHOSPHATE be loatra
💧Mihinana sakafo misy calcium sy fibre

HAFA IHANY ANIE OA NY SALAMA E.

Apetrako eto fotsiny  ity alohaHo anao, ho ahy, ho antsika
03/03/2026

Apetrako eto fotsiny ity aloha
Ho anao, ho ahy, ho antsika

Fahavokaran'ny zavoka zao a. Ndeha ho resahatsiaka ireo tombontsoa azo avy amin'ny fihinanana azy. 🥑ahitana fibre izay m...
26/02/2026

Fahavokaran'ny zavoka zao a. Ndeha ho resahatsiaka ireo tombontsoa azo avy amin'ny fihinanana azy.
🥑ahitana fibre izay manatsara ny fandevonan_kanina,
🥑mitovy amin'ny karoty koa izy, tsara ho an'ny maso,
🥑misy magnésium sy potassium maro ary vitamine hafa, izay tsara ho an'ny vehivavy bevohoka manana olana amin'ny tsy fahampian'ny vitamine,
🥑ahitana vitamine K, tsara ho an'ny olona misy diabeta( tsy asiana siramamy rehefa mihinana azy)
🥑manatsara ny fo sy ny fikorian'ny rà
🥑manala ny menaka ratsy ao amin'ny vatana
🥑nga zay ihany fa kay azo atao coupe_faim koa izy a,
🥑mbola misy vitamine Csy E koa a
🥑mampihena ny fanaintainana mandritra ny fadimbolana

18/02/2026

Mirary torimaso mamy ho antsika rehetra eo ambany fiahian'i jesoa

Address

Antananarivo
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 17:00
Sunday 08:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Dr SOA NO IRINA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share