๐๐š๐ญ๐จ๐ซ๐š๐ฅ๐ฒ ๐๐ฅ๐ฎ๐ฌ ๐’๐š๐ฆ๐›๐š๐ฏ๐š ๐Ž๐Ÿ๐Ÿ๐ข๐ฌ๐ข๐š๐ฅ๐ฒ ๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿด

  • Home
  • Madagascar
  • Sambava
  • ๐๐š๐ญ๐จ๐ซ๐š๐ฅ๐ฒ ๐๐ฅ๐ฎ๐ฌ ๐’๐š๐ฆ๐›๐š๐ฏ๐š ๐Ž๐Ÿ๐Ÿ๐ข๐ฌ๐ข๐š๐ฅ๐ฒ ๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿด

๐๐š๐ญ๐จ๐ซ๐š๐ฅ๐ฒ ๐๐ฅ๐ฎ๐ฌ ๐’๐š๐ฆ๐›๐š๐ฏ๐š ๐Ž๐Ÿ๐Ÿ๐ข๐ฌ๐ข๐š๐ฅ๐ฒ ๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿด โœ… ๐๐š๐ญ๐จ๐ซ๐š๐ฅ๐ฒ ๐๐ฅ๐ฎ๐ฌ ๐’๐š๐ฆ๐›๐š๐ฏ๐š ๐Ž๐Ÿ๐Ÿ๐ข๐ฌ๐ข๐š๐ฅ๐ฒ ๐๐ข๐š ๐ฆ๐š๐ง๐š๐ง๐š ๐•๐จ๐ค๐š๐ญ๐ซ๐š ๐“๐ž๐ง๐š ๐๐š๐ญ๐จ๐ซ๐š๐ฅ๐ฒ ๐ž๐Ÿ๐š ๐ฏ๐ข๐ญ๐š ๐ฌ๐ž๐๐ซ๐š ๐Ÿญ๐Ÿฌ๐Ÿฌ%
๐Ÿ“ž๐…๐ข๐ฅ๐š๐ง-๐ค๐ž๐ฏ๐ข๐ญ๐ซ๐š : ๐Ÿฌ๐Ÿฏ๐Ÿณ ๐Ÿด๐Ÿฌ ๐Ÿฌ๐Ÿฎ๐Ÿฑ ๐Ÿฌ๐Ÿด / ๐Ÿฌ๐Ÿฏ๐Ÿด ๐Ÿต๐Ÿด ๐Ÿด๐Ÿญ๐Ÿฑ ๐Ÿฎ๐Ÿฌ

๐ŸŒŸ   na FIJOROANA VAVOLOMBELONA : Fahasitranana Maharitra "Ny fahasitranana maharitra dia tsy tonga ao anatin'ny herinand...
09/08/2026

๐ŸŒŸ na FIJOROANA VAVOLOMBELONA : Fahasitranana Maharitra

"Ny fahasitranana maharitra dia tsy tonga ao anatin'ny herinandro, fa vokatry ny faharetana tsy mivadika.

"Tratran'ny aretina ( Condylome ) ireto olona ireto saingy tsy kivy. Nankasitraka sy nampiasa ny traikefa ary ny fitsaboana avy amin'ny Natoraly Plus izy ireo. Rehefa nahavita ny fitsaboana rehetra teo ambany fanaraha-maso akaiky, dia milamina sy salama tsara ny vatany ankehitriny... ary tsy niverina intsony ny aretina.

๐Ÿ”‘ IREO TSIAMBARATELON'NY FAHASITRANANA :

โœ… Fahavononana : Vonona hitsabo tena sy hanova ny fomba fiainana.

โœ… Fahatokisana : Nametraka fitokisana feno amin'ny mpitsabo.

โœ… Finoana : Nino fa tsy maintsy ho sitrana.

โœ… Faharetana : Niaritra sy nanam-paharetana tamin'ny dingana rehetra.

โค๏ธ Ankino amin'ny vokatra natoraly tena azo antoka ny fahasalamanao, satria mitondra hery vaovao ho an'ny vatantsika izany!

๐Ÿ“ Fifandraisana sy Adiresy

โ€ข Toerana : Sambava Antaimby (Ampitan'ny biraon'ny Fokontany)

โ€ข Filan-kevitra sy Fanampiana :

โ€ข ๐Ÿ“ž 037 80 025 08

โ€ข ๐Ÿ“ž 038 98 815 20


๐ŸŒŸ   na FIJOROANA VAVOLOMBELONA : Fahasitranana Maharitra "Ny fahasitranana maharitra dia tsy tonga ao anatin'ny herinand...
08/08/2026

๐ŸŒŸ na FIJOROANA VAVOLOMBELONA : Fahasitranana Maharitra

"Ny fahasitranana maharitra dia tsy tonga ao anatin'ny herinandro, fa vokatry ny faharetana tsy mivadika.

