AUXI SANTE

AUXI SANTE Une équipe passionnée et stimulante où chaque soignant s'épanouit pleinement… et où chaque patient reçoit le soin qu'il mérite en toute confiance

🏥 VOUS AVEZ BESOIN D’UN PROFESSIONNEL DE SANTÉ À DOMICILE OU À L’HÔPITAL ?Misy marary ao an-trano na hospitalisé mila fa...
24/07/2026

🏥 VOUS AVEZ BESOIN D’UN PROFESSIONNEL DE SANTÉ À DOMICILE OU À L’HÔPITAL ?

Misy marary ao an-trano na hospitalisé mila fanaraha-maso akaiky ve?
Tsy afaka miambina azy mandritra ny andro na alina ve ny fianakaviana?

❤️ AuxiSanté est là pour vous accompagner.

Ekipa matihanina ahitana Infirmiers, Infirmières, Sage-femme, Kinésithérapeute ary Aide-soignante no vonona hanome fikarakarana mifanaraka amin’ny filan’ny marary.

✅ Nos prestations :

💉 Soins infirmiers à domicile
Injections, perfusions, pansements, surveillance des constantes…

🏥 Garde auprès des patients hospitalisés
Fanaraha-maso sy fanampiana ny marary eny amin’ny hopitaly, andro na alina.

🏠 Garde et assistance à domicile
Ho an’ny zokiolona, marary, olona marefo na mila fanampiana amin’ny fiainana andavanandro.

🤰 Suivi de grossesse et accompagnement maternel

🧘 Rééducation et kinésithérapie

🤝 Assistance physique et psychologique

📚 Conseils et éducation sanitaire

⭐ Pourquoi nous faire confiance ?

✔️ Équipe qualifiée et attentionnée
✔️ Prise en charge humaine et personnalisée
✔️ Intervention à domicile ou à l’hôpital
✔️ Service disponible sur rendez-vous
✔️ Antananarivo et ses environs

📩 Besoin d’une garde ou d’un soin ?
Alefaso amin’ny MP izao ny:
— Toerana misy ny marary
— Karazana fanampiana ilaina
— Andro sy ora hanombohana

Dia hamaly haingana ny ekipanay.

📞 Téléphone :
+261 33 70 87 660
+261 38 62 12 617

📲 WhatsApp : +261 32 90 78 449
📍 Ambohibao
📘 Facebook : AuxiSanté | inf Njaka

❤️ AuxiSanté
La santé vous rejoint à la maison.

🌡️ FIÈVRE CHEZ L’ENFANT : QUAND FAUT-IL S’INQUIÉTER ?Ny tazo dia matetika fihetsiky ny vatana miady amin’ny infection. S...
22/07/2026

🌡️ FIÈVRE CHEZ L’ENFANT : QUAND FAUT-IL S’INQUIÉTER ?

Ny tazo dia matetika fihetsiky ny vatana miady amin’ny infection. Saingy misy fotoana tsy tokony hiandrasana.

🚨 Consultez rapidement si :
✔️ Zaza latsaky ny 3 volana manana température 38°C na mihoatra
✔️ Zaza 3–6 volana manana température 39°C na mihoatra
✔️ Sarotra miaina na misento mafy
✔️ Tsy te hisotro na tsy afaka misakafo
✔️ Mandoa matetika
✔️ Tena malemy, rendremana be na sarotra fohazina
✔️ Misy convulsion
✔️ Misy tasy amin’ny hoditra tsy levona rehefa tsindriana
✔️ Maharitra 5 andro na mihoatra ny tazo

💡 À faire à la maison :
– Omeo rano na ronono matetika
– Ataovy akanjo maivana sy mahazo aina
– Araho maso ny température sy ny toe-pahasalamany
– Aza manome antibiotika raha tsy avy amin’ny mpitsabo

⚠️ Tsy ny haavon’ny température ihany no jerena, fa indrindra ny toe-pahasalaman’ilay zaza.

🏥 AuxiSanté
La santé vous rejoint à la maison.

📞 +261 33 70 87 660 / +261 38 62 12 617
📲 WhatsApp : +261 32 90 78 449
📍 Ambohibao

❄️ FANTATRAO VE IREO RÈGLES 10 HANAMAFISANA NY HERY FIAROVANA AMIN’NY RIRININA?Mandritra ny ririnina dia mora kokoa ny t...
19/07/2026

❄️ FANTATRAO VE IREO RÈGLES 10 HANAMAFISANA NY HERY FIAROVANA AMIN’NY RIRININA?

