Association Fiainam-baovao

Association Fiainam-baovao Bien être spirituel

28/07/2026

Lanjalanjao izay hivoaka avy ao amponao.

Hajao ny ray aman-dreny ry tanora sy zanaka.
27/07/2026

Hajao ny ray aman-dreny ry tanora sy zanaka.

Ataovy heritsika ity andalatsoratra masina ity.
23/07/2026

Ataovy heritsika ity andalatsoratra masina ity.

Fototry ny fakam-panahy ny hakamoana.
21/07/2026

Fototry ny fakam-panahy ny hakamoana.

20/07/2026

Tena ilaitsika ny faharetana @ tsara.

Mieke heloka fa mahasoa anao izany ary tin'Andriamanitra ho ataonao.
15/07/2026

Mieke heloka fa mahasoa anao izany ary tin'Andriamanitra ho ataonao.

Fitia mifamaly ve ny fifandraisanao amin'Andriamanitra?
14/07/2026

Fitia mifamaly ve ny fifandraisanao amin'Andriamanitra?

Ie tonga hiantso ny mpanota i Jesosy. Fa ianao ve mihaiky hoe mpanota?
13/07/2026

Ie tonga hiantso ny mpanota i Jesosy. Fa ianao ve mihaiky hoe mpanota?

02/07/2026

Mihano fananarana na ray aman-dreny ianao na zanaka, na zoky na zandry fa mahasoa izany.

Ho anao, inona no atao hoe matahotra ny Tompo? ary matahotra Azy ve ianao?
01/07/2026

Ho anao, inona no atao hoe matahotra ny Tompo? ary matahotra Azy ve ianao?

Address

Anywhere
Antsirabe

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Association Fiainam-baovao posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category