𝗗π—₯𝗦𝗣 π— π—˜π—‘π—”π—•π—˜

𝗗π—₯𝗦𝗣 π— π—˜π—‘π—”π—•π—˜ Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from 𝗗π—₯𝗦𝗣 π— π—˜π—‘π—”π—•π—˜, Medical and health, MORONDAVA, Morondava.

La Direction RΓ©gionale de SantΓ© Publique Menabe est l'autoritΓ© responsable de la gestion et de la coordination des services de santΓ© publique dans la rΓ©gion de Menabe

𝐅𝐀𝐍𝐀𝐓𝐒𝐀𝐑𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 π“πŽπ‹πŽπ“π‘π€ 𝐀𝐑𝐀-ππ€π‡π€π’π€π‹π€πŒπ€ππ€ Tonga nanao fitsidihana amim-pomba fanajana teto amin'ny DRSP MENABE ny avy amin...
19/09/2026

𝐅𝐀𝐍𝐀𝐓𝐒𝐀𝐑𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 π“πŽπ‹πŽπ“π‘π€ 𝐀𝐑𝐀-ππ€π‡π€π’π€π‹π€πŒπ€ππ€

Tonga nanao fitsidihana amim-pomba fanajana teto amin'ny DRSP MENABE ny avy amin'ny ekipa central ny PNLT izay notarihin'Atoa coordonateur noho ny nahitana fa misy tranga na prΓ© XDR(extrΓͺme rΓ©sistance amin fanafody tuberculose fampiasa) eto amitsika.

Nasongadina tamin'izany fa tantsoraka no tena antondian'izy ireo izay niarahana amin'ny ekipan'ny CRTL.

Ka noho izany dia tanteraka ny fivoria izay niarahana tamin'ireo "MΓ©decin Prescripteur" eto ambonivohitry ny Morondava sy ireo AC ary ireo Mpisehatra rehetra amin'ny fandraisana marary eny ifotony.

Ankasitrahana ny ekipa rehetra fa indrindra ny vahiny nitondra traikefa satria sarobidy loatra ny fahasalamam-bahoaka.

𝑯𝒐 𝒂𝒏'𝒏?Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka??Hopitaly Manarapenitra Morondava SDSP Morondava'nDGFS Direction GΓ©nΓ©rale de Fourniture des SoinsorMino TOVONIRINArSDSP BELO sur TsiribihinanΓ©SDSP ManjauDirection de la Promotion de la SantΓ©SPSdsp MorombeiribihinaroSDSP Manja Direction de la Promotion de la SantΓ© FSdsp Morombe Soins
Mino TOVONIRINA
SDSP BELO sur Tsiribihina
SDSP Manja
Direction de la Promotion de la SantΓ©
Sdsp Morombe
SantΓ© Mada Connect

GASIGASY NY ZOMA TSIKA IABY!!!Ny DRSP Menabe dia mirary zoma finaritra sy feno fahasalamana ho antsika rehetra.𝑯𝒐 𝒂𝒏'π’π’š ...
18/09/2026

GASIGASY NY ZOMA TSIKA IABY!!!
Ny DRSP Menabe dia mirary zoma finaritra sy feno fahasalamana ho antsika rehetra.
𝑯𝒐 𝒂𝒏'π’π’š π’‡π’‚π’‰π’‚π’”π’‚π’π’‚π’Žπ’‚π’Ž-π’ƒπ’‚π’‰π’π’‚π’Œπ’‚ π’‰π’‚π’•π’“π’‚π’π’š
''𝑴𝑰𝑨𝑺𝑨 𝑴𝑰𝑨𝑹𝑨𝑲𝑨 𝑯𝑢 𝑨𝑡'𝑡𝒀 𝑭𝑨𝑡𝑨𝑽𝑨𝑢𝒁𝑨𝑡𝑨, 𝑴𝑨𝑡𝑨𝑺𝑰𝑻𝑹𝑨𝑡𝑨 𝑡𝒀 𝑭𝑰𝑹𝑬𝑡𝑬𝑡𝑨''
PFCOM DRSP MENABE

π…π€ππ€πŽπ•π€πŒ-ππ€πŠπˆπ’πˆππ˜ π…π€πŽππ„: ππŽπ‹πˆπŽ-𝐕𝐀𝐑-π•πˆπ“_𝐀; π…π€ππŽπŒπ€ππ€ππ€    𝐃𝐑𝐒𝐏 πŒπ„ππ€ππ„ Araka ny paik'ady ny Fitondram-Panjakana amin'ny ala...
17/09/2026

