20/06/2026
Herpès génital féminin / masculin
Izy io dia bouton kely no hiadohany dia betsaka isika no mihevitra fa mony na tsy mahazaka hanasorana volo, Ny tsy mahazaka hanasoarana volo dia 3 jours dia afaka fa raha miotra izany dia mila manantona Docteur...
Fisehony aminy vehivavy :
Misy perte sady mangididy, misy perte sady misy fofona, marary vao manao Rs, mangirifiry vao mipipy, mandeha rà na nana, mangididy lava ny vagin, maina lava ny vagin, feno n'a misy bouton ny vagin sns....( Raha misy bouton na mony ny nono dia aza potserina na vakina fa miteraka cancer du sein)
Fisehony aminy lehilahy
Mangididy lava ny pénis, mangirifiry vao mipipy, mandeha rà na nana, marary vao manao Rs,tsy mety velona ny pénis,misy fofona ny spermatozoïdes, feno na misy bouton ny pénis, sns ...
Nahazona azy :
Nisolo partenaire foana, nihinana vagin na pénis, nisikotra vagin ( doitena) , nanisy rora ( maina ny vagin), nanao rs tany aminy vody, rano nisasana, silipo, fifampikasohany oditra, fifanorohana, sns...
Toerana ahitana azy :
Vagin ( ivelany na anatiny) , pénis, vody , vava différents aminy afte,...
Effet secondaire :
Sarotra vao mahazo zaza na miteraka fa mifindra aminy zaza, mitarika lefak'ozatra, mitarika cancer, maina lava ny vagin, sns...
Herpès génital dia aretina sarotra tsaboina satria afaka dia miverina otran'izany foana raha tsy voatsabo tsara. Raha sanatria misy an'io aretina io ianao dia aza misalasala mandefa message privé, na miantso avy hatrany.
0389174420
0388558018
Fahasalaman'aina