04/02/2026
🌿 Torohevitra Mampamanja
Ny soa azo avy amin’ny karaoty ho an’ny tarehy
🥕 mamirapiratra ny hoditra
🥕 mampalefaka sy mampamiratra ny hoditra
🥕 Manampy hitazona hoditra madio sy salama
🥕 mampiadana ny fahanteran’ny hoditra
👉 Torohevitra : mihinàna karaoty matetika (ranony, manta na masaka) mba hanampy amin’ny fahamanjana✨