"Tratran'ny aretina FIBROME ireto olona ireto saingy tsy kivy. Nankasitraka sy nampiasa ny traikefa ary ny fitsaboana avy amin'ny ๐๐š๐ญ๐จ๐ซ๐š๐ฅ๐ฒ ๐๐ฅ๐ฎ๐ฌ ๐’๐š๐ฆ๐›๐š๐ฏ๐š ๐Ž๐Ÿ๐Ÿ๐ข๐ฌ๐ข๐š๐ฅ๐ฒ ๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿด izy ireo. Rehefa nahavita ny fitsaboana rehetra teo ambany fanaraha-maso akaiky, dia milamina sy salama tsara ny vatany ankehitriny... ary tsy niverina intsony ny aretina.

๐Ÿ”‘ Ireo tsiambaratelon'ny fahasitranana :

โœ… Fahavononana : Vonona hitsabo tena sy hanova ny fomba fiainana.

โœ… Fahatokisana : Nametraka fitokisana feno amin'ny mpitsabo.

โœ… Finoana : Nino fa tsy maintsy ho sitrana.

โœ… Faharetana : Niaritra sy nanam-paharetana tamin'ny dingana rehetra.

โค๏ธ Ankino amin'ny vokatra natoraly tena azo antoka ny fahasalamanao, satria mitondra hery vaovao ho an'ny vatantsika izany!

๐Ÿ“ Fifandraisana sy Adiresy

โ€ข Toerana : Sambava Antaimby (Ampitan'ny biraon'ny Fokontany)

โ€ข Filan-kevitra sy Fanampiana :

โ€ข ๐Ÿ“ž 037 80 025 08

โ€ข ๐Ÿ“ž 038 98 815 20



  "Ny fahasitranana maharitra dia tsy tonga ao anatin'ny herinandro, fa vokatry ny faharetana tsy mivadika. Tratran'ny a...
07/08/2026


"Ny fahasitranana maharitra dia tsy tonga ao anatin'ny herinandro, fa vokatry ny faharetana tsy mivadika.

Tratran'ny aretina Kyste ireto olona ireto fa saingy tsy niletra, fa nankasitraka sy nampiasa ny traikefa ary ny fitsaboana avy amin'ny tato Natoraly Plus Sambava Offisialy . Rehefa nahavita ny fitsaboana rehetra teo ambany fanaraha-maso akaiky izy ireto, dia milamina sy salama tsara ny vatany izy ireo ankehitriny...ary tsy niverina intsony izany.
..Satria
๐Ÿ‘‰ Vonona hitsabo izy ireo ... ( ilaina Fahavononana)
๐Ÿ‘‰ Natoky, nametraka fahatokisana ... (Ilaina Fahatokisana)
๐Ÿ‘‰ Nino fa tsy maintsy ho sitrana ... ( Ilaina Finoana)
๐Ÿ‘‰ Niaritra tamin'ny fitsaboana ( Ilaina Faharetana)

โค Ankino amin'ny Vokatra natoraly tena azo antoka ny fahasalamanao satria mitondra no hery azo antoka ho an'ny fahasalamantsika!" โค

_Adresse : SAMBAVA ANTAIMBY AMPITAN'NY BIRAONY FOKONTANY

_Filan-kevitra :

โ€ข 037 80 025 08

โ€ข 038 98 815 20




โœ… ๐…๐€๐‡๐€๐’๐€๐Œ๐๐€๐‘๐€๐๐€ ๐’๐˜ ๐…๐€๐‡๐€๐’๐€๐‹๐€๐Œ๐€๐๐€ : ๐…๐š๐ง๐ญ๐š๐ซ๐จ ๐ง๐ฒ ๐ฆ๐จ๐ฆ๐›๐š ๐ง๐ฒ ๐‚๐š๐ฌรฉ๐ฎ๐ฆ ๐ฌ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐€๐ฆ๐ฒ๐ ๐๐š๐ฅ๐ž๐ฌ Maro amintsika no tsy mahafantatra ny anton...
06/08/2026

โœ… ๐…๐€๐‡๐€๐’๐€๐Œ๐๐€๐‘๐€๐๐€ ๐’๐˜ ๐…๐€๐‡๐€๐’๐€๐‹๐€๐Œ๐€๐๐€ : ๐…๐š๐ง๐ญ๐š๐ซ๐จ ๐ง๐ฒ ๐ฆ๐จ๐ฆ๐›๐š ๐ง๐ฒ ๐‚๐š๐ฌรฉ๐ฎ๐ฆ ๐ฌ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐€๐ฆ๐ฒ๐ ๐๐š๐ฅ๐ž๐ฌ

