Sage-femme manakaiky anao

Sage-femme manakaiky anao Centre de soins pour femmes enceintes · Salon de soins infirmiers à domicile, consultations de con

04/08/2026

Inona ry Maman no lazain'ny vadinareo, rehefa mba manao metimety hivoaka ny trano ⁉️

03/08/2026

Vola sisa no andrasana dia manam-bola 💵

Ary ianao ⁉️

03/08/2026

Mba firy anao ato reo no mba tena miresaka aminao matetika ⁉️

01/08/2026

Inona reto manala an lay miherotra fa mba manja ihany ny tena nefa miherotra be otran'ny ksou 🐽

31/07/2026

❌️Préliminaires : safosafo sy orokoroka mialoha ny firaisana. Tsy vidina eny akory.
Sa tsy fanaonareo ❓️

31/07/2026

Vahaolana ve mamindra zanaka amin'ny sekoly hafa raha toa ka ni-double izy ⁉️

31/07/2026

📢Fa lay famadihana ve tsy maintsy misarôgirôgy ⁉️

Tsy mety ngah raha miala dia maka spéciale mande na an'antrano❓️

30/07/2026

Miala aman-janany dia avy eo mamelona vady aman-janak'olona ⁉️

Mbola azo lazaina salama saina ve ireny lehilahy ireny❓️

30/07/2026

Mba omeo anaran-jaza lay mba mamono lolo any aloha reto 🥰

Ao ambadiky ny teny marary sy mandratra fo, dia misy fon-dreny be fitiavana sy fiahiana foana.❤️ ​Tsy fankahalana akory,...
30/07/2026

Ao ambadiky ny teny marary sy mandratra fo, dia misy fon-dreny be fitiavana sy fiahiana foana.

❤️ ​Tsy fankahalana akory, fa ny fanitsianareo androany dia harena sy fiarovana ho an'ny ampitso! 🙏✨

​Tsy mora ny lalana lalovan'ny mère célibataire, fa ny fahendren'ireo Ray amand-Reny mampianatra sy mandray an-tanana kosa no fanilo manazava ny ampitso. Rehefa manitsy izy ireo, dia satria mbola tia sy te-hantoka ny hoavin'ny zafikeliny sy ny zanany.

Ho anao Mère Célibataire:
1️⃣ ​Aza kivy ary aza mitanondrika: Tsy mifarana eo ny fiainana na teo aza ny fahazoana lesona tamin'ny lasa.
2️⃣ Mitraka ho an'ny zanakao: Ny ampitso dia mbola fotsy ary azonao soratana amin'ny fomba tsara kokoa!

Ho anareo Ray aman-Dreny:
1️⃣ ​Misaotra amin'ny fitiavana sy ny fandeferana tsy misy fepetra.

​Courage daholo na ny RAD na ny mère célibataire! 🌺❤️

✅️ Manana anjara toerana lehibe ny tsirairay ka hatsaharo re tompoko ny tondro-molotra indrindra ao amin'ny ny fianakaviana.

✅️ Ny fihavanana sy ny fifampahazoana no mandresy ny zavatra rehetra.

​ 🇲🇬

Address

Itaosy

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sage-femme manakaiky anao posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share