CENTRE D'APPAREILLAGE DE MADAGASCAR

CENTRE D'APPAREILLAGE DE MADAGASCAR Établissement oeuvrant dans le domaine de la santé et plus particulièrement sur l'handicap physique

Notanterahina ny Zoma 24 Avril 2026 ny ASATANAMARO teo anivon'ny Centre Hospitalier Universitaire d'Appareillage de Mada...
27/04/2026

Notanterahina ny Zoma 24 Avril 2026 ny ASATANAMARO teo anivon'ny Centre Hospitalier Universitaire d'Appareillage de Madagascar (CHUAM); izay teo ambany fitarihan'ny Directeur de l'Etablissement (DE) Dr RANDRIA Charlot.

Notanterahina ny 30 Janoary 2026 ny fifampiarahabana nahatratra ny taona 2026 ny mpiara-miasa eto anivon'ny Centre Hospi...
05/02/2026

Notanterahina ny 30 Janoary 2026 ny fifampiarahabana nahatratra ny taona 2026 ny mpiara-miasa eto anivon'ny Centre Hospitalier Universitaire d'Appareillage de Madagascar (CHUAM); izay teo ambany fiahian'ny Tale Dr RANDRIA Charlot. Izany dia nototosaina tany amin'ny Madagacsar Espace.

Marihina fa feno 75 taona amin'ity taona 2026 ity ny Centre Hospitalier Universitaire d'Appareillage de Madagascar (CHUAM).

Ho fanatsarana ny fahasalamana sy ny fiadanan’ny mpiasa ao amin’ny toeram-piasana, dia nanatanteraka hetsika ASA TANAMAR...
12/12/2025

Ho fanatsarana ny fahasalamana sy ny fiadanan’ny mpiasa ao amin’ny toeram-piasana, dia nanatanteraka hetsika ASA TANAMARO ny CHUAM ny 5 Desambra 2025.

Ity hetsika ity dia natao hanohanana ny marary, hampiroborobobana ny firaisankina sy fiaraha-mientan’ny mpiasa, ary hanamafisana ny soatoavina mifototra amin’ny fifanampiana, fahafoizan-tena ary maha-olona ao amin’ny hopitaly.

Mifanaraka tanteraka amin’ny vinan’ny CHUAM izao hetsika izao, izay mikendry ny :
• hanatsarana ny fandraisana sy fikarakarana ny mpitsidika sy ny marary,
• hamoronana tontolo iainana ara-tsosialy madio sy mirindra,
• ary hanatsarana hatrany ny kalitaon’ny tolotra omen’ny hopitaly ho a’ny vahoaka.

Hetsika lehibe natao
• Fanadiovana sy fanatsarana ny fahadiovana ao amin’ny foibe : fanadiovana ankapobeny ny efitrano, ny tokotany, mba hahazoana tontolo madio sy mahasalama.
• Fampahafantarana sy fanentanana : lohahevitra momba ny fahadiovana, ny fahasalamana, ny firaisankina, ary ny fitondran-tena tsara eo amin’ny mpiara-monina sy ny mpiara-miasa.
• Fanamafisana ny firaisankina eo amin’ny mpiasa : fifanakalozan-kevitra sy asa iombonana natao hanamafisana ny fifandraisana eo amin’ny mpiasa ara-pitsaboana, ara-pitantanana ary ara-teknika.

tsara ho fantatra fa ny CHUAM dia hankalaza ny Tsingerin-taona faha 75 Taonany ny volana Oktobra 2026 🎉🎉🎉🎉🎉🎉

08/05/2025

Miarahaba antsika rehetra👋👋

🪴🌱Ministeran’ny fahasalamam-bahoaka.Ekipa CHUAM nandray anjara tamin’ny fambolenkazo 2025.Ho nosy maintso i Madagasikara...
01/02/2025

🪴🌱Ministeran’ny fahasalamam-bahoaka.
Ekipa CHUAM nandray anjara tamin’ny fambolenkazo 2025.
Ho nosy maintso i Madagasikara ☘️🌳