π…π€ππ€πŽπ•π€πŒ-ππ€πŠπˆπ’πˆππ˜ π…π€πŽππ„: ππŽπ‹πˆπŽ-𝐕𝐀𝐑-π•πˆπ“_𝐀; π…π€ππŽπŒπ€ππ€ππ€ 𝐃𝐑𝐒𝐏 πŒπ„ππ€ππ„

Araka ny paik'ady ny Fitondram-Panjakana amin'ny alalan'ny Minisiteran'ny Fahasalamam-Bahoaka dia ho tontosaina amin'ny volana ambony ny fanaovam-bakisiny faobΓ© hiadiana amin'ny Lefakozatra atambatra amin'ny fizarana VitA sy VAR,

Ho fanomanana izany dia tanteraka ny fivoriana teto amin'ny Biraon'ny DRSP niarahana tamin'ireo EMAR rehetra sy ny ekipan'ny UNICEF zay miasa ato amin'ny faritra Menabe, nampahafantatra ny fiomanana rehetra indrindra ny mahakasika ny fanentanana ny vahoaka sy ny hiadiana amin'ny tsaho mba haharesy lahatra ny fiaraha-monina hahazoana vokatra tsara, izany anefa dia mianga avy amitsika tompon'andraikitra voalohany,

Mankasitraka ny fahavitrihan'ny ekipa rehetra,

𝑯𝒐 𝒂𝒏'π’π’š π’‡π’‚π’‰π’‚π’”π’‚π’π’‚π’Žπ’‚π’Ž-π’ƒπ’‚π’‰π’π’‚π’Œπ’‚ π’‰π’‚π’•π’“π’‚π’π’š
''𝑴𝑰𝑨𝑺𝑨 𝑴𝑰𝑨𝑹𝑨𝑲𝑨 𝑯𝑢 𝑨𝑡'𝑡𝒀 𝑭𝑨𝑡𝑨𝑽𝑨𝑢𝒁𝑨𝑡𝑨, 𝑴𝑨𝑡𝑨𝑺𝑰𝑻𝑹𝑨𝑡𝑨 𝑡𝒀 𝑭𝑰𝑹𝑬𝑡𝑬𝑡𝑨''

PFCOM DRSP MENABE

𝐅𝐀𝐍𝐀𝐓𝐒𝐀𝐑𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 π…πˆπŽπ•π€πŒ-ππˆπ‡π„π“π’πˆπŠπ€ 𝐀𝐑𝐀-ππ€π‡π€π’π€π‹π€πŒπ€ππ€ π„ππ˜ πˆπ…πŽπ“πŽππ˜ Tonga nanatanteraka fitsidihana amim-pomba fanajana teto am...
16/09/2026

𝐅𝐀𝐍𝐀𝐓𝐒𝐀𝐑𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 π…πˆπŽπ•π€πŒ-ππˆπ‡π„π“π’πˆπŠπ€ 𝐀𝐑𝐀-ππ€π‡π€π’π€π‹π€πŒπ€ππ€ π„ππ˜ πˆπ…πŽπ“πŽππ˜

Tonga nanatanteraka fitsidihana amim-pomba fanajana teto amin'ny DRSP MENABE i Ramatoa RATSIVOARAVA Felana,
Consultante Nationale SBC polio, UNICEF,
Zay hisahana manokana aty amin'ny Faritra Menabe indrindra ny eto Morondava,

Hanome tanana amin'ny resaka fiovam-pihetsika ara-pahasalamana tsaratsara kokoa fa indrindra ho amin'ny fanaovam-bakisiny eny anivon'ny fiaraha-monina.

Manantena moa Atoa TALE ny hisian'ny vokatra tsara entina hampiroboroboana ny sehatra ny fahasalamana ary mba hampiakarana ny tahan'ny fanaovam-bakisiny ho tsara ato amin'ny faritra.

