Minnie market

Minnie market Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Minnie market, Health & Wellness Website, Tananarive, Tananarive.

👌Baosé :complément alimentaire à base de baobab et sésameRiche en calcium, magnésium, fibreApporte de l'énergieSource de...
21/11/2025

👌Baosé :complément alimentaire à base de baobab et sésame
Riche en calcium, magnésium, fibre
Apporte de l'énergie
Source de l'énergie
Aide mémoire

Bon pour les enfants, étudiants, adolescents, travailleurs, femmes enceintes

Seulement à 15.000ar

Miel millefleurs 18.000ar /L
21/11/2025

Miel millefleurs 18.000ar /L

😜Osaosa, vizambizana sy lanadanaka izany rehefa mifarana ny herinandro ‼️Fotoana hanohananao sy hanovozanao Hery indray ...
21/11/2025

😜Osaosa, vizambizana sy lanadanaka izany rehefa mifarana ny herinandro ‼️
Fotoana hanohananao sy hanovozanao Hery indray izao, hiatrehana ny herinandro Vaovao 🫡,

Maro amintsika no mitady ireny karazana produits mampatanjaka ireny,
Atoro anao anio hoe:
🫴SAFIDIO mandrakariva ny vokatra TENA NATORALY,
🫴tsy misy simika,
Vita Malagasy,
🫴Tsy misy effet secondaire,
🫴Azonao hampiasaina @ Fotoana rehetra

Misy isan-karazany azonao isafidianana tsara ato aminay :

🍯MIEL millefleurs :tantely pure 18.000ar /L

Mandefa details /en gros ihany koa izahay,

Manasa anao ary hametraka commande sy contact ary lieu de livraison,

Mandefa manerana ny nosy ihany Koa izahay

Ela izay‼️ 🌟 Miverina indray i Minnie Market! Efa vonona hanome tsiro vaovao sy tolotra manokana ho anao izahay. 🛒🇲🇬
29/09/2025

Ela izay‼️
🌟 Miverina indray i Minnie Market! Efa vonona hanome tsiro vaovao sy tolotra manokana ho anao izahay. 🛒🇲🇬

Address

Tananarive
Tananarive

Telephone

+261343556102

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Minnie market posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share