Centre d'écoute Noa FTV

Centre d'écoute Noa FTV Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Centre d'écoute Noa FTV, Medical and health, LOT FJKM Manarintsoa Finoana Anatihazo, Antananarivo.

Efa nahatsiaro ny famindram-pony sy ny fahamarinany tamin'ny taranak'i Isiraely Izy; Efa nahita ny famonjen'Andriamanits...
17/07/2026

Efa nahatsiaro ny famindram-pony sy ny fahamarinany tamin'ny taranak'i Isiraely Izy; Efa nahita ny famonjen'Andriamanitsika ny vazan-tany rehetra.

— Salamo 98 : 3

29/06/2026
Ny CENoa dia mirary Pentekosta feno fitahiana ho anareo rehetra. Enga anie ny Fanahy Masina hameno ny fontsika amin’ny f...
24/05/2026

Ny CENoa dia mirary Pentekosta feno fitahiana ho anareo rehetra. Enga anie ny Fanahy Masina hameno ny fontsika amin’ny fiadanana, fahendrena ary fitiavana, ka hitari-dalana antsika isan’andro.🕊
“Fa ianareo kosa handray hery amin’ny hilatsahan’ny Fanahy Masina aminareo.”
Asa 1:8b

Ny fiadanana anie ho tononina amintsika tsirairay avy. 🌿Ao amin’ny Genesisy 1:31 dia voalaza hoe :“Ary hitan’Andriamanit...
12/05/2026

Ny fiadanana anie ho tononina amintsika tsirairay avy. 🌿

Ao amin’ny Genesisy 1:31 dia voalaza hoe :
“Ary hitan’Andriamanitra izay rehetra nataony, ka indro, tsara indrindra izany.”

Ny zavatra rehetra noforonin’Andriamanitra dia tsara avokoa. Kanefa, nisy zavatra iray nolazainy hoe “tsy tsara” :
“Tsy tsara raha irery ralehilahy; dia hanaovako vady sahaza ho azy izy.” — Genesisy 2:18
Ny “irery” no tsy tsara.
Mampianatra antsika izany fa tsy natao hitoka-monina ny olombelona. Mila fifankatiavana, fifampaherezana, fihainoana ary fiaraha-miaina isika.
Indraindray tsy mila vahaolana betsaka ny olona iray, fa olona mihaino sy mijanona eo anilany fotsiny.
Koa aza mitokana irery ao anatin’ny ady lalovanao. Misy olona afaka mihaino, afaka manohana, ary afaka miara-mivavaka aminao.

🎀 Matokia 🎁
27/03/2026

🎀 Matokia 🎁

Address

LOT FJKM Manarintsoa Finoana Anatihazo
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Centre d'écoute Noa FTV posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share