𝑯𝒐 𝒂𝒏'π’π’š π’‡π’‚π’‰π’‚π’”π’‚π’π’‚π’Žπ’‚π’Ž-π’ƒπ’‚π’‰π’π’‚π’Œπ’‚ π’‰π’‚π’•π’“π’‚π’π’š
''𝑴𝑰𝑨𝑺𝑨 𝑴𝑰𝑨𝑹𝑨𝑲𝑨 𝑯𝑢 𝑨𝑡'𝑡𝒀 𝑭𝑨𝑡𝑨𝑽𝑨𝑢𝒁𝑨𝑡𝑨, 𝑴𝑨𝑡𝑨𝑺𝑰𝑻𝑹𝑨𝑡𝑨 𝑡𝒀 𝑭𝑰𝑹𝑬𝑡𝑬𝑡𝑨''
PFCOM DRSP MENABE

Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka
Hopitaly Manarapenitra Morondava
SDSP Morondava
DGFS Direction GΓ©nΓ©rale de Fourniture des Soins
Direction du Programme Elargi de Vaccination Msanp-Madagascar.
SantΓ© Mada Connect
SantΓ© Mada Connect - SMC
SDSP BELO sur Tsiribihina
SDSP Manja
Mino TOVONIRINA
Direction de la Promotion de la SantΓ©

πŸ‡²πŸ‡¬ 𝐃𝐑𝐒𝐏 πŒπ„ππ€ππ„: π€πŠπŽπ'𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐍𝐆𝐀𝐍𝐀-π“π’π€πˆππ€ πŸ‡²πŸ‡¬Toy ny fanao isaky ny alatsinainy dia vory maro ndray ny fianakaviamben'ny Mp...
14/09/2026

πŸ‡²πŸ‡¬ 𝐃𝐑𝐒𝐏 πŒπ„ππ€ππ„: π€πŠπŽπ'𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐍𝐆𝐀𝐍𝐀-π“π’π€πˆππ€ πŸ‡²πŸ‡¬

Toy ny fanao isaky ny alatsinainy dia vory maro ndray ny fianakaviamben'ny Mpiasan'ny Fahasalamana niatrika ny fananganatsaina.

🎀Raha nitarika sy nitondra fitenenana Dr Berthelot nisolo tena an'Atoa TALE dia:

βœ”οΈNizara ireo tsara ho fantatra rehetra sy ny vaovao tokony hifampizarΓ na,

βœ”οΈNanamafy moa ny tenany fa amin'ny volana ambony dia hisy ny fanaovam-bakisiny faobe hiadiana amin'ny Lefakozatra atambatra amin'ny fizarana VitA sy
vakisiny hiarovana amin'ny Kitrotro, efa mizotra dieny zao ny fanomanana rehetra ary mampiomana antsika rehetra,

Mankasitraka ny Mpiasan'ny Fahasalamam-bahoaka iaby ary mirary soa hatrany!

𝑯𝒐 𝒂𝒏'π’π’š π’‡π’‚π’‰π’‚π’”π’‚π’π’‚π’Žπ’‚π’Ž-π’ƒπ’‚π’‰π’π’‚π’Œπ’‚ π’‰π’‚π’•π’“π’‚π’π’š
''𝑴𝑰𝑨𝑺𝑨 𝑴𝑰𝑨𝑹𝑨𝑲𝑨 𝑯𝑢 𝑨𝑡'𝑡𝒀 𝑭𝑨𝑡𝑨𝑽𝑨𝑢𝒁𝑨𝑡𝑨, 𝑴𝑨𝑡𝑨𝑺𝑰𝑻𝑹𝑨𝑡𝑨 𝑡𝒀 𝑭𝑰𝑹𝑬𝑡𝑬𝑡𝑨''

PFCOM DRSP MENABE

π™πŽπŒπ€ π†π€π’πˆπ†π€π’π˜ 𝐃𝐑𝐒𝐏 πŒπ„ππ€ππ„
11/09/2026

π™πŽπŒπ€ π†π€π’πˆπ†π€π’π˜ 𝐃𝐑𝐒𝐏 πŒπ„ππ€ππ„

π“πˆπ€πŠπŽ π‹πŽπ€π“π‘π€ 𝐍𝐘 π€π’π€πŠπŽIzy no π˜Ώπ™€π™ π™€π™©π™šπ™§π™– π™π˜Όπ™‘π˜Όπ™Šπ™ˆπ™„π˜Όπ™π˜Όπ™‰π™„π™π™„π™‰π™…π˜Όπ™‰π˜Όπ™ƒπ˜Όπ™π™” π™‘π™šπ™§π™€π™’π™–π™£π™žπ™©π™§π™– π™Žπ™žπ™’π™€π™£π™šπ™©π™©π™š, Chef CSB2 Ankotrofotsy, ao amin'ny S...
10/09/2026

