OMINO - Organisation Médicale Interentreprises de Nosy Be

OMINO - Organisation Médicale Interentreprises de Nosy Be Bienvenue sur la page officielle de l'O.M.I.NO. - Organisation Médicale Interentreprises de Nosy Be. L'O.M.I.NO.

Notre objectif est d'améliorer la santé des travailleurs, de réduire les maladies liées au travail et d'accompagner les entreprises dans le respect des normes de santé en milieu professionnel Cette page a pour objectif de vous informer sur nos missions, nos services, nos activités et nos actions en faveur de la santé des travailleurs et leur famille, et de la prévention en milieu professionnel. tr

availle en collaboration avec les entreprises de Nosy Be, afin d'assurer les soins, la prévention et le suivi médical des travailleurs.

31/08/2026
Avis d'appel d'offres pour élaboration du cahier des charges pour le réaménagement du 2e étage de l'enceinte de notre si...
25/08/2026

Avis d'appel d'offres pour élaboration du cahier des charges pour le réaménagement du 2e étage de l'enceinte de notre siège social

Ny OMINO dia miezaka hatrany manatsara ireo tolotra afaka omeny ho an'ireo mpikambana ao aminy. Efa misy ireo tolotra ir...
29/04/2026

Ny OMINO dia miezaka hatrany manatsara ireo tolotra afaka omeny ho an'ireo mpikambana ao aminy.
Efa misy ireo tolotra ireto izay tena ilaina satria manampy ny Dokotera hamantatra ny aretina:
- Hémogramme na NFS
- Echographie : abdominale, pelvienne, obstétrique
- ECG (électrocardiogramme)

Mise à jour de notre prestation pour nos membres - Fanavaozana ireo tolotra omenay ireo mpikambana aminay
29/04/2026

Mise à jour de notre prestation pour nos membres - Fanavaozana ireo tolotra omenay ireo mpikambana aminay

Vita soa aman-tsara indray ny Formation ho an'ireo secouriste amin'ny COMPAGNIE DES ILES VANILLE NOSY BE natao teto amin...
17/04/2026

Vita soa aman-tsara indray ny Formation ho an'ireo secouriste amin'ny COMPAGNIE DES ILES VANILLE NOSY BE natao teto amin'ny Centre OMINO nandritra ny efatra andro

12/03/2026

‼️ 𝐎̂𝐢𝐨̂!!! “𝐍𝐃𝐄𝐇𝐀 𝐇𝐈𝐀𝐍𝐀𝐓𝐑𝐀 𝐈𝐙𝐀𝐇𝐀𝐘…” ‼️

🛌 𝐅𝐨𝐭𝐨𝐭𝐫𝐚 𝐥𝐞𝐡𝐢𝐛𝐞 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐡𝐚𝐬𝐚𝐥𝐚𝐦𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐬𝐚𝐢𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐯𝐚𝐭𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐭𝐨𝐫𝐢𝐦𝐚𝐬𝐨 𝐚𝐦𝐩𝐲, 𝐚𝐫𝐲 𝐦𝐚𝐧𝐚𝐦𝐩𝐲 𝐛𝐞𝐭𝐬𝐚𝐤𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐡𝐨𝐦𝐛𝐢𝐚𝐳𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐳𝐚𝐳𝐚 𝐚𝐧𝐲 𝐚𝐧-𝐭𝐬𝐞𝐤𝐨𝐥𝐲.

𝐍𝐲 𝐭𝐨𝐫𝐢𝐦𝐚𝐬𝐨 𝐚𝐦𝐩𝐲 𝐝𝐢𝐚 :
✔️ 𝐌𝐚𝐧𝐚𝐦𝐩𝐲 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐭𝐨𝐦𝐛𝐨𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐯𝐚𝐭𝐚𝐧𝐚
✔️ 𝐌𝐚𝐧𝐚𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐟𝐚𝐧𝐭𝐨𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐭𝐚𝐝𝐢𝐝𝐢𝐚𝐧𝐚
✔️ 𝐌𝐚𝐦𝐩𝐢𝐭𝐨𝐦𝐛𝐨 𝐧𝐲 𝐡𝐞𝐫𝐲 𝐟𝐢𝐚𝐫𝐨𝐯𝐚𝐧𝐚
✔️ 𝐌𝐢𝐬𝐨𝐫𝐨𝐤𝐚 𝐧𝐲 𝐡𝐚𝐯𝐢𝐳𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐦𝐞𝐭𝐲 𝐟𝐚𝐡𝐚𝐬𝐨𝐫𝐞𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐦𝐚𝐧𝐝𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐧𝐲 𝐭𝐨𝐧𝐭𝐨𝐥𝐨 𝐚𝐧𝐝𝐫𝐨.

💡 fa :
Ho fitsinjovana ny fahasalaman’ny zaza sy hananany fifantohana tsara amin’ny fianarany, dia tsara raha matory ara-potoana ary tsy tapaka izy.

🛌 Ny ankizy 6 hatramin’ny 13 taona dia tokony hatory :
➡️ Adin’ny 8 hatramin’ny adin’ny 11 ora isan-kalina ary 30 minitra mialohan’ny hatoriana dia atsahatra ny fijerena écran (finday, tablette, fahitalavitra).

‼️Harena ny zanaka, ary sarobidy ny fahasalamany, andeha isika Ray aman-dreny hanara-maso akaiky ny torimason’ny zanatsika.‼️

-------
Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka
Direction de la Promotion de la Santé
(C): Com DPS - Martsa 2026

Vita soa aman-tsara ny Formation ho an'ireo secouriste amin'ny Royal Andilana, Royal Beach sy Vanila Hotel natao teto am...
27/02/2026

Vita soa aman-tsara ny Formation ho an'ireo secouriste amin'ny Royal Andilana, Royal Beach sy Vanila Hotel natao teto amin'ny Centre OMINO nandritra ny telo andro

Bonjour ! AVIS A TOUS LES AFFILIES DE L'OMINO NOSY BE
07/02/2026

Bonjour ! AVIS A TOUS LES AFFILIES DE L'OMINO NOSY BE

Address

Camp Vert, Hell-Ville
Nosy-Be
207

Opening Hours

Monday 07:30 - 17:00
Tuesday 07:30 - 17:00
Wednesday 07:30 - 17:00
Thursday 07:30 - 17:00
Friday 07:30 - 17:00
Saturday 08:00 - 10:00
Sunday 08:00 - 10:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when OMINO - Organisation Médicale Interentreprises de Nosy Be posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share