APED Mg

APED Mg Aide aux personnes en difficulté. (APED)

31/07/2025

Manana ny tsy salama kanefa mba te handeha vacance na maro ny adidy sahanina ?

Et si vous pouvez partir tranquillement et laisser votre bien aimé entre nos mains, tout en lui assurant bienveillance, sécurité et présence à domicile ?

Notre service d’agent de compagnie à domicile vous rassure :
✔️accompagnement de votre proche au quotidien
✔️veille au confort et au bien-être
✔️présence rassurante jour et/ou nuit
✔️Aide aux repas - prise de médicament - toilette - do**he - conversation - jeux - promenade - etc

Nos services seront effectués par des aides soignantes bien formés et expérimentés :
✔️véritable sens humain
✔️écoute et vigilance constante
✔️intervention au premier secours en cas de malaise

🎁 Offre spéciale vacances : Remise de 30% sur toutes nos prestations mensuelles.
📌offre valable jusqu’au 10 septembre.
📞appelez nous dès maintenant au 0385799268 ou venez directement en privé ou à notre bureau Ankorondrano.

👉Betsaka ny mpanasa lamba, fa inona ary no mampiavaka an'izany manatitra lamba any amin'ny APED zany e?✅Ianao no misafid...
28/09/2023

👉Betsaka ny mpanasa lamba, fa inona ary no mampiavaka an'izany manatitra lamba any amin'ny APED zany e?

✅Ianao no misafidy na alainay any aminao ny lamba na aterinao aty aminay.

✅Vao miantso anay ianao, hoe "alaina aty antrano ny lamba malotonay", tsy mampiandry anao ela izahay fa tonga farak'izay haingana.

✅Rehefa tonga any izahay dia miaraka manisa sy mijery ny état an'ny lamba isika.

✅Lamba voasasa sy voapasoka no raisinao avy eo, 48h ihany dia hanatanterahanay izany rehetra izany.

❤Ny tena mampiavaka anay? Manao sonia contrat kely mihintsy isika mba hisian'ny fifampitokisana.❤

Raha mahaliana anao ary izany sevice izany dia manasa anao hiditra mp na hiantso mivantana ny 0345799259.

Ianareo koa ve leo ny mpanasa lamba manao zara fa vita sy mandoro akanjo rehefa mipasoka ? Na koa leo an'ity jiro sy ran...
13/08/2023

Ianareo koa ve leo ny mpanasa lamba manao zara fa vita sy mandoro akanjo rehefa mipasoka ? Na koa leo an'ity jiro sy rano tapaka lava ity ka miangona ao ny lamba maloto na manao akanjo tsy mipasoka indraindray ? 😅

Aza miasa saina intsony, ny service LAVAGE ET REPASSAGE ato amin'ny APED no vahaolana ho anao 🙂

Ahoana ny fandehany ?

👉 Alainay any aminao ireo lamba sasana sy pasohana na aterinao aty aminay (izay mety aminao)

👉 Isaintsika ary jerena izay misy rovitra sns... ary manao signature contrat kely isika

👉 Afaka 48h dia aterinay any aminao ny lamba voasasa sy voapasoka na alainao aty aminay (izay mety aminao)

👉 Manao ny verification rehetra ny état sy isan'ny lamba isika

Contact : 0345799259

Taguéo kely eo amin'ny commentaires ilay olona fantatrao be menomenona amin'io raharaha io 😁

Address

Antanimena
Antanimena
101

Telephone

+261389415853

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when APED Mg posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to APED Mg:

Share