Maro amintsika no tsy mahafantatra ny antony mahatonga ny fofona ratsy na ny fivontosana eo aminโ€™ny tenda. Ireo akora fotsy na mavo kely mivangongo ao aminโ€™ny amygdale dia antsoina hoe Casรฉum. Tsy avy amin'ny sakafo izy ireny, fa vokatry ny fivorian'ny sela maty sy bakteria ao anaty amygdale voan'ny amygdalite chronique.

โžก๏ธ ๐๐˜ ๐’๐Ž๐‘๐ˆ๐“๐‘'๐€๐‘๐„๐“๐ˆ๐๐€ ๐Œ๐„๐“๐˜ ๐‡๐ˆ๐’๐„๐‡๐ŽNy :

โ€ข Tazo na hafanan'ny vatana ambony

โ€ข Mangidihidy na fahasosorana eo amin'ny tenda

โ€ข Marary rehefa mitelina rora na sakafo

โ€ข Fahaverezan-tsakafo. (tsy fahazotoan-komana)

โ€ข Sery sy kohaka miverimberina

โ€ข Fivontosana eo amin'ny faritry ny tenda

Raha toa ka miverina matetika (mihoatra nyefatra ao anatin'ny taona iray) na miteraka fahasahiranana lehibe izany, dia ilaina ny mandray fepetra haingana.

โœ” ๐•๐€๐‡๐€๐Ž๐‹๐€๐๐€ ๐’๐˜ ๐…๐ˆ๐“๐’๐€๐๐Ž๐€๐๐€

Manolotra fitsaboana voajanahary sy torohevitra matihanina ho an'ny ankizy sy ny lehibe izahay ao amin'ny ๐๐š๐ญ๐จ๐ซ๐š๐ฅ๐ฒ ๐๐ฅ๐ฎ๐ฌ ๐’๐š๐ฆ๐›๐š๐ฏ๐š ๐Ž๐Ÿ๐Ÿ๐ข๐ฌ๐ข๐š๐ฅ๐ฒ ๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿด . Tsaboina sy sorohina tsara izy io mba hiverenan'ny fahasalamanao.

๐Ÿ“ Adiresy : Antaimby Ampitany (Manoloana/Manakaiky ny Biraon'ny Fokontany), Sambava

๐Ÿ“ž Finday : ๐Ÿฌ๐Ÿฏ๐Ÿณ.๐Ÿด๐Ÿฌ.๐Ÿฌ๐Ÿฎ๐Ÿฑ.๐Ÿฌ๐Ÿด / ๐Ÿฌ๐Ÿฏ๐Ÿด.๐Ÿต๐Ÿด.๐Ÿด๐Ÿญ๐Ÿฑ.๐Ÿฎ๐Ÿฌ




๐ŸŒฟ  ๐…๐ˆ๐“๐’๐€๐๐Ž๐€๐๐€ ๐๐€๐“๐Ž๐‘๐€๐‹๐˜  ๐•๐Ž๐€๐‰๐€๐๐€๐‡๐€๐‘๐˜ ๐€๐๐“๐Ž๐Š๐ˆ๐'๐๐˜ ๐๐˜ ๐…๐€๐‡๐€๐’๐€๐‹๐€๐Œ๐€๐๐€๐Ž ๐ŸŒฟ..Mila fitsaboana azo antoka sy voajanahary ve ianao? M...
05/08/2026

๐ŸŒฟ ๐…๐ˆ๐“๐’๐€๐๐Ž๐€๐๐€ ๐๐€๐“๐Ž๐‘๐€๐‹๐˜ ๐•๐Ž๐€๐‰๐€๐๐€๐‡๐€๐‘๐˜ ๐€๐๐“๐Ž๐Š๐ˆ๐'๐๐˜ ๐๐˜ ๐…๐€๐‡๐€๐’๐€๐‹๐€๐Œ๐€๐๐€๐Ž ๐ŸŒฟ
..Mila fitsaboana azo antoka sy voajanahary ve ianao? Manolotra vahaolana mahomby ho an'ny vehivavy, ny lehilahy, ary ireo olona mijaly amin'ny aretina maharitra izahay eto amin'ny Natoraly Plus Botika Sambava Antaimby .