π“πˆπ€πŠπŽ π‹πŽπ€π“π‘π€ 𝐍𝐘 π€π’π€πŠπŽ

Izy no π˜Ώπ™€π™ π™€π™©π™šπ™§π™– π™π˜Όπ™‘π˜Όπ™Šπ™ˆπ™„π˜Όπ™π˜Όπ™‰π™„π™π™„π™‰π™…π˜Όπ™‰π˜Όπ™ƒπ˜Όπ™π™” π™‘π™šπ™§π™€π™’π™–π™£π™žπ™©π™§π™– π™Žπ™žπ™’π™€π™£π™šπ™©π™©π™š, Chef CSB2 Ankotrofotsy, ao amin'ny Sampan-draharaha misahana ny Fahasalamam-bahoaka (SDSP) ao Miandrivazo, Fitaleavam-paritry ny Fahasalamam-bahoaka (DRSP) Menabe.

Ny mampiavaka azy ve?
- Efa 15 taona izy no Chef CSB2 tao Ankotrofotsy,
- Efa nisotro ronono tamin'ny volana aprily TΓ©o, fa nisafidy hatrany ny hanohy ny asany nohon'ny fitiavany izany.

Ankehitriny izy dia manohy izany asa izany an-tsitrapo sy am-pitiavana ho fanompoana ny mpiara-belona.

Mbola mahavita ary mavitrika tokoa manao ny asa rehetra hatramin'ny fitetezana ireo zanam-ponkotany lavitra indrindra ny tenany ary mbola mieritreritra ny hanohy izany hatrany.

"Efa nisafidy ny hanolotena hanompo vahoaka aho, ary raha mbola maharaka ny vatako dia tsy hitsahatra hanohy izany" hoy izy.
"Ny fiaraha-mientana sy ny fifanohanana teo amin'ny mpiaramiasa no lesona lehibe indrindra sy miantoka ny fahombiazana" araka ny hafatra nozarainy sy tiany hampitaina ho an'ny rehetra.

Ny Fianakaviam-ben'ny Fahasalamam-bahoaka eto Menabe dia maneho ny fisaorana sy fankatelemana anao Dokotera amin'ny fandavan-tena anananao sy ny fitiavanao manokana ny Fahasalamam-bahoaka.

𝑯𝒐 𝒂𝒏'π’π’š π’‡π’‚π’‰π’‚π’”π’‚π’π’‚π’Žπ’‚π’Ž-π’ƒπ’‚π’‰π’π’‚π’Œπ’‚ π’‰π’‚π’•π’“π’‚π’π’š
''𝑴𝑰𝑨𝑺𝑨 𝑴𝑰𝑨𝑹𝑨𝑲𝑨 𝑯𝑢 𝑨𝑡'𝑡𝒀 𝑭𝑨𝑡𝑨𝑽𝑨𝑢𝒁𝑨𝑡𝑨, 𝑴𝑨𝑡𝑨𝑺𝑰𝑻𝑹𝑨𝑡𝑨 𝑡𝒀 𝑭𝑰𝑹𝑬𝑡𝑬𝑡𝑨''

π…π€ππ€πŒπ€π…πˆπ’π€ππ€ 𝐍𝐘 π€πƒπ˜ π€πŒπˆπ'𝐍𝐘 πŠπˆπ“π‘πŽπ“π‘πŽπˆππ“π„ππ’πˆπ…πˆπ‚π€π“πˆπŽπ 𝐃𝐄 𝐋𝐀 π•π€π‚π‚πˆππ€π“πˆπŽπ π€ππ“πˆ-π‘πŽπ”π†π„πŽπ‹π„ 𝐃𝐑𝐒𝐏 πŒπ„ππ€ππ„Efatra andro natokana han...
09/09/2026

π…π€ππ€πŒπ€π…πˆπ’π€ππ€ 𝐍𝐘 π€πƒπ˜ π€πŒπˆπ'𝐍𝐘 πŠπˆπ“π‘πŽπ“π‘πŽ
πˆππ“π„ππ’πˆπ…πˆπ‚π€π“πˆπŽπ 𝐃𝐄 𝐋𝐀 π•π€π‚π‚πˆππ€π“πˆπŽπ π€ππ“πˆ-π‘πŽπ”π†π„πŽπ‹π„ 𝐃𝐑𝐒𝐏 πŒπ„ππ€ππ„

Efatra andro natokana hanamafisana ny fanaovam-bakisiny fanefitry ny kitrotro ny 07-10 septambra izao.

