Ordre National des Odonto-Stomatologistes de Madagascar ONOS

Ordre National des  Odonto-Stomatologistes  de Madagascar ONOS L'Ordre National des Odonto-Stomatologistes de Madagascar (ONOS) est l'organe qui régule la profession dentaire à Madagascar.

Il veille à l'organisation, au bon exercice, à la déontologie et à la représentation de tous les chirurgiens-dentistes.

06/08/2026

Mention spéciale à mes nouveaux(elles) super fans ! Sarah Ella Nambinina, Hery Ramananjato

06/08/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Henoniaina Anjara H-aina, Lantonirina Ravoniarisoa, Clara Rrz, Toni Jesse, Ndresy Manana, Mickaëlah Tiantsoa, Anjarasoa Nantenaina, Heriniaiko Berthieu, Pepin Alexandra, Cathy Smith, Tojo Rafal, Fa Izy Tsy Midary, Hary Malala, Mazisy Miora, Eric Joslin Andrianaivo

CONGRES DENTAIRE NATIONAL 2026🦷 Anjaran'ny rehetra ny fiarovana ny fahasalaman'ny nify sy ny ati-vava.Ny Holafitry ny Mp...
31/07/2026

CONGRES DENTAIRE NATIONAL 2026

🦷 Anjaran'ny rehetra ny fiarovana ny fahasalaman'ny nify sy ny ati-vava.

Ny Holafitry ny Mpitsabo Nify eto Madagasikara (ONOS) sy ny COROS MENABE dia manambara amin'ny fomba ofisialy ny fampahafantarana ny Kongresy Dentaire National 2026, izay hotanterahina any Morondava, ny 19 ka hatramin'ny 21 Aogositra 2026.
Ity fihaonambe nasionaly ity dia hampivondrona ireo Mpisehatra amin'ny fitsaboana ny nify sy ati-vava manerana an'i Madagasikara hanao:
🦷 fihaonambe ara-tsiantifika,
🤝 fifanakalozana traikefa,
📚 atrikasa sy fiofanana,
🏢 fampirantiana ireo fitaovana sy teknolojia vaovao eo amin'ny sehatry ny fitsaboana nify.

Ity hetsika ity dia maneho ny fanoloran-tenan'ny mpitsabo nify amin'ny fanatsarana ny fahasalaman'ny nify sy ny ati-vava ary ny fampiroboroboana ny fisorohana ny aretina.
Maneho fisaorana sy fankasitrahana ny Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka, ireo manampahefana isan-tsokajiny, ireo mpiara-miombon'antoka ara-teknika sy ara-bola ary ireo orinasa rehetra manohana ity hetsika nasionaly ity izahay.
Fotoana: 19–21 Aogositra 2026 Toerana: Espace Chris Morondava – Faritra Menabe

Andao hiara-hientana hanandratra ny fahasalaman'ny nify sy ny ati-vava.
ONOS – Holafitry ny Mpitsabo Nify eto Madagasikara
COROS MENABE
🌴 Morondava 2026 : Kongresy iray mampifandray ny fahaiza-manao, ny firaisankina ary ny traikefa.

30/07/2026

MORONDAVA MIANTSO ANAO! 🌴🦷
Tonga ny fotoana hihaonana sy hankalazana miaraka!

Tsy ho an'ny mpitsabo nify ihany, fa ho an'ny rehetra ihany koa ny hetsika.

19–21 Aogositra 2026
Morondava
✨ Misy fampirantiana, fanentanana momba ny fahasalaman’ny nify sy ati-vava, hetsika isan-karazany ary fotoana hahafantarana bebe kokoa ny tontolon'ny fitsaboana nify.
🎥 Araho ity spot ofisialy ity ary zarao amin'ny namanao.
Tongava maro, fa anjarantsika rehetra ny miaro ny tsiky sy ny fahasalamana! 😁🇲🇬

Aia Morondava e!!!Manasa anareo hiaraka aminay eo amin’ny Espace Chris Morondava , Zoma 21 Aout 2026 @ 9 ora alina ny fo...
30/07/2026

Aia Morondava e!!!

Manasa anareo hiaraka aminay eo amin’ny Espace Chris Morondava , Zoma 21 Aout 2026 @ 9 ora alina ny fotoanatsika.
Misokatra hoan’ny rehetra, ataovy ny reservation 038 13 303 03

30/07/2026

Tongava hiara-hitsiky sy hitsinjaka eo amin'ny Espace Chris Morondava ny Zoma 21 Aogositra 2026@ 9ora alina

HOLAFITRY NY DOKOTERA MPITSABO NY NIFY SY ATI-VAVAANDRO FISAONAM-PIRENENANy Holafitry ny Dokotera Mpitsabo ny Nify sy At...
24/07/2026

HOLAFITRY NY DOKOTERA MPITSABO NY NIFY SY ATI-VAVA

ANDRO FISAONAM-PIRENENA

Ny Holafitry ny Dokotera Mpitsabo ny Nify sy Ati-vava dia miombom-po amin'ny Malagasy manontolo :
🕯️ Miondrika eo anatrehan'ireo fianankaviana namoy havana sy olon-tiana.
🤍 Mankahery ireo fianankaviana very zanaka, ray aman-dreny, havana ary namana.
🙏 Mirary fahasitranana ho an'ireo naratra sy mbola manohy fitsaboana.
🕊️ Mivavaka ho an'ny Tanindrazana, mba hiverenan'ny fiadanana, ny firaisankina ary ny fanantenana.
"Ny fahanginana sy ny firaisankina no fanomezam-boninahitra mendrika indrindra ho an'ireo namoy ny ainy."

🎉 Morondava, vonona ve ianareo? Hiaraka hifaly isika:✨ Grande Soirée de Gala – Congrès Dentaire National 2026🎤 Raytra Be...
17/07/2026

🎉 Morondava, vonona ve ianareo? Hiaraka hifaly isika:

✨ Grande Soirée de Gala – Congrès Dentaire National 2026

🎤 Raytra Belaw'Yck
🎶 Concert Live – Groupe Elidiot
🎧 DJ Berthieu

Zoma 21 Aogositra 2026
🕘 Amin'ny 9 ora alina
Espace Chris – Morondava

Standard (couple) : 50 000 Ar _ Cavalier :30 000Ar | VIP : 100 000 Ar
⚠️ Misokatra ho an'ny besinimaro – Voafetra ny toerana!
Famandrihana : 038 13 303 03
Miomàna, hiaraka hankafy alina tsy hay hadinoina! 🎉🔥

🎉 HOLAFITRY NY MPITSABO NIFY SY ATI-VAVA ETO MADAGASIKARAMirary Asaramanitra 2026 sambatra sy feno fitahiana ho an'ny Mp...
25/06/2026

🎉 HOLAFITRY NY MPITSABO NIFY SY ATI-VAVA ETO MADAGASIKARA

Mirary Asaramanitra 2026 sambatra sy feno fitahiana ho an'ny Mpitsabo Nify sy Ati-vava rehetra manerana an'i Madagasikara! 🇲🇬

Address

Eden Space Ambatoroka, Près Clinique Saint Paul
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ordre National des Odonto-Stomatologistes de Madagascar ONOS posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share