๐Ÿ‘ฉโ€๐Ÿฆฐ โžก๏ธ ๐‡๐Ž ๐€๐'๐๐˜ ๐•๐„๐‡๐ˆ๐•๐€๐•๐˜ :

โœ… โ€ข ๐Š๐ฒ๐ฌ๐ญ๐ž ๐Ž๐ฏ๐š๐ซ๐ข๐ž๐ง ๐ฌ๐ฒ ๐…๐ข๐›๐ซ๐จ๐ฆ๐ž

โœ… โ€ข ๐‚๐š๐ง๐œ๐ž๐ซ ๐๐ฎ ๐’๐ž๐ข๐ง, ๐‚๐จ๐ง๐๐ฒ๐ฅ๐จ๐ฆ๐ž, ๐‡๐ž๐ซ๐ฉรจ๐ฌ

โœ… โ€ข ๐๐ž๐ซ๐ญ๐ž ๐ฏ๐š๐ ๐ข๐ง๐š๐ฅ๐ž ๐€๐ง๐จ๐ซ๐ฆ๐š๐ฅ๐ž ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐ฆ๐ž๐ญ๐ฒ ๐ฌ๐ข๐ญ๐ซ๐š๐ง๐š (misy fofona, mangidy, mandeha rร , nana)

โœ… โ€ข ๐“๐ฌ๐ฒ ๐ฆ๐ข๐ฅ๐š๐ฆ๐ข๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐š๐๐ข๐ฆ-๐›๐จ๐ฅ๐š๐ง๐š ๐ง๐š ๐Œ๐š๐ซ๐š๐ซ๐ฒ ๐Ÿ๐จ๐š๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐ฅ๐จ๐ก๐š๐ญ๐š๐ข๐ ๐ง๐š ๐ซ๐ž๐ก๐ž๐Ÿ๐š ๐ญ๐จ๐ง๐ ๐š ๐Ÿ๐จ๐ญ๐จ๐š๐ง๐š

โœ… โ€ข ๐“๐ซ๐จ๐ฆ๐ฉ๐ž ๐›๐จ๐ฎ๐œ๐กรฉ๐ž๐ฌ ๐ฌ๐ฒ ๐ฌ๐ฒ ๐Œ๐š๐ง๐ ๐š๐ญ๐ฌ๐ข๐š๐ค๐š ๐ง๐ฒ ๐ญ๐ซ๐š๐ง๐จ๐ง-๐ฃ๐š๐ณ๐š

โœ… โ€ข ๐•๐ž๐ก๐ข๐ฏ๐š๐ฏ๐ฒ ๐ฆ๐ข๐ญ๐š๐๐ฒ ๐™๐š๐ณ๐š (tsy fiterahana)

โœ… โ€ข ๐“๐ซ๐จ๐ฎ๐›๐ฅ๐ž ๐‡๐จ๐ซ๐ฆ๐จ๐ง๐š๐ฅ, ๐’๐š๐ฅ๐ฉ๐ข๐ง๐ ๐ข๐ญ๐ž , ๐๐š๐ซ๐ญ๐ก๐จ๐ฅ๐ข๐ง๐ข๐ญรฉ
_
_
_
๐Ÿง” โ€โžก๏ธ ๐‡๐Ž ๐€๐'๐๐˜ ๐‹๐„๐‡๐ˆ๐‹๐€๐‡๐˜ :

โœ… โ€ข ๐…๐ข๐ฏ๐จ๐ง๐ญ๐จ๐ฌ๐š๐ง'๐ง๐ฒ ๐๐ซ๐จ๐ฌ๐ญ๐š๐ญ๐ž ๐ฌ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐ฆ๐š๐ง๐จ๐๐ข๐๐ข๐ง๐š ๐š๐ณ๐ฒ

โœ… โ€ข ๐Œ๐š๐ฅ๐ž๐ฆ๐ฒ ๐Ÿ๐ข๐ฅ๐š๐ก๐ข๐š๐ง๐š ๐ง๐š ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐š๐ฆ๐ฉ๐ฒ ๐ก๐ž๐ซ๐ฒ ๐ง๐š ๐Ÿ๐จ๐ซ๐œ๐ž

โœ… โ€ข ๐Œ๐จ๐ซ๐š ๐ญ๐จ๐ง๐ ๐š ๐ง๐ฒ ๐’๐ฉรจ๐ซ๐ฆ๐ž (รฉjaculation prรฉcoce)

โœ… โ€ข ๐๐ฅ๐ž๐ง๐ง๐จ๐ซ๐ซ๐š๐ ๐ข๐ž na ๐’๐จ๐ฅ๐จ๐ฉ๐ข๐ฌ๐จ (mandeha nana)

โœ… โ€ข ๐“๐ฌ๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ก๐š๐ฆ๐ฉ๐ข๐š๐ง'๐ง๐ฒ ๐Š๐š๐ฅ๐ข๐ญ๐š๐จ๐ง'๐ง๐ฒ ๐‘๐š๐ง๐จ๐ง'๐š๐ข๐ง๐š (tsy fiterahana)
..Raha manana olana ianao ka mila vokatra tena Natoraly

__Antsoy na Miresaha Mivantana aminay topoko
..Ny fitsaboana tsara dia mitaky faharetana mba hahazoana fahasitranana tanteraka tsy miverina intsony.

