Tragno Ahofa Diego

  • Home
  • Tragno Ahofa Diego

Tragno Ahofa Diego FAHASALAMANA

Diego . Tragno ahofa lazaret sud350 mille na 70 000 fmg Mbola tsisy jiro fa tsy aila ampiditry Misy Démarcheur visite 25...
11/08/2025

Diego . Tragno ahofa lazaret sud
350 mille na 70 000 fmg
Mbola tsisy jiro fa tsy aila ampiditry
Misy Démarcheur visite 25 mille / 50%
MP : info

MAHASOA  ( Andramo )                                  FANAFODY NATORALY FITSABOANA NY ARETINIFY MARARY SADY MANDOAKA    ...
07/03/2025

MAHASOA ( Andramo )
FANAFODY NATORALY
FITSABOANA NY ARETINIFY MARARY SADY MANDOAKA MAHOMBY
Voasokajy anisany areti-mandoza tokoa ny aretinify, ary azo lazaina tena tsy afantaran-kavana mihitsy aza.

ZAVATRA-ILAINA
Ravina Voatabia Mbola Maitso

FOMBA-FIKARAKARANA-AZY
Totoina atao mitera-drano ilay Ravina Voatabia Mbola Maitso teo, izay vao azo ampiasaina

FOMBA-FAMPIASANA-AZY
Araraka ao anaty nify efa loaka teo, ary avela hilona ao mandritra ny 30 minitra eo ho eo izay vao kobanina amin'ny rano mangatsiaka ny ati-vava

FAHARETANY-TRAITEMENT
Mandritra ny 2 andro misesy fotsiny dia sitrana tanteraka ny aretinify nahazo anao teo tompoko. Ka tsy miverina intsony raha tsy afaka 2 taona any ho any angamba.

FANAMARIHANA
Mazava ho azy fa tsy afaka ampiasaina amin'ny manaraka intsony ireo ambiny akora teo aloha, fa tsy maintsy manao vaovao hatrany. Marihina fa tsy maintsy atao in-2 isan'andro ny fampiasaina ity fanafody natoraly ity, ka ny maraina sy ny hariva. Raha ny nify ambony indray no marary sady mandoaka dia tapenana coton mba tsy hiraraka ilay fanafody natoraly. Abonneo ny Page

Address

Lazaret Nord

201

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tragno Ahofa Diego posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to Tragno Ahofa Diego:

Shortcuts

  • Want your practice to be the top-listed Clinic?

Share