AJMFAR

AJMFAR «Fahasalamana ho an'i Faratsiho, ho an'ny rehetra»

 Isaorana Andriamanitra fa tanteraka soa aman-tsara ny fiombonana voalohany tamin'ity taona ity. Isaorana antsika rehetr...
16/03/2026



Isaorana Andriamanitra fa tanteraka soa aman-tsara ny fiombonana voalohany tamin'ity taona ity.

Isaorana antsika rehetra mpikambana ihany koa.



05/03/2026

📢📢EXCURSION🚨🚨
🎯Vohitriniaina VONTOVORONA
📅 Alahady 15 Martsa 2026
👨🏻‍⚕️👩‍🔬Médecine Faratsiho rehetra
⛹️🏊🚣🍻🎉⚽

Assemblée Générale AJMFAR 2026Daty:Alahady 22Febroary 2026.Ora fahatongavana :@01 ora sy sasany,Ora hanombohana:@02 ora ...
21/02/2026

Assemblée Générale AJMFAR 2026

Daty:Alahady 22Febroary 2026.
Ora fahatongavana :@01 ora sy sasany,
Ora hanombohana:@02 ora tsy diso
Ora firavana amin'ny :@5 ora hariva,

Toerana: Cité R3+ Rose Ankatso2 ,salle réfectoire 2è étage.

Entanina isika rehetra tsy ankanavaka mba ho tonga, na ireo mbola mpianatra na ireo efa amin'ny sehatry ny asa fa zava-dehibe no hodinihantsika.

Mankasitraka indrindra dia mirary soa indrindra 😀

Assemblée générale AJMFAR 2026.Alahady  22 Febroary amin'ny 02 ora tolak'andro Toerana AnkatsoMifampilazà!
13/02/2026

Assemblée générale AJMFAR 2026.

Alahady 22 Febroary amin'ny 02 ora tolak'andro

Toerana Ankatso

Mifampilazà!

16/12/2025
GUIDE D'ORIENTATION AJMFAR 2025Au niveau des Collèges et des Lycées dans des différentes Communes du District de Faratsi...
08/12/2025

GUIDE D'ORIENTATION AJMFAR 2025

Au niveau des Collèges et des Lycées dans des différentes Communes du District de Faratsiho

J1 :08 Décembre 2025
J2 : 09 Décembre 2025

Mirary soa ireo zandry Lycéens sy Collégiens rehetra

Mankasitraka ny Ekipa sy mpikambana rehetra!

Mankasitraka ireo rehetra nanohana ihany koa!

AJMFAR manampy sy mizara!

03/12/2025

FORMATION TOKANA AMIN'ITY TAONA 2025
Ho fanampiana ireo mpianatra indrindra ireo thesard amin'ny fianarana sy ny fanaovana thèse.

Mampalahelo fa misy étudiant tsy mbola mahay manao sommaire automatique akory, Liste des illustrations automatiques akory, fa dia ataony tsirairay @ tanana...

‼️ Mampalahelo fa misy étudiant mandahatra bibliographies tsirairay @ tanana dia lany eo ny andro nefa tsy milahatra araka ny tokony ho izy akory ilay izy ...

‼️ Mampalahelo fa misy étudiant mbola tsy mahalala akory hoe ilay Excel anaty ordinateur-ny iny dia ahavitany ny fianarany sy ny fikarohana ataony. Nefa lany andro mitady logiciels etsy sy eroa...

✳️ Izany no antony nikarakaranay AJMFAR(Association des Jeunes Médecins de Faratsiho) ity partage sy formation maimaipoana ity ,izay eo ambany fiahian'i Dr RANDRIAMANDRATO Tantely namorona ny Fikambanana, miaraka amin'ny ISA MADAGASCAR mandritra ny iray andro sy tapany be izao.

Au programme:

1️⃣WORD

✅️ Structuration et mise en forme automatique du document : réglages basiques, styles de texte (titres, citations, listes), tables des matières et index automatiques, gestion et insertion des images.

✅️ Utlisation de modèles de documents spécifiques pour thèses ou mémoires qui facilitent la cohérence et la normalisation de la présentation.

✅️ Gestion avancée des références bibliographiques.

✅️ Automatisation des tâches avec macros, la correction orthographique et grammaticale.

✅️ Gestion des formulaires ...

2️⃣EXCEL

🔸️ Bases d'Excel
🔸️ Calculs sur excel
🔸️ Fonctions de base
🔸️ Gestion des bases de données sur excel
🔸️ Statistiques sur excel
🔸️ Macro (VBA)

📆 Ao @ Salle de conférence IHS Ambohidempona ny fotoana ny Zoma 12 Desambra sy Sabotsy 13 Desambra 2025 ho avy izao.

🕦 Zoma 12 Desambra: @ 8 ora maraina ka hatr@ 11 ora sy sasany atoandro.

🕦 Sabotsy 13 Desambra: @ 8 ora maraina ka hatr@ 3 ora sy sasany hariva.

NB 1: Inscription obligatoire en ligne sur facebook ou téléphone
NB 2: Ordinateur portable avec bonne autonomie recommandé
NB 3: Tsy voatery manatrika ny partage rehetra ianao fa na dia kely aza dia ahafahanao mahazo zavatra...

Facebook: Isa.Madagascar na AJMFAR
Téléphones:

ISA.M: 038 39 293 67 na 037 42 396 33
AJMFAR: 038 12 827 29 na 033 72 565 37

12/11/2025

Miarahaba anareo PACES tafiditra anatin'ny sehatry ny fitsaboana. Tsy mora fa mahereza ✨

11/11/2025

Témoignagen’ny admin :
- Nanao stage réa nephro tam zany D niausculte Marary i Prof Rabe… D ouz hoe : Tsy milamina ny kaliémie an’ity marary ity zandry fa verifieo fa zany Ve D tsy henonareo nefa élémentaire Sy tokony ho hainareo.
- Auscultation amina stéthoscope nalaina teny amiko tamza 4 eme A (visite D mba nalain’i prof ilay stheto ako D faly ery za tam zany) D vitan’i Prof Nir… no nampianatra souffle (hoe firy sur firy miaraka amin’ny détails BDB …)
- Auscultation ana Épanchement pleural Sy ponction.
- Miandry accouchement anaty Box tsisy Marary..
- Clinique ana deshydratation amin’ny zaza manao diarrhée Sy malnutrition tao amin’ny Pediatrie sy CAT eo no eo.
- Neonat : Maka zaza vita OC tamin’interne (aspi sns)
- Ny CAT Sy PEC : Suspicion ana AVC, tb conscience, TS @ Nuvan, intoxication alcoolique aiguë tao am Réa Med.

Sombitsombiny reo fa Mafy ny gasy raha clinique.
Manana Mpampianatra mahay sy tsara ary tsara formation ny Gasy.

Mafy ny fianarana ary tsy mora, ny stage tena ilaina satria tsy vita ny theorie ny fitsabona fa mikaonty B ny pratique.

09/11/2025
Izahay mpikambana rehetra ato amin'ny Association des Jeunes Médecins du district de FARatsiho dia faly miarahaba ny Min...
28/10/2025

Izahay mpikambana rehetra ato amin'ny Association des Jeunes Médecins du district de FARatsiho dia faly miarahaba ny Ministra Mme Docteur MANAGNA Monira, mahefà be, tahian' Andriamanitra


Address

Faratsiho

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when AJMFAR posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category