26/01/2026
Izahay ato @ Manan'tsa cabinet dia faly mampahafantatra ho antsika ety Isaingy sy ny manodidina ny @ ireto tolotra afaka sitrahantsika ireto ..👇🏼👇🏼
Toerana : 100 m miala ny fokontany Isaingy mianavaratra .
soa sy fahasalamana ho antsika rehetra 🎁.
📌Fitiliana ny homamiadan'ny vozon'ny tranon-jaza sy nono