Tsy diso anjara amin'izany ny Faritra Menabe ka Distrika 04 no nisitraka izany: Morondava, Miandrivazo, Mahabo, Belo sur Tsiribihy.

Izao no natao dia ny mba hifehezana ny fiparitahan'ny valanaretina kitrotro ka Zaza 9-23 volana no misitraka izany fanaovam-bakisiny izany ka ny 95% amin'io salan-taona io no tanjona ezahina ho tratrarina.

Nidina teny ifotony ireo mpiantsehatra eo anivon'ny Fahasalamam-bahoaka isan-tsokajiny notarihin'i Andriamatoa Talem-paritry ny Fahasalamam-bahoaka sy ireo EMAR, ireo MΓ©decins Inspecteurs sy ny EMAD nanaramaso ny fizotry ny asa fanaovam-bakisiny ka nitety ireo CSB, ny Fokontany hatrany amin'ny zanam-ponkotany.

Isaorana ny Fitondram-panjakana amin'ny alalan'ny Minisiteran'ny Fahasalamam-bahoaka sy ny Fitaleavana misahana ny fanaovam-bakisiny amin'ny fitsinjovana hatrany ny fahasalaman'ny vahoaka.

(Sary nazahoana alalana avokoa)

𝑯𝒐 𝒂𝒏'π’π’š π’‡π’‚π’‰π’‚π’”π’‚π’π’‚π’Žπ’‚π’Ž-π’ƒπ’‚π’‰π’π’‚π’Œπ’‚ π’‰π’‚π’•π’“π’‚π’π’š
''𝑴𝑰𝑨𝑺𝑨 𝑴𝑰𝑨𝑹𝑨𝑲𝑨 𝑯𝑢 𝑨𝑡'𝑡𝒀 𝑭𝑨𝑡𝑨𝑽𝑨𝑢𝒁𝑨𝑡𝑨, 𝑴𝑨𝑡𝑨𝑺𝑰𝑻𝑹𝑨𝑡𝑨 𝑡𝒀 𝑭𝑰𝑹𝑬𝑡𝑬𝑡𝑨''

PFCOM DRSP MENABE

πŸ‡²πŸ‡¬ 𝐃𝐑𝐒𝐏 πŒπ„ππ€ππ„:π€πŠπŽπ'𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐍𝐆𝐀𝐍𝐀-π“π’π€πˆππ€πŸ‡²πŸ‡¬πŸŽ€Androany alatsinainy 07/09/26 dia Atoa Chef SMS no nitarika ny fanangana-tsain...
07/09/2026

πŸ‡²πŸ‡¬ 𝐃𝐑𝐒𝐏 πŒπ„ππ€ππ„:π€πŠπŽπ'𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐍𝐆𝐀𝐍𝐀-π“π’π€πˆππ€πŸ‡²πŸ‡¬

🎀Androany alatsinainy 07/09/26 dia Atoa Chef SMS no nitarika ny fanangana-tsaina niaraka tamin'ireo Mpiara-miasa rehetra.

Nisy ny fifampizarana ireo tsara ho fantatra sy ny vaovao nisongadina,

Nambara ary ny fisian'ny fanaovam-bakisiny hiarovana amin'ny KITROTRO na koa ny hoe: "Intensification VAR" amin'ity herinandro ity, zay andraisan'ny Distrika 4 anjara ankoatran'ny Manja ihany,

πŸ“’Entanina ary isika rehetra mba samy hitondra ny zanatsika eny amin'ny CSB sy ny toerana voatokana hanaovana izany.

Mirary herinandro finaritra ho an'ny Mpiasan'ny Fahasalamam-bahoaka iaby.

