18/06/2026
💊Lisitr’ireo farmasia misokatra manao fiandrasandraharaha eto Madagasikara ny Sabotsy 13 Jona ka hatramin’ny Sabotsy 20 Jona 2026.
ℹ️ Misy ihany koa ireo farmasia misokatra 7j/7 sy 24h/24 na isan’andro manodidina antsika.
Aza adino ny mitandrina rehefa mivoaka, ary mirary fahasalamana ho an'ny rehetra ✨
------------------
💊Liste des pharmacies de garde à Madagascar du samedi 13 Juin au samedi 20 Juin 2026.
ℹ️ Des pharmacies en zones périphériques (rurales) sont également ouvertes 7j/7 et 24h/24.
Restez prudents 😷 et prenez soin de vous ✨
✔️Source : ONPN