Je sais que je suis médecin

Je sais que je suis médecin Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Je sais que je suis médecin, Toamasina.

Salama e!Araka ny hevitrako, firy taona ny vehivavy no tsara mitondra vohoka voalohany???
11/03/2026

Salama e!

Araka ny hevitrako, firy taona ny vehivavy no tsara mitondra vohoka voalohany???

Za le mirelax tsara amin'ny short jean Kely destroy, manalan'azy, misotrosotro iny koa no misy manontany hoe " anao nga ...
09/03/2026

Za le mirelax tsara amin'ny short jean Kely destroy, manalan'azy, misotrosotro iny koa no misy manontany hoe " anao nga azafady le dokotera le nandray anay tamin'ny.... Inona dokotera ataoko fa Zaho io marary....."

Maninona Zao raha tsy manapaka revy otran'izany???

Tsy hoe miavona fa mba sarahina tsara tsy hitambatra kosa ny any am hopitaly sy aty amin'ny plage e!!!

Ela ela tsy fankahita antsika Zay.Ino vaovao agny?Salama daholo vé?
04/03/2026

Ela ela tsy fankahita antsika Zay.
Ino vaovao agny?
Salama daholo vé?

30/05/2025

Agnaty Centre médical

-Marary: akô marô dokotera ô???
-Acceuil: ia, ao izy ka, mandoa frais de consultation eto ianao d raisiny manaraka eo.
-Marary: za tsy raha hanao consultation fa misy raha hely agnontaniako ananjy. Teneno izy fa za mitady ananjy hoe.
-Acceuil: avy amin'iza moa azafady ?
-Marary: ....mahita fomba handresena lahatra eo foana...

Rehefa Tonga Dokotera...
Marary: ino marô dokotera aodin'ny appendicite fa marary mafy aketoko io.

Inona no tokony hovalian'ny Dokotera????🙄🙄🙄

Mbola tsara jiaby e!!!Ino mbô fikafika ahaizanareo pharmacie de garde????Sa le Mbola mitetitety mivezivezy regny anao am...
16/12/2024

Mbola tsara jiaby e!!!

Ino mbô fikafika ahaizanareo pharmacie de garde????

Sa le Mbola mitetitety mivezivezy regny anao am 2025 efa mitsikilo Ty????

Araho ao amin'ny pagen'ny Centre Médical Mahavelona ny fikafika ialagna amin'izany.

Maninona moa raha manao fitiliana alohan'ny hanaovana firaisana ara-nofo e????🤔🤔🤔 inona avy ny aretina azo amin'ny firai...
12/12/2024

Maninona moa raha manao fitiliana alohan'ny hanaovana firaisana ara-nofo e????

🤔🤔🤔 inona avy ny aretina azo amin'ny firaisana fantatrao???

Address

Toamasina

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Je sais que je suis médecin posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share