𝑯𝒐 𝒂𝒏'π’π’š π’‡π’‚π’‰π’‚π’”π’‚π’π’‚π’Žπ’‚π’Ž-π’ƒπ’‚π’‰π’π’‚π’Œπ’‚ π’‰π’‚π’•π’“π’‚π’π’š
''𝑴𝑰𝑨𝑺𝑨 𝑴𝑰𝑨𝑹𝑨𝑲𝑨 𝑯𝑢 𝑨𝑡'𝑡𝒀 𝑭𝑨𝑡𝑨𝑽𝑨𝑢𝒁𝑨𝑡𝑨, 𝑴𝑨𝑡𝑨𝑺𝑰𝑻𝑹𝑨𝑡𝑨 𝑡𝒀 𝑭𝑰𝑹𝑬𝑡𝑬𝑡𝑨''

PFCOM DRSP MENABE

SDSP BELO sur Tsiribihina
SDSP Morondava
Hopitaly Manarapenitra Morondava
SDSP Morondava
Sdsp Morombe
SDSP Manja
Mino TOVONIRINA
SantΓ© Mada Connect
Direction de la Promotion de la SantΓ©
DGFS Direction GΓ©nΓ©rale de Fourniture des Soins

π…π€ππŠπ€π‹π€π™π€ππ€ 𝐍𝐘 π€ππƒπ‘πŽ πŒπ€ππ„π‘π€π-π“π€ππ˜ π‡πŽ 𝐀𝐍'𝐍𝐘 π…π€π‡π€π’π€π‹π€πŒπ€ππ€ 𝐀𝐑𝐀-𝐏𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀𝐇𝐀𝐍𝐀 𝐃𝐑𝐒𝐏 πŒπ„ππ€ππ„(JournΓ©e mondiale de la santΓ© sexuelle...
04/09/2026

π…π€ππŠπ€π‹π€π™π€ππ€ 𝐍𝐘 π€ππƒπ‘πŽ πŒπ€ππ„π‘π€π-π“π€ππ˜ π‡πŽ 𝐀𝐍'𝐍𝐘 π…π€π‡π€π’π€π‹π€πŒπ€ππ€ 𝐀𝐑𝐀-𝐏𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀𝐇𝐀𝐍𝐀 𝐃𝐑𝐒𝐏 πŒπ„ππ€ππ„
(JournΓ©e mondiale de la santΓ© sexuelle)

Tsy diso anjara ny tato amin'ny faritra Menabe fa nankalaza ny andro iraisam-pirenena ho an'ny fahasalamana ara-pananahana anio 04/09/26,

Nosafidina manokana moa moa ny teto amin'ny "croisement Belo/Tsiribihina nentina nakalazΓ na izany satria be ny tanora no sady be Mpizahatany ao amin'ny"Allez des Baobabs",

Maro ireo tolotra ara-pahasalamana nositrahan'ny vahoaka teto zay maimaimpoana avokoa toy ny torohevitra ara-pahasalamana ho an'ny fananahana, fandrindram-piterahana, ny fitiliana maro: IST/VIH, Diabète ary ny fanaovam-bakisiny ho an'ny ankizy sy ny vakisiny MPOX,

Vory maro ny vahoaka ary isaorana tokoa, ankasitrahana ny ekipa rehetra EMAR/EMAD/CSB/Commune Bemanonga, ary ny Fokontany tamin'ny fiaraha-miasa nahafahana nanatanteraka zao hetsika zao,

𝑯𝒐 𝒂𝒏'π’π’š π’‡π’‚π’‰π’‚π’”π’‚π’π’‚π’Žπ’‚π’Ž-π’ƒπ’‚π’‰π’π’‚π’ŒMinisteran'ny Fahasalamam-bahoaka𝑰SDSP Morondava Hopitaly Manarapenitra Morondava DGFS Direction GΓ©nΓ©rale de Fourniture des Soins
PMino TOVONIRINA
SDSP BELO sur Tsiribihina-bSDSP ManjaSP Morondava
HopitalyDirection de la Promotion de la SantΓ©ioSdsp Morombe Hajatiana SΓ©raphinns
Mino TOVONIRINA
SDSP BELO sur Tsiribihina
SDSP Manja
SantΓ© Mada Connect
Direction de la Promotion de la SantΓ©
Sdsp Morombe
Hajatiana SΓ©raphin

Address

MORONDAVA
Morondava
619

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when 𝗗π—₯𝗦𝗣 π— π—˜π—‘π—”π—•π—˜ posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share