28/04/2026
🚗 Inona ny atao hoe "DIAGNOSTIC AUTOMOBILE" ? 🤔**
Maro ny olona mitondra fiara… nefa tsy mahalala fa misy olana ny fiarany 😬
Amin’ny alalan’ny fitaovana manokana mifandray amin’ny fiara anefa dia azo atao ny :
✅ Mamaky ny “erreur” (voyant moteur, ABS, airbag…)
✅ Mandinika ny fiasan’ny motera amin’ny fotoana tena izy
✅ Mahita mazava ny tena anton’ilay olana
⚠️ Atao izany mba hisorohana ny réparation fahatany ny fiaranao !
📩 Besoin de vérifier votre voiture ? Ecrivez nous en message privé.
📞+261 38 05 471 90