05/01/2025

Anisan’ny mpisehatra eo arabatana (na rééducation /réadaptation) ny kinésithérapeute sy ergothérapeute 💚💙

Fandrindrana Fiainam-Pianakaviana
22/12/2024

Fandrindrana Fiainam-Pianakaviana

🌞Journée récréative de l’équipe ☘️04/10/24
05/10/2024

🌞Journée récréative de l’équipe ☘️
04/10/24

Tongava maro
03/10/2024

Tongava maro

FALY MIARAHABA ANTSIKA REHETRA TOMPOKO
🏩 Ny Ministeran’ny Fahasalaman-Bahoaka dia mampahafantatra antsika rehetra fa misy ny hetsika lehibe fanamboarana solo-tongotra/tanana MAIMAIMPOANA amin’ity volana Oktobra ity ho an’ireo voakasika izany .
Izany hetsika izany dia iarahan’ny Ministeran'ny Fahasalamambahoaka sy ny ONG Indianina.

✅ Toerana : Ao amin’ny Cercle Mess Bentongolo.

❗️Tsara ho marihana fa raha toa ka monina ivelany Antananarivo renivohitra ianao dia hiantohanana ny fiantranoana ( trano hipetrahana) an’ilay marary sy olona iray (01) miaraka aminy.

➡️ Koa manasa anao ary hisoratra anarana amin'ny alalan'ny hafatra miafina manaraka ireto toromarika ireto na manantona mivantana ety amini’ny Centre Hospitalier Universitaire d’Appareillage de Madagascar Befelatanana.

-Anarana feno :
-Taona :
-Fonenana (misy ilay marary) :
-Laharana an-tarobia :
-Ny antony nahatonga ilay tongotra tapaka

Ho lazaina amintsika miandalana eto ny fotoana sy andininy rehetra momba izany.

Misaotra indrindra tompoko

SALUTATIONS DISTINGUÉES À VOUS TOUS, MESDAMES ET MESSIEURS,

🏩 Le Ministère de la Santé Publique informe le grand public qu'une grande campagne de confection de prothèses est organisée ce mois d'octobre pour les personnes amputées.
Cet événement est organisé en collaboration avec une ONG indienne.

✅ Cette opération est totalement gratuite et ouverte à tous et se déroulera au Cercle Mess Bentongolo.

❗️Il est important de noter que pour les personnes résidant en dehors de la capitale, Antananarivo, l’hébergement du patient ainsi que celui d’une (01) personne accompagnatrice sera pris en charge.

▶️ Ainsi, nous vous invitons à vous inscrire en suivant les directives ci-dessous en envoyant un message privé ou en passant directement au Centre Hospitalier Universitaire d’Appareillage de Madagascar Befelatanana.

- Nom complet :
- Âge :
- Adresse (lieu de résidence du patient) :
- Numéro de téléphone :
- Cause de l’amputation

Les informations concernant les dates et les détails seront communiquées ultérieurement.

Merci infiniment, Mesdames et Messieurs.

FALY MIARAHABA ANTSIKA REHETRA TOMPOKO           🏩 Ny Ministeran’ny Fahasalaman-Bahoaka dia mampahafantatra antsika rehe...

Spsm Mahajanga 2024 🏝️⛱️Ekipa CHUAM☘️« S’unir dans la diversité »🌸
01/08/2024

Spsm Mahajanga 2024 🏝️⛱️
Ekipa CHUAM
☘️« S’unir dans la diversité »🌸

Address

Antananarivo
PRÈSMATERNITÉETSTOMATOLOGIEBEFELATANANA

Opening Hours

Monday 08:00 - 16:00
Tuesday 08:00 - 16:00
Wednesday 08:00 - 16:00
Thursday 08:00 - 16:00
Friday 08:00 - 16:00

Telephone

+261341420085

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when CENTRE D'APPAREILLAGE DE MADAGASCAR posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category