03/08/2026
๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐-๐๐ ๐๐ ๐๐'๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐'๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐. ๐
๐Tamin'ny alahelo lehibe no naharenesanay ny vaovao momba ilay haintrano nahazo an'i Bazary Kely Toamasina tamin'ny alina.
๐Maro ireo fianakaviana sy mpivarotra very fananana, very fivelomana, ary tratran'izao loza tampoka izao๐ฅฒ
๐Amin'izao fotoan-tsarotra izao, ๐ง๐ฒ ๐๐๐ง๐ญ๐ซ๐ ๐๐ฬ๐๐ข๐๐๐ฅ ๐๐ฏ๐จ๐ญ๐ซ'๐๐ข๐ง๐ dia maneho ny fiaraha-miory aminareo rehetra voakasik'izany.
๐Mivavaka izahay mba hanome hery sy faharetana anareo Andriamanitra, ary hanampy anareo hahita fanantenana indray na dia ao anatin'ny fahoriana aza.
๐Mankahery ihany koa an'ireo pompier, mpitandro filaminana ary ireo rehetra nandray anjara tamin'ny famonjena sy fanampiana.
๐ Enga anie ny firaisankinan'ny vahoakan'i Toamasina sy ny fifanohanana hamerina tsikelikely ny herinareo sy fanantenanareo niharam-boina
๐๏ธ Mirary fiononana, herim-po ary fitahian'Andriamanitra ho an'ny vahoakan'i Toamasina๐ Centre Mรฉdical Avotr'aina
"Ny fahasalamanareo sy ny maha-olona anareo no lohalaharana aminay."