Adiresy : ๐’๐š๐ฆ๐›๐š๐ฏ๐š ๐€๐ง๐ญ๐š๐ข๐ฆ๐›๐ฒ ๐€๐ฆ๐ฉ๐ข๐ญ๐š๐ง'๐ง๐ฒ ๐๐ข๐ซ๐š๐จ๐ง๐ฒ ๐…๐จ๐ค๐จ๐ง๐ญ๐š๐ง๐ฒ

Laharana finday : ๐Ÿฌ๐Ÿฏ๐Ÿณ ๐Ÿด๐Ÿฌ ๐Ÿฌ๐Ÿฎ๐Ÿฑ ๐Ÿฌ๐Ÿด / ๐Ÿฌ๐Ÿฏ๐Ÿด ๐Ÿต๐Ÿด ๐Ÿด๐Ÿญ๐Ÿฑ ๐Ÿฎ๐Ÿฌ

Mandefasa hafatra miafina (MP) raha mila fanazavana fanampiny ianao.

๐Ÿ›‘ INONA NY ATAO HOE   ?..Ny avokavoka dia taova miaina ao anaty vata tratra izay miandraikitra ny fandraisana ny oksizen...
05/08/2026

๐Ÿ›‘ INONA NY ATAO HOE ?
..Ny avokavoka dia taova miaina ao anaty vata tratra izay miandraikitra ny fandraisana ny oksizenina ilainโ€™ny vatana sy ny fanesorana ny entona karbรดnika.

โœณ INONA IREO ANTONY MAHATONGA NY ARETINA AVOKAVOKA ? ๐Ÿฆ 

โœ… Fifohana sigara sy tabataba maloto ๐Ÿšฌ

โœ… Fofon-dratsy sy vovoka any am-piasana ๐Ÿญ

โœ… Otrikaretina toy ny Viriosy sy Baktera ๐Ÿฆ 

โœ… Loto sy setroka an-tanร n-dehibe ๐Ÿš—

โœ… Antony ara-tontolo iainana sy fototarazo ๐Ÿงฌ
โ€ข
โ€ข
โ€ข
โœณ IREO FAMANTARANA NA SORITR'ARETINA AVOKAVOKA ๐Ÿฉบ

โžก๏ธ Kohaka lava tsy mety sitrana ๐Ÿ—ฃ๏ธ

โžก๏ธ Fahasahiranana na fahatapatan-jana-pisefoana ๐Ÿ’จ

โžก๏ธ Marary ny tratra rehefa miaina na mikohoka ๐Ÿซ€

โžก๏ธ Vizana foana na tsy ampy hery ny vatana ๐Ÿ”‹

โžก๏ธ Misy rร  na tain-tratra miloko hafa ny rehoka ๐Ÿฉธ
โ€ข
โ€ข
โ€ข
โš ๏ธ NY VOKADRATSINY RAHA TSY VOATSABO ARA-POTOANA โš ๏ธ

โŒ Faharatsian'ny fisefoana maharitra (Insuffisance respiratoire) ๐Ÿซ

โŒ Fivontosana na fikorontanan'ny fo (Coeur pulmonaire) โค๏ธ

โŒ Fihenan'ny aina tampoka sy fahafatesana โšฐ๏ธ

โŒ Fiparitahan'ny aretina manimba ny vatana manontolo ๐Ÿฆ 
โ€ข
โ€ข
โ€ข
๐Ÿ”ผ MISY KARAZANY MARO NY ARETINA MAMELY NY AVOKAVOKA :

โ›” ( ) : Fahateren'ny lalan-drivotra tampoka vokatry ny tsy fahazakana zavatra iray (allergie) na ny hatsiaka.

โ›” : Fiandronan'ny nana sy rehoka ao anatin'ny avokavoka vokatry ny baktera na viriosy.

โ›” ( ) : Aretina vokatry ny bakteria Bacille de Koch izay miteraka kohaka lava sy rร .

