20/07/2026
𝐌𝐢𝐬𝐚𝐨𝐭𝐫𝐚 𝐚𝐧𝐭𝐬𝐢𝐤𝐚 𝐫𝐞𝐡𝐞𝐭𝐫𝐚! 💙💛
Izahay atao amin'ny Centre Médical Mahavelona dia mankasitraka ianareo ray aman-dreny, havana ary mpiahy izay nitondra ireo zaza miisa 150 namaly ny antso tamin'ny Fora Zaza Faobe , notanterahina ny 18 Jolay 2026 taty amin'ny Centre Médical Mahavelona Andranomadio.
𝐹𝑖𝑠𝑎𝑜𝑟𝑎𝑛𝑎 𝑙𝑒ℎ𝑖𝑏𝑒 𝑖ℎ𝑎𝑛𝑦 𝑘𝑜𝑎 𝑛𝑜 𝑜𝑚𝑒𝑛𝑎𝑦 𝑖𝑎𝑛𝑎𝑟𝑒𝑜 𝑚𝑝𝑖𝑎𝑟𝑎-𝑚𝑖𝑜𝑚𝑏𝑜𝑛'𝑎𝑛𝑡𝑜𝑘𝑎 𝑟𝑒ℎ𝑒𝑡𝑟𝑎 𝑛𝑎ℎ𝑎𝑓𝑎ℎ𝑎𝑛𝑎 𝑛𝑎𝑛𝑎𝑡𝑎𝑛𝑡𝑒𝑟𝑎𝑘𝑎 𝑖𝑧𝑎𝑜 ℎ𝑒𝑡𝑠𝑖𝑘𝑎 𝑖𝑧𝑎𝑜:
🔹 𝐿𝑒ℎ𝑖𝑏𝑒𝑛'𝑛𝑦 𝐹𝑎ℎ𝑎𝑠𝑎𝑙𝑎𝑚𝑎𝑛𝑎 𝑇𝑜𝑎𝑚𝑎𝑠𝑖𝑛𝑎
🔹 𝐿𝑖𝑜𝑛𝑠 𝑐𝑙𝑢𝑏 𝑇𝑎𝑚𝑎𝑡𝑎𝑣𝑒
🔹 𝐿𝑒𝑜𝑠 𝐶𝑙𝑢𝑏 𝑇𝑎𝑚𝑎𝑡𝑎𝑣𝑒
🔹 𝐴𝑁𝐼𝑀
🔹 𝐿𝑒ℎ𝑖𝑏𝑒𝑛'𝑛𝑦 𝐹𝑜𝑘𝑜𝑛𝑡𝑎𝑛𝑦 11/44
𝑵𝒚 𝑪𝒆𝒏𝒕𝒓𝒆 𝑴𝒆́𝒅𝒊𝒄𝒂𝒍 𝑴𝒂𝒉𝒂𝒗𝒆𝒍𝒐𝒏𝒂 𝒅𝒊𝒂 𝒎𝒊𝒔𝒐𝒌𝒂𝒕𝒓𝒂 24 𝒐𝒓𝒂 𝒊𝒔𝒂𝒏'𝒂𝒏𝒅𝒓𝒐, 7 𝒂𝒏𝒅𝒓𝒐 𝒊𝒔𝒂𝒏-𝒌𝒆𝒓𝒊𝒏𝒂𝒏𝒅𝒓𝒐, 𝒂𝒓𝒚 𝒎𝒂𝒏𝒐𝒍𝒐𝒕𝒓𝒂:
• 𝑭𝒂𝒌𝒂𝒏-𝒌𝒆𝒗𝒊𝒕𝒓𝒂 (𝑪𝒐𝒏𝒔𝒖𝒍𝒕𝒂𝒕𝒊𝒐𝒏)
• 𝑭𝒊𝒕𝒆𝒓𝒂𝒉𝒂𝒏𝒂
• 𝑭𝒂𝒏𝒂𝒃𝒆𝒂𝒛𝒂𝒏𝒂 𝒂𝒊𝒛𝒂𝒏𝒂
• 𝑨𝒏𝒂𝒍𝒚𝒔𝒆 𝒍𝒂𝒃𝒐𝒓𝒂𝒕𝒐𝒂𝒓𝒂
• 𝑬́𝒄𝒉𝒐𝒈𝒓𝒂𝒑𝒉𝒊𝒆 𝒐𝒃𝒔𝒕𝒆́𝒕𝒓𝒊𝒄𝒂𝒍𝒆
• 𝑽𝒂𝒌𝒔𝒊𝒏𝒚
• Soins infirmiers (tsindrona, pansement, fanadiovana sofina, fandavahana sofina, sy maro hafa).
𝐤𝐚 𝐚𝐳𝐚 𝐦𝐚𝐧𝐝𝐫𝐢𝐦𝐚𝐧𝐝𝐫𝐲 𝐦𝐚𝐧𝐚𝐠𝐧𝐚 𝐚𝐫𝐞𝐭𝐢𝐧𝐚, 𝐚𝐳𝐚 𝐦𝐢𝐚𝐧𝐝𝐫𝐢𝐚𝐧𝐝𝐫𝐲 𝐬𝐚𝐨 𝐦𝐚𝐧𝐚𝐠𝐧𝐚 𝐚𝐫𝐞𝐭𝐢𝐧𝐚