13/03/2025
Fiofanana momba ny Otra Nentim-paharazana🌿
Te hahafehy ny teknika mahomby amin'ny fitsaboana amin'ny alalan'ny otra ve ianao? Izahay ato amin'ny Tradi massage dia manolotra fiofanana goavana ho anao.
Tanjona ny hahafehezanao ireo karazana otra rehetra voalaza etsy amin'ny sary.
Tongava misoratra anarana dieny izao fa vonona ny hanome ny traik'efa ho anao izahay.
📍 Toerana : Soavimasoandro
📅 Fidirana : Alahady 16 Martsa 2025
⏰ Ora : Manomboka amin'ny 9 ora maraina
💰 Saram-piofanana : 80.000 AR
Isakin'ny alahady ny fiofanana ary tsy maintsy voafehinao avokoa ireo karazana otra rehetra.
Faharetany : 1 volana
●Tombotsoa ho azonao :
- Fifehezana teknika momba ny fitsaboana nentim-paharazana.
- Fahafahana manampy ny hafa hahatsapa fahasalamana sy fitoniana.
- Fandraisana *Attestation* rehefa vita ny fiofanana.
-Misy ny Pratique eo amin'ny samy mpiofana isakin'ny mianatra
Misorata anarana dieny izao ao amin'ny hafatra mifiana ary ataovy dingana mankany amin'ny fahaiza-manao vaovao!
📞 Laharana : 034 24 002 77
Voafetra ny toerana!!