17/08/2026
𝐍𝐀𝐌𝐀𝐇𝐎𝐑𝐀 𝐌𝐎𝐑𝐎𝐍𝐃𝐀𝐕𝐀 𝐃𝐑𝐒𝐏 𝐌𝐄𝐍𝐀𝐁𝐄 𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐇𝐀 17/08/2026 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐍𝐆𝐀𝐍𝐀-𝐓𝐒𝐀𝐈𝐍𝐀
Tafavory marobe manome voninahitra ny sainam-pirenena ny Mpiara-miasa rehetra anio notarin'Atoa TALE,
🎤 Nanao jery-todika sy ny tsara ho fantatra tamin'ny herinandro lasa ny tenany raha nandray fitenenana tsy hilaza afa tsy ny hetsika maro isan-karazany zay nisy teto Morondava sy tany Mahabo ka anisany nandefa solotena fona ny Mpiasan'ny Fahasalamana niatrika izany rehetra izany,
🎤Raha ny amin'ity herin'andro ity ndray dia nizara vaoavao Atoa TALE momba ny:
✔️Ady amin'ny tazomoka ato amin'ny Distrikan'ny Manja(CAID) sy Morondava(Diffuseurs Spatiaux),
✔️Fanomanana ny fandraisana ny vahiny amin'ny"Congrès des Odonto-Stomatologistes" eto Morondava; notsindrina manokana ny mba hifanohanana sy ny mba hiaraha-mientan'ny rehetra amin'ny hetsika atao amin'ity herin'andro ity,
🙏Nisaotra ny rehetra Atoa TALE raha namarana ny resaka ary nitondra teny firariantsoa hatrany hahatody tsara ny herin'andro diavina,
𝑯𝒐 𝒂𝒏'𝒏𝒚 𝒇𝒂𝒉𝒂𝒔𝒂𝒍𝒂𝒎𝒂𝒎-𝒃𝒂𝒉𝒐𝒂𝒌𝒂 𝒉𝒂𝒕𝒓𝒂𝒏𝒚
''𝑴𝑰𝑨𝑺𝑨 𝑴𝑰𝑨𝑹𝑨𝑲𝑨 𝑯𝑶 𝑨𝑵'𝑵𝒀 𝑭𝑨𝑵𝑨𝑽𝑨𝑶𝒁𝑨𝑵𝑨, 𝑴𝑨𝑵𝑨𝑺𝑰𝑻𝑹𝑨𝑵𝑨 𝑵𝒀 𝑭𝑰𝑹𝑬𝑵𝑬𝑵𝑨''
PFCOM DRSP MENABE
Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka
SDSP Morondava
Hopitaly Manarapenitra Morondava
Mino TOVONIRINA
SDSP BELO sur Tsiribihina
Direction de la Promotion de la Santé
SDSP Manja
Hajatiana Séraphin
Santé Mada Connect
Sdsp Morombe