Mandritra ny ririnina dia mora kokoa ny tratran’ny grippe, rhume, kohaka, tazo sy aretin’ny taovam-pisefoana. Ny fiarovana tsara dia manomboka amin’ny fahazarana tsotra isan’andro:

✅ Mihinàna sakafo voalanjalanja
✅ Misotroa rano ampy
✅ Matoria tsara
✅ Manaova fanatanjahan-tena tsy tapaka
✅ Maka masoandro maraina raha azo atao
✅ Sasao matetika ny tanana
✅ Fadio ny tabac sy ny alcool
✅ Tantano tsara ny adin-tsaina
✅ Ataovy ara-potoana ny vaksiny ilaina
✅ Mitafia mafana sy mifanaraka amin’ny toetr’andro

💡 Prévenir vaut mieux que guérir.
Ny fahazarana tsara isan’andro dia manampy antsika sy ny fianakaviantsika ho salama mandritra ny ririnina.

🏥 AuxiSanté
La santé vous rejoint à la maison.

📞 +261 33 70 87 660 / +261 38 62 12 617
📲 WhatsApp : +261 32 90 78 449
📍 Ambohibao
📘 Facebook : AuxiSanté | inf Njaka

FAMORANA (CIRCONCISION)Atao eny amin'ny toeranay na any an-tranonao✔️Mpiasan'ny fahasalamana mahay sy za-draharaha✔️Fita...
10/07/2026

FAMORANA (CIRCONCISION)
Atao eny amin'ny toeranay na any an-tranonao
✔️Mpiasan'ny fahasalamana mahay sy za-draharaha
✔️Fitaovana madio sy voadio araka ny fenitra
✔️Fikarakarana alohan'ny sy aorian'ny famorana
✔️Serivisy azo antoka sy azo itokisana
AUXISANTÉ – Ny fahasalamanao no laharam-pahamehanay.
📞 038 62 126 17
📞 034 67 751 05

09/07/2026

Salama tompoko mitady aide soignant mipetraka manodidina Imerimanjaka bypass

09/07/2026

Aza misalasala miantso Raha mila fanampiana mahakasika ny fikarakarana ny tsy salama na olona mila fanampiana manokana amin'ny fiainana andavan'andro
☎️+261 34 67 751 05
Na any antrano ny any amin'ny hôpital
🍀☘️🍀☘️

AUXISANTÉMitondra ny fahasalamana ho eny aminaoTolotray• 🏠 Fikarakarana marary any an-trano• 🏥 Fikarakarana marary any a...
08/07/2026

AUXISANTÉ
Mitondra ny fahasalamana ho eny aminao
Tolotray
• 🏠 Fikarakarana marary any an-trano
• 🏥 Fikarakarana marary any amin'ny hopitaly
• 💆 Massage fanalefahana havizanana sy fanaintainana
• 👨‍⚕️ Consultation sy torohevitra ara-pahasalamana
Mety ho an'ny
✔️ Zokiolona
✔️ Marary mila fikarakarana
✔️ Vehivavy niteraka
✔️ Olona mila fanarenana na fanorana
Antsoy izahay
📞 038 62 126 17
📞 034 67 751 05
AUXISANTÉ – Mikarakara anao am-pitiavana, na any an-trano na any amin'ny hopitaly.

Ny ekipan'ny AUXI SANTE dia vonona hanome fahafaham-po anao amin'ny fikajiana ny fahasalamanao amin'ny alalan'ireo karaz...
07/07/2026

Ny ekipan'ny AUXI SANTE dia vonona hanome fahafaham-po anao amin'ny fikajiana ny fahasalamanao amin'ny alalan'ireo karazana otra na massage.
Afaka manantona izahay
Aza misalasala ary : 034 67 751 05 - 038 62 126 17
Afaka mampianatra ihany koa

Nandray anjara tamin'ny fanatontosana ny didimpoitra faobe izay nokarakarain'i Solombavambahoaka Dr Miharisoa, natao ten...
06/07/2026

Nandray anjara tamin'ny fanatontosana ny didimpoitra faobe izay nokarakarain'i Solombavambahoaka Dr Miharisoa, natao teny amin'ny Les Rossignols Antsararay Ambohimanarina ny ekipan'ny AUXI SANTE.
Mankasitraka ny fahatokisana nomena ny AUXISANTE ary mankasitraka ny ekipa rehetra nifanome tanana tamin'izany
Dia Arahaba ririna eee aza ela fery rankizy aaaa🙏🙏🙏

🍲 "Ankoatra ny fitsaboana, ny mpitsabo mpanampy ao amin'ny AUXI SANTÉ dia manara-maso akaiky ny sakafo sahaza ny marary ...
03/07/2026

🍲 "Ankoatra ny fitsaboana, ny mpitsabo mpanampy ao amin'ny AUXI SANTÉ dia manara-maso akaiky ny sakafo sahaza ny marary ary manoro hevitra amin'ny fomba fisakafoana ara-pahasalamana."

🥗 "L'équilibre de votre assiette fait partie de notre accompagnement. Les infirmiers d'AUXI SANTÉ sont là pour vous prodiguer des conseils en hygiène de vie et alimentation saine."

Address

Ambohibao Antehiroka
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when AUXI SANTE posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share