Mes potions MDG DIEGO

Mes potions MDG DIEGO Mirary fahasalamany 🥰. Baume Bronchiolite, Colique, Rhumatisme, Asthmatique et Detox foie et Reins

�Baume BRONCHIOLITE à Diego(DIANA-SAVA afaka handefasana), kohaka,rehoka tsy mety afaka, tery tratra, sempotra lava, asthme, gripa, allergie, kohaka tsy mety afaka.

- tsy maintsy sitrana ny zaza antsika!� efficacité garantie �

- mi prevenir mialoha sady traitement mba tsy hiverenany intsony
- Manala rehoka sy kohaka tsy mety afaka.
- Mampiakatra ny système immunitaire ny zaza kely sady anti inf

lammatoire.

�Natokana hoan’i zaza kely mihitsy manomboka 1 mois,sady mampatanjaka sy miaro azy.

�Be dia be ny Ray aman’dReny Efa nahita vokatra…tsy grippe tsotra fotsiny no sitrany fa bronchiolite mihitsy.

�A base d’huile de nigelle, coco, niaouli, orange douce

Ity ihany ny Baume afaka hosorana @ zaza manomboka 2mois, zay no maha speciale azy. Hitantsika Grand Pavois Garage Mahef...
09/12/2025

Ity ihany ny Baume afaka hosorana @ zaza manomboka 2mois, zay no maha speciale azy.
Hitantsika Grand Pavois Garage Mahefa Diego
Prix: 40.000Ar

Address

Diego
201

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mes potions MDG DIEGO posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to Mes potions MDG DIEGO:

Shortcuts

Share