Kinésithérapeute Ny Aina

Kinésithérapeute Ny Aina Votre santé est notre priorité 🍀

24/05/2026
👉KINÉ RESPIRATOIRE 👈Kiné respiratoire (Manala rehoka @ tratran’ny zazakely)✍️Andao ary horesahina kely indray ary hoe in...
22/05/2026

👉KINÉ RESPIRATOIRE 👈
Kiné respiratoire (Manala rehoka @ tratran’ny zazakely)

✍️Andao ary horesahina kely indray ary hoe inona izany « kiné respiratoire » izany eh! Inona no antony hanaovana azy? @ fotoana inona no tokony manao azy ny zazakely? Iza no afaka mandray ny zaza atao azy? Firy taona no afaka atao kiné respiratoire ny zazakely?

1/KINÉ RESPIRATOIRE
Fitsaboana iray manampy ny zaza hamoaka ny rehoka izay manelingelina ao @ tratrany.
Ity technique ity dia mikendry ny hanadio ny lalan-drivotry ny zaza @ trangan’ny « encombrement bronchique » na ny « bronchiolite »
Izy io dia ahitana « technique manuelle douce » miampy « massage » ary ny « lavage du nez »

2/INONA NO ANTONY HANAOVANA NY KINÉ RESPIRATOIRE?
Ny tena tanjona dia ny mba hananan’ny zaza torimaso milamina,fihinanana sakafo ara-dalàna ary indrindra ny « confort respiratoire »

3/ @ FOTOANA INONA NO TOKONY MANAO KINÉ RESPIRATOIRE NY ZAZAKELY?
-Feno rehoka ny tratran’ny zazakely
-Tsy misakafo matetika (mihena ny fahazotoana misakafo)
-Marary lava ny zazakely (sery,kohaka,bronchiolite miverimberina)
-Mikohaka (roux grasse, toux sèche)
-Tery tratra
-Kamo minono (nonon-dreny,biberon)
- Asthmatique
-Sempotra tsy avy miaina (cas d’urgence)

4/ IZA NO AFAKA MANDRAY NY ZAZA ATAO KINÉ?
Ny kinésithérapeute irery ihany no afaka mandray ny zaza atao kiné respiratoire.Kinésithérapeute diplômé d’état,manana ONIM,misoratra any @ ordre.
Professionnelle et diplômé

5/ FIRY TAONA NO AFAKA ATAO KINÉ RESPIRATOIRE NY ZAZAKELY ?
Tsy misy taona ny fanaovana ny kiné respiratoire fa rehefa hita ireo signe ireo dia afaka manantona avy hatrany ny kinésithérapeute ny Ray aman-dreny dia atao ny consultation.

6/ HAFIRIANA NY FANAOVANA NY KINÉ RESPIRATOIRE? (Firy séance ?)
Samy manana ny cas ny zaza tsirairay,noho izany arakaraka ny état an’ilay zaza no isan’ny séance atao aminy

Efa hanomboka hiditra @ vanim-potoana mangatsiaka 🥶🥶 isika izao. Vanim-potoana hihetsehan’ny gippe,kohaka,bronchiolite ary ny asthme izao.

🫵Andao ary ho atao kiné respiratoire ny zazakely hanampy azy hanala ny rehoka ao @ tratran’ny,hanokatra ny tratrany,hanampy ny zaza hazoto homana,ary mba hananany torimaso milamina mba tsy ho tonga @ bronchiolite sy ny asthme.

==>Manao service à domicile izahay ho anareo tsy afaka manantona
==>Manana cabinet ihany koa
❤️Sur rendez-vous uniquement ❤️
📞038 89 875 12

Aza misalasala miantso raha mila kinésithérapeute ianareo 😉

🍀 Votre santé est notre priorité 🍀

Faly miarahaba antsika rehetra izahay ato @ Ny Aina Kinésithérapeute Averiko ombieny ombieny ito resaka « rendez-vous » ...
21/05/2026

Faly miarahaba antsika rehetra izahay ato @ Ny Aina Kinésithérapeute

Averiko ombieny ombieny ito resaka « rendez-vous » ito

Fa maninona no sur rendez-vous ny fandraisana marary ato aminay?
-Satria tsy 1 tsy 2 tsy 3 ny marary raisina
-Satria indraindray aho tsy eny @ cabinet
(Oui,tsy eny @ cabinet ianao fa à domicile dia tokony afaka mandray anay nge zany e!!) 😳😳😳
-Mandray olona any Ivato aho dia misy miantso hoe mba haka rendez-vous androany aty andoharanofotsy @ 11 ora maraina 🙄🙄

🛑 ✋ andraso kely aloha ✋
-Tsy maintsy sur rendez-vous foana aho vao mandray
-Mila maka rendez-vous mialoha vao voaray
-Tsy possible ilay hoe maka rendez-vous androany dia voaray androany (raha tsy hoe @ lalana andeanako no misy anao dia zay izy no mety possible raha tsy betsaka marary raisina aho)
-Tsara raha tonga dia miantso 0388987512 raha haka rendez-vous
-Afaka manantona eny @ cabinet ihany koa anefa raha haka rendez-vous ianareo

👉Aza andrasana efa marary be vao miantso fa manjary tsy voaray 👈

Ny kiné na resaka rééducation dia tsy traitement d’urgence ===> noho izany raha cas urgent dia tsy kiné no antonina fa ny service d’urgence eny @ hôpital

Izay fa mirary soa ho antsika rehetra
Contact: 0388987512

💉 𝔸ℝ𝔼𝕋𝕀ℕ𝔸 𝔸ℤ𝕆 𝕊𝕆ℝ𝕆ℍ𝔸ℕ𝔸 𝔸𝕄𝕀ℕ’ℕ𝕐 𝕍𝔸𝕂𝕊𝕀ℕ𝕐ℹ️Ny vaksiny dia miaro amin’ireo aretina mampidi-doza.✅ Ny fanaovana vaksiny ara-p...
20/05/2026

💉 𝔸ℝ𝔼𝕋𝕀ℕ𝔸 𝔸ℤ𝕆 𝕊𝕆ℝ𝕆ℍ𝔸ℕ𝔸 𝔸𝕄𝕀ℕ’ℕ𝕐 𝕍𝔸𝕂𝕊𝕀ℕ𝕐
ℹ️Ny vaksiny dia miaro amin’ireo aretina mampidi-doza.

✅ Ny fanaovana vaksiny ara-potoana dia miaro ny zaza sy ny fiarahamonina manontolo.
👨‍👩‍👧‍👦 Vaksiny anio, fiainana salama rahampitso.

✨️Tsy Resaka vintana akory ny Fahasalamana.

Hazavaiko kely ny anton’ilay hoe sur rendez-vous 😉Mila miantso mialoha foana maka rendez-vous fa tsy hoe mba haka rendez...
10/03/2026

Hazavaiko kely ny anton’ilay hoe sur rendez-vous 😉

Mila miantso mialoha foana maka rendez-vous fa tsy hoe mba haka rendez-vous androany izahay

Fa maninona no tsy mety ilay hoe haka rendez-vous androany?
-Tsy mijanona ao @ cabinet foana aho
-Mandeha à domicile (misy mifanipaka atsimo sy avaratra)
-Misy efa naka rendez-vous t@ semaine ambony ohatra dia efa feno ny ampitso dia tsy ho tratrako intsony
-Tsy manome heure précise aho..Fa maninona?satria miankina @ embouteillage fa tsy miankina amiko loatra 😌
-Raha ohatra partie andehanako no misy anareo dia possible anefa ny handraisako anareo na androany ihany aza

Contact: 0388987512 (Misy fotoana tsy Voaray ilay appel fa mandray olona aho)
rehefa mandray olona aho tsy mandray appel izany mihitsy 🙅‍♀️

Dia mba aza hitezeranaaho re raha sendra hoe 12:00 aho no Tonga any raha tianareo ho voaray ianareo fa tena tsy hoe fanahy iniako ilay izy 😥

Durée an’ilay séance kiné respiratoire ho an’ny zazakely anie ka 15minutes eo max eh…dia mba mihemotra kely ny heure hisakafoanany (mba Samy mifampitsinjo kely tsika fa za aza efa mahafoy mandeha manantona anareo 😊)

Ao zay an?

Izay ary fa Mirary soa ho antsika rehetra eh 😘

BRONCHIOLITE DU NOURRISSON Feno zaza marary ny hôpital amin’izao 🥺😥Inona no Antony?==>tratran’ny bronchiolite daholo ny ...
16/02/2026

BRONCHIOLITE DU NOURRISSON
Feno zaza marary ny hôpital amin’izao 🥺😥
Inona no Antony?==>tratran’ny bronchiolite daholo ny zazakely…Fa nahoana?
Noho ny haratsian’ny pollution,ny fiovaovan’ny toetrandro dia maro ny zaza tsy mazaka izany ka marary vokatr’izany.

Inona no tokony atao?
☑️Diovy matetika @ SSI (sérum physiologique)ny oron’ny zazakely mandrapaha madio tsara ny orona
☑️Aéré-na tsara ny trano (avela hisokatra hidiran’ny masoandro sy rivotra mifamezivezy)
❌Alavirina ny zazakely ny setroka 💨 (charbon,sigara,odimoka,fera….)
☑️Sasàna madio tsara @ savony sy rano ny tanana aloha sy aorian’ny fanoloana akanjon’ny zaza,rehefa hampinono,rehefa hanome sakafo
☑️Mila manao masque 😷😷 raha toa ka voan’ny sery ny reny mampinono,raha olona hafa tsy tokony handray ilay zaza no voan’ny sery dia aleo manalavitra ilay zaza mihitsy
🚭Fadiana ny mifoka sigara,mandrehatra afo charbon eo akaikin’ny zaza ⛔️
☑️Fanaovana kinésithérapie respiratoire
-Manantona hôpital farak’izay aingana raha efa sempotra ny zazakely

Inona no tanjona @ fanaovana kinésithérapie respiratoire ?
-Hampitony ny fahasahiranana miaina (effort respiratoire)
-Manatsara ny torimaso sy ny fahazotoana misakafo
-Mba hampisokatra ny tratran’ny zazakely
-Mba hanampy ny zaza hamoaka ny rehoka ao @ tratrany

Raha mila kinésithérapeute ianao dia aza misalasala manoratra na miantso avy hatrany ny 0388987512 fa vonona handray anao izahay (sur rendez-vous)

Votre santé est notre priorité 🍀

Address

Antsakaviro
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kinésithérapeute Ny Aina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share