โ›” : Ny fivontosan'ny lalan-drivotra mampitandrina mankany amin'ny avokavoka

โ›” (Cancer du poumon) : Ny fivoaran'ny sela masiaka ao anatin'ny avokavoka, izay matetika vokatry ny fifohana sigara mahery vaika.

โ›” ,pulmonaire : Ny tsentsina tampoka ny lalan-drร  mitondra rร  mankeny amin'ny avokavoka.

๐Ÿ‘‰ Misy soritr'aretina manokana tsapanao ve amin'izao (ohatra : , )?

๐Ÿ’โ€โ™‚๏ธ AZO TSABOANA VE ? ....Eny azo tsaboana tsara ny AVOKAVOKA

๐๐š๐ญ๐จ๐ซ๐š๐ฅ๐ฒ ๐๐ฅ๐ฎ๐ฌ ๐’๐š๐ฆ๐›๐š๐ฏ๐š ๐Ž๐Ÿ๐Ÿ๐ข๐ฌ๐ข๐š๐ฅ๐ฒ ๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿด dia Sambava Antaimby Ampitan'ny BIRAO FOKONTANY

FILAN-KEVITRA :

โ€ข 037.80.025.08

โ€ข 038.98.815.20

๐Ÿ”ด INONA NY ATAO HOE   ? ..Ny rhumatisme dia aretina na fanaintainana mamely ny tonon-taolana (jointures), ny hozatra ary...
02/08/2026

๐Ÿ”ด INONA NY ATAO HOE ?
..Ny rhumatisme dia aretina na fanaintainana mamely ny tonon-taolana (jointures), ny hozatra ary ny taolana. Ireo antony lehibe mahatonga azy dia ny fahanterana, ny fototarazo, ary ny fomba fiaina. ๐Ÿฉบ

๐ŸŽ‡ INONA AVY IREO METY ANTONY MAHATONGA AZY ?

โœ… : mihasimba ny taolana rehefa mandeha ny taona.

โœ… : misy fianakaviana mitondra izany hatramin' ny razana.

โœ… : lanja be loatra na fahatafintohinana na ratra teo aloha.

โœ… : fihinanana zavatra be asidra uric (miteraka goutre).
โ€ข
โ€ข
โ€ข
๐ŸŽ† IREO FAMANTARANA NA SORITR'ARETINA RHUMATISME

โžก๏ธ : marary mafy ny tonon-taolana rehefa mihetsika na miala sasatra.

โžก๏ธ : mivontona sy mafana ilay faritra marary.

โžก๏ธ : sarotra ny miondrika na mamindra toerana vao mifoha maraina.

โžก๏ธ : reraka ny vatana ary tsy afaka manao asa mafy.
โ€ข
โ€ข
โ€ข
โš ๏ธ NY VOKADRATSINY RAHA TSY VAOTSABO ARA-POTOANA

โŒ Fahasimbana tanteraka : mety ho simba tanteraka ilay tonon-taolana ka tsy afaka miondrika intsony.

โŒ Fahakiviana sy fahasembanana : lasa tsy mahaleo tena intsony ilay marary amin'ny fiainana andavanandro.

โŒ Faharatsian'ny torimaso : tsy mahita tory noho ny fanaintainana tsy mitsaha-mitombo.

๐Ÿ’โ€โ™‚๏ธ AZO TSABOANA VE ?... Eny azo tsaboana tsara ny RHUMATISME

๐๐š๐ญ๐จ๐ซ๐š๐ฅ๐ฒ ๐๐ฅ๐ฎ๐ฌ ๐’๐š๐ฆ๐›๐š๐ฏ๐š ๐Ž๐Ÿ๐Ÿ๐ข๐ฌ๐ข๐š๐ฅ๐ฒ ๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿด dia Sambava Antaimby Ampitan'ny BIRAO FOKONTANY

FILAN-KEVITRA :

โ€ข 037 80 025 08

โ€ข 038 98 815 20

" ๐‡๐จ ๐€๐Ÿ๐š๐ค๐š ๐๐š๐œ๐œ ๐ž๐ง๐š๐จ ๐‘๐€๐’๐„๐…๐Ž " ๐Ÿ‘๐Ÿ™๐Ÿฅฐโ€ขโ€ขโ€ขโ€ขโ€ขโ€ขโ€ข           โœ๏ธ Pejy ยฉ๏ธ ๐๐š๐ญ๐จ๐ซ๐š๐ฅ๐ฒ ๐๐ฅ๐ฎ๐ฌ ๐’๐š๐ฆ๐›๐š๐ฏ๐š ๐Ž๐Ÿ๐Ÿ๐ข๐ฌ๐ข๐š๐ฅ๐ฒ ๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿด
31/07/2026

" ๐‡๐จ ๐€๐Ÿ๐š๐ค๐š ๐๐š๐œ๐œ ๐ž๐ง๐š๐จ ๐‘๐€๐’๐„๐…๐Ž " ๐Ÿ‘๐Ÿ™๐Ÿฅฐ
โ€ข
โ€ข
โ€ข
โ€ข
โ€ข
โ€ข
โ€ข
โœ๏ธ Pejy ยฉ๏ธ ๐๐š๐ญ๐จ๐ซ๐š๐ฅ๐ฒ ๐๐ฅ๐ฎ๐ฌ ๐’๐š๐ฆ๐›๐š๐ฏ๐š ๐Ž๐Ÿ๐Ÿ๐ข๐ฌ๐ข๐š๐ฅ๐ฒ ๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿด

๐ŸŒŸ INONA NO ATAO HOE   ?..Ny arthrose dia aretina mitaiza mahazo ny tonon-taolana. Izy io dia vokatry ny fahasimbana sy n...
31/07/2026

๐ŸŒŸ INONA NO ATAO HOE ?
..Ny arthrose dia aretina mitaiza mahazo ny tonon-taolana. Izy io dia vokatry ny fahasimbana sy ny fahataperan'ny cartilage (ilay sosona malefaka miaro sy miantoka ny fahamoran'ny fihetsiky ny lohan'ny taolana). Rehefa mihasimba io sosona io, dia mifampikasoka mivantana ny taolana, izay miteraka fanaintainana sy fahasarotana amin'ny fihetsika.
โ€ข
โ€ข
โ€ข
๐Ÿ” INONA AVY IREO ANTONY MAHATONGA AZ ?
..Tsy misy antony tokana fa fitambaran'ny anton-javatra maro no mahatonga ny arthrose :

โœ… : Ny fahanteran'ny vatana no antony voalohany, satria mihamalemy ny cartilage rehefa mandeha ny fotoana.

โœ… : Ny fahavesatry ny vatana dia manindry sy manimba haingana ny tonon-taolana ambany (lohalika sy valahana).

โœ… : Ireo fahatapahana taloha, na vokatry ny fanatanjahan-tena mafy loatra.

โœ… : Misy olona manana rafitra taolana na cartilage mora simba hatrany am-pahaterahana.

โœ… : Asa na fomba fipetrahana manery foana ny tonon-taolana iray ihany mandritra ny taona maro.
โ€ข
โ€ข
โ€ข
โšก IREO FAMANTARANA NA SORITR'ARETINA ARTHROSE
..Miseho miandalana ireto famantarana manaraka ireto:

โ€ข ๐Ÿ˜ฃ : Marary ny tonon-taolana rehefa mihetsika na mitondra zavatra mavesatra, nefa mihena izany rehefa miala sasatra.

โ€ข ๐ŸŒ… : Mahatsiaro ho mangirifiry sy tsy afaka mihetsika tsara mandritra ny 10 ka hatramin'ny 30 minitra rehefa vao mifoha maraina.

โ€ข ๐Ÿงฑ : Lasa tsy afaka miondrika, tsy afaka mamisavisa, na tsy afaka mamelatra tsara ny rantsam-batana.

โ€ข ๐Ÿ”Š : Misy feo mikarotsaka na mitrotrotaka rehefa mihetsika ilay faritra marary.

โ€ข ๐Ÿ”ด : Mety hivonto ny tonon-taolana noho ny rano miforona ao anatiny (epanchement de synovie).
โ€ข
โ€ข
โ€ข
โš ๏ธ NY VOKADRATSINY RAHA TSY VOATSABO ARA-POTOANA
..Raha avela fotsiny ny fa tsy raisina an-tanana, dia mety hiteraka fahasarotana lehibe:

โŒ Fahasembanana sy Fahaverezan'ny Fahaleovantena : Tsy afaka mandeha intsony, na tsy afaka manao ny asa fanaon'ny isan'andro intsony ny olona.

โŒ Fiovan'ny Rafitry ny Taolana : Miova endrika tanteraka ilay tonon-taolana (ohatra: tongotra lasa miolakolaka).

โŒ Fikorontanan'ny Torimaso sy ny Saina : Ny fanaintainana mitohy andro aman-alina dia miteraka rarin-tsaina (stress), havizanana mitaiza, ary tsy fahononana amin'ny torimaso.

โŒ Fahasimbana Tanteraka : Mety ho levona tanteraka ny cartilage ka hifampikitikitra sy hifampihazona ny taolana, ka tsy afaka mihetsika mihitsy intsony (ankylose).

๐Ÿ’โ€โ™‚๏ธ AZO TSABOANA VE ? ...Eny azo tsaboana tsara ny ARTHROSE

Natoraly Plus Sambava Offisialy dia Sambava Antaimby Ampitan'ny Ampitan'ny BIRAO FOKONTANY

FILAN-KEVITRA :

โ€ข 037.80.025.08

โ€ข 038.98.815.20

๐Ÿฉบ NY MOMBA NY   1_ NY FAMARITANA (Inona moa izany?)..Ny Bartholinitis dia ny fahamaivanana na ny fiforonan'ny areti-maso...
28/07/2026

๐Ÿฉบ NY MOMBA NY

1_ NY FAMARITANA (Inona moa izany?)
..Ny Bartholinitis dia ny fahamaivanana na ny fiforonan'ny areti-maso amin'ny fihary (glandes) antsoina hoe Bartholin.

โžก๏ธ Ny toerany : Misy roa ireto fihary ireto, ny iray eo ankavia ary ny iray eo ankavanana amin'ny fidirana amin'ny fivaviana (ao ambadiky ny molotry ny fivaviana lehibe).

โžก๏ธ Ny asany : Mamokatra rano mandosotra sy mandona ny fivaviana izy ireo, indrindra mandritra ny firaisana ara-nofo.

โžก๏ธ Ny olana : Rehefa tsentsina ny fantsona mamoaka io ranom-pitiavana io, dia mitongilana ao ny rano ka lasa kista (vongana). Rehefa idiran'ny mikraoba io kista io dia mivonto, mamorona nana, ary lasa bartholinitis.
โ€ข
โ€ข

2_NY ANTONY SY NY SORITR'ARETINA

๐Ÿ”ด Ny Antony Mahatonga Azy
..Ny fahamaivanana dia vokatry ny fidiran'ny bakteria isan-karazany ao amin'ilay fihary, toy ny :

โ€ข Bakteria avy amin'ny tsinay : Toy ny Escherichia coli na Enterococcus noho ny fomba fidiovana tsy mety (mamafa avy aoriana nankany aloha).

โ€ข Aretina azo avy amin'ny firaisana (IST) : Toy ny Chlamydia na Gonocoque.

โ€ข Antony mampitombo ny risika : Ny tsy fahampian'ny fahadiovana, ny havizanana loatra mampihena ny hery fiarovana, na ny ratra madinika taorian'ny fiterahana (episiotomy).
โ€ข
โ€ข
โš ๏ธ Ny Soritr'aretina ho Tsikaritra

โ™ฆ๏ธ Vongana mivonto sady mafana amin'ny ilany iray amin'ny fivaviana.

โ™ฆ๏ธ Fanaintainana mafy loatra rehefa mipetraka, mandeha, na manao firaisana ara-nofo.

โ™ฆ๏ธ Mety mangidihidy, ary misy tazo.
โ€ข
โ€ข
3_ NY FITSABOANA AZY

Ny fitsaboana dia miankina amin'ny dingana misy ilay aretina:

๐Ÿ’โ€โ™‚๏ธ Ny Vokatra Natoraly : Ho an'ireo izay misafidy fitsaboana natoraly, azo antoka, ary tsy misy voka-dratsy (effets secondaires), ny ๐๐š๐ญ๐จ๐ซ๐š๐ฅ๐ฒ ๐๐ฅ๐ฎ๐ฌ ๐’๐š๐ฆ๐›๐š๐ฏ๐š ๐Ž๐Ÿ๐Ÿ๐ข๐ฌ๐ข๐š๐ฅ๐ฒ ๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿด dia manana vokatra 100% natoraly, efa voazaha toetra, afaka mandevona ny kista, manala ny fivontosana, ary manasitrana ireo soritr'aretina rehetra ireo.

"Raha hividy fanafody na hangataka fanazavana fanampiny".

โ€ข ๐Ÿ“ Adiresy : Sambava Antaimby, Ampitan'ny Biraony Fokontany

โ€ข ๐Ÿ“ž Filan-kevitra sy Fifandraisana :

โ€ข 037 80 025 08

โ€ข 038 98 815 20

Address

SAMBAVA AMPITAN'NY BIRAO FOKONTANY ANTAIMBY
Sambava

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ๐๐š๐ญ๐จ๐ซ๐š๐ฅ๐ฒ ๐๐ฅ๐ฎ๐ฌ ๐’๐š๐ฆ๐›๐š๐ฏ๐š ๐Ž๐Ÿ๐Ÿ๐ข๐ฌ๐ข๐š๐ฅ๐ฒ ๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿด posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share