Ny tsara ho fantatra

Ny tsara ho fantatra Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ny tsara ho fantatra, Medical and health, 0328063854, Antsiranana.

🔵Ny VIH SIDA 🦠dia aretina mahavoa ny tanora maro amizao nefa azo sorohaina na tsy préservatifs na capote irery hiany no ...
22/12/2025

🔵Ny VIH SIDA 🦠dia aretina mahavoa ny tanora maro amizao nefa azo sorohaina na tsy préservatifs na capote irery hiany no afaka sorohana azy.

✅Tsara ho fantantsika fa tsy rapport sexuel irery hiany no hazahoana VIH SIDA 🦠fa afaka azo avy amin'ny fampiasana matériel mitambatra ohatra:rasoir🪒, matériel médical...

Voalaza fa mifindra 'ny rà na lio ny izy io nefa azo sorohina

✅Lelahy hiany no afaka mampiasa ity méthode ity raha anday hanao rapport sexuel aza mamany na mipipy fa rehefa vita ny firaisana dia zay vao mamany mamono ny microbe tsy azo antoka io amany io satria misy acide io izy io

Aza adinoina manao suivre ny page ntsika merci ☺️

🟦Tsa ho fantatra ntsika fa ny kyste dentaire no mahatonga ny nify🦷 manaintaina be zay atao ntsika hoe marary vazana.✅Izy...
22/12/2025

🟦Tsa ho fantatra ntsika fa ny kyste dentaire no mahatonga ny nify🦷 manaintaina be zay atao ntsika hoe marary vazana.

✅Izy io no tsy voasitrana raha tsy atao churgie dentaire tsy mitovy amin'ny arety nify fahita andavanandro.
✅Mba hisorohana aminy dia manasa vava 2 isan'andro,tsy mihinagna zavatra mamy be
✅ Tandremo fa maro fihantraikany raha manapoaka vazana dia maro fihantraikany na amin'ny maso👁️‍🗨️ na amin'ny atidoha🧠.

kitio suivre ambony io azafady 🖕

Ny hypertension (tsindry ra miakatra) sy ny hypotension (tsindry ra midina) dia vokatry ny antony samihafa, ara-batana n...
21/09/2025

Ny hypertension (tsindry ra miakatra) sy ny hypotension (tsindry ra midina) dia vokatry ny antony samihafa, ara-batana na ara-pahasalamana.

🔴 Mahantonga Hypertension (pression haute) na fihakaran'ny tosi-drà

🚀Sakafo: sira be loatra, tavy sy sakafo matavy, alikaola.

🚀Toe-piainana: tsy manao fanatanjahan-tena, matavy loatra, tsy matory tsara.

🚀Adin-tsaina (stress) na tebiteby lava.

🚀Genetika: raha efa manana fianakaviana marary tosi-drà.

🚀Fanafody sasany (contraceptif, corticostéroïdes…).

🚀Aretina: aretin-voa, diabeta, fikorontanan’ny tiroida.

🔵 Mahantonga Hypotension (pression basse) na fihodinan'ny tosi-drà

🚀Tsy fahampian-drano (déshydratation).

🚀Fatiantoka rà (ra mandriaka na fery ao anaty).

🚀Sakafo tsy ampy → tsy fahampian-tsakafo, tsy fahampian-sira.

🚀Aretina: aretim-po, tsy fetezan’ny voa, septicémie, aretin’ny fihary endocrine (hypothyroïdie, Addison…).

🚀Fanafody: fanafody anti-hypertensif, diurétique, fanafody manalefaka lalan-drà.

🚀Toe-javatra manokana: mijoro tampoka avy eo amin’ny fandriana (hypotension orthostatique).

👉 Raha tsindry rà miakatra: mety mitarika fikorontanan’ny fo sy lalan-drà (stroke, infarctus).
👉 Raha tsindry rà midina be: mety hiteraka fanina, fahaverezan-tsaina, na fahatapahan’ny rà mandeha any amin’ny taova.

NB:Raha tianao dia hafantatra maromaro kokoa momba ny page ntsika dia araho tsy tapaka ,ary aza adino manisy j'aime na réaction sy commentaire,ary mi s'abonner ny page

Tsara ho fantantsika fa ny cerveau 🧠 ntsika dia tsy maheno zavatra manaintaina Ny cerveau (ati-doha) dia tsy manana réce...
21/09/2025

Tsara ho fantantsika fa ny cerveau 🧠 ntsika dia tsy maheno zavatra manaintaina

Ny cerveau (ati-doha) dia tsy manana récepteurs de la douleur (nerfs mandray fanaintainanan izay antsoina hoe "nocirecepteur"). Midika izany fa raha ny tavy ao anatin’ny atidoha no tsondromina na tapahana, dia tsy maheno fanaintainana ny olona.

Fa ny faritra manodidina azy kosa no misy nerfs mahatonga fanaintainana:

👉Ny MÉNINGES (manarona ny atidoha )

👉Ny VAISSEAUX SANGUIN (Ireo lalan-drà )

👉Ny NERFS CRÂNIEND sasany,

👉Ny SCLAP (hoditra sy hozatra manarona ny karandoha)

Ireo zavatra ireo no izay manaintaina ao anantin'ny lohantsika fa tsy ny atidoha mivantana ,ohatra maux de tête...

Mbola misy hafa koa ny zavatra tsy maheno fanaintainana amin'ny vatantsika

NB:ARAHO TSY TAPAKA NY PAGE RAHA TE HAFANTATRA MISIMISY KOKOA MOMBA NY VANTANTSIKA AZA ADINO MANISY J'AIME SY COMMENTAIRES,ARY MI S'ABONNER NY PAGE

Address

0328063854
Antsiranana

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ny tsara ho fantatra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share