22/02/2026
alahady mafinaritra eh🥳
amin'izao azakazaka kodiaran-droa izao dia tonga mifanolon-tanana amin'izy ireo izahay avy ato amin'ny Ambulance Fifaliana Vontovorona ety Mahintsy commune Mahazan Antanety II
en ce moment notre equipe est en assistance medicale sur l'evenement d'une course moto à Mahintsy commune Mahazana Antanety ll
pour nous contacte n'hésite pas à appeler sur la ligne
🚨034 18 032 02 en tout moment🫶
bonne journee ,mirary soa 🚨😋