22/05/2026
👉KINÉ RESPIRATOIRE 👈
Kiné respiratoire (Manala rehoka @ tratran’ny zazakely)
✍️Andao ary horesahina kely indray ary hoe inona izany « kiné respiratoire » izany eh! Inona no antony hanaovana azy? @ fotoana inona no tokony manao azy ny zazakely? Iza no afaka mandray ny zaza atao azy? Firy taona no afaka atao kiné respiratoire ny zazakely?
1/KINÉ RESPIRATOIRE
Fitsaboana iray manampy ny zaza hamoaka ny rehoka izay manelingelina ao @ tratrany.
Ity technique ity dia mikendry ny hanadio ny lalan-drivotry ny zaza @ trangan’ny « encombrement bronchique » na ny « bronchiolite »
Izy io dia ahitana « technique manuelle douce » miampy « massage » ary ny « lavage du nez »
2/INONA NO ANTONY HANAOVANA NY KINÉ RESPIRATOIRE?
Ny tena tanjona dia ny mba hananan’ny zaza torimaso milamina,fihinanana sakafo ara-dalàna ary indrindra ny « confort respiratoire »
3/ @ FOTOANA INONA NO TOKONY MANAO KINÉ RESPIRATOIRE NY ZAZAKELY?
-Feno rehoka ny tratran’ny zazakely
-Tsy misakafo matetika (mihena ny fahazotoana misakafo)
-Marary lava ny zazakely (sery,kohaka,bronchiolite miverimberina)
-Mikohaka (roux grasse, toux sèche)
-Tery tratra
-Kamo minono (nonon-dreny,biberon)
- Asthmatique
-Sempotra tsy avy miaina (cas d’urgence)
4/ IZA NO AFAKA MANDRAY NY ZAZA ATAO KINÉ?
Ny kinésithérapeute irery ihany no afaka mandray ny zaza atao kiné respiratoire.Kinésithérapeute diplômé d’état,manana ONIM,misoratra any @ ordre.
Professionnelle et diplômé
5/ FIRY TAONA NO AFAKA ATAO KINÉ RESPIRATOIRE NY ZAZAKELY ?
Tsy misy taona ny fanaovana ny kiné respiratoire fa rehefa hita ireo signe ireo dia afaka manantona avy hatrany ny kinésithérapeute ny Ray aman-dreny dia atao ny consultation.
6/ HAFIRIANA NY FANAOVANA NY KINÉ RESPIRATOIRE? (Firy séance ?)
Samy manana ny cas ny zaza tsirairay,noho izany arakaraka ny état an’ilay zaza no isan’ny séance atao aminy
Efa hanomboka hiditra @ vanim-potoana mangatsiaka 🥶🥶 isika izao. Vanim-potoana hihetsehan’ny gippe,kohaka,bronchiolite ary ny asthme izao.
🫵Andao ary ho atao kiné respiratoire ny zazakely hanampy azy hanala ny rehoka ao @ tratran’ny,hanokatra ny tratrany,hanampy ny zaza hazoto homana,ary mba hananany torimaso milamina mba tsy ho tonga @ bronchiolite sy ny asthme.
==>Manao service à domicile izahay ho anareo tsy afaka manantona
==>Manana cabinet ihany koa
❤️Sur rendez-vous uniquement ❤️
📞038 89 875 12
Aza misalasala miantso raha mila kinésithérapeute ianareo 😉
🍀 Votre santé